Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 13/01/2006 11:00)
nangovitra i lery !!
bjr a tous izao e misy zavatra mba tiako fantarina ity, nisy sipako taloha izay dia nony nanao izahay dia nangovitra be lery tahaka ilay nahazo an'i leonardo Decaprio tamin'ilay titanic iny:-D. tsy s... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:13
Vahinala ( 13/01/2006 10:41)
Mamoafady hono ??
Hono hoa, iza amintsika namana rehetra ireto na lahy na vavy no sahy milaza fa tsy tia manao firaisana ara-nofo ? Fandre matetika mantsy ny hoe "sujet tabou" zany resaka sexe zany ka tsy tokony ho res... tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 20:15
jentilisa ( 13/01/2006 09:55)
Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...
Asa ry zareo na efa nisy nilaza tato izy ity na tsia fa soratako ihany aloha. Inona ny mahasamy hafa ny sipa amin'ny finday na tele na radio na walkman na fiara na lecteur VCD na DVD na rehefa fita... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:51
jentilisa ( 13/01/2006 09:49)
Ravalomanana sy ny fihetsika!
Tsy miditra lalina amin'izay fankahalana be fahatany aho fa mijery kosa ny lafiny fihetsik'ilay olona mihitsy. Isika dia naheno fa nihaona tam'ny manamboninahitra miaramila ny filohampirenena mivady o... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:22
fasaly ( 13/01/2006 07:46)
"tsikeran'ny sary"
mbà tsetsatsetsa tsy aritra kely ny ahy e! "possible" ve ny mba manana sary kely otran'ny an'i "hery" rehefa mamaetraka ny tsikeran'ny sary ao amin'ny sari'ny namana?????? amin'izay fantatra hoe ten... tohiny
novalian'i lapino ny 15/01/2006 21:52
diamondra27 ( 13/01/2006 07:15)
VEHIVAVY MATERIALISTA
Mba manontany ny hevitrareo lhl za hoe: ahoana ny fihetsikareo raha sendra ny vhv materialista nareo? Inona no mba moraly azonareo omena mikasika an'io... tohiny
novalian'i soasoafy ny 21/02/2006 11:15
notron ( 13/01/2006 06:12)
Na marina aza dia tsy dia filaza loatra
Mpinamana be izy roa vavy ary mifampitantara ny momba azy rehetra fa tsy dia mifanafin-javatra loatra. Avy niaraka t@ Razanbà ary ity iray ka vaky vava raha nitantara t@ ity namany hoe : - Tsy ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 18:11
xxx ( 12/01/2006 19:48)
fandihizana
misy lhl 1 sipako ,niaraka nandihi izahay si ny namanay d, nefa mbola nikoty sipa 10 angamba izy t@ io alina io, sady aminizay izy tsy mivakiloa fa mifankahita sy mifankafantara ny sipa kotiny . Fanam... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:57
lapino ( 12/01/2006 17:22)
Dinika: tsy voaray ny valin-kafatra vaovao
Toa tsy mipoitra intsony hoà izay hafatra vaovao alefa e?! Tany @ 15h30 oran'i serasera no hafatra faramparany indrindra hitako.... tohiny
novalian'i dasy ny 14/01/2006 09:51
yehel ( 12/01/2006 15:07)
Millenium challenge account.Io marina ve no hampadroso e?
Asa aloha ry zareo fa raha mahita @ aina amn-jery ny fihetsiketsehan'ny mca dia hoatrany hitondra espoir ihany miaraka @ 110 millions usd. Izy aloha raha ny fahitako avy aty ivelany mbola frais tsara... tohiny
novalian'i lapino ny 12/01/2006 17:18
xxx ( 12/01/2006 12:36)
vaky loha
misy namana 1, lhl,manambady,zaza 2.:?:oops::cry: Azo lazaina fa tsy nampoizina ny zavatra niseho fa io ny situation familialny nefa de tia vhv 1 hafa izy izao nandritra ny fotoana tsy de ela loatra.... tohiny
novalian'i nalaina ny 18/02/2006 16:07
revit ( 12/01/2006 11:56)
Bourses extérieurs
Salama daholo isika namana rehetra maneranan ny tany Izao ry reto an! anisan'ireo mba sangany ihany ny tenanay teny amin'ny oniversite ary efa nahavita fianarana soa amantsara. Maniry ny mbola hanohy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/02/2006 05:25
kala ( 12/01/2006 11:54)
Afera Bush & Chirac
Tao @ trano fisakafoanana tany Parisy i Jacques Chirac nikaly maraina (vavolombelona zà:-D:-D) : kaoatry, kroisan, besandry, dobera ary kaonfitira no kaliny. Miam:°) Niala any @'izay G. Bush nitsak... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 23:06
ido ( 12/01/2006 07:26)
Sao mba misy mahita hevitra ?
Tena sahirana be aho dia voatery mitady fanampiana ê! sao mba misy afaka manampy ahy fa tsy mahita driver ho an'ny carte graphique-ko mihitsy aho, carte efa somary taolo, tadiaviko daholo ny driver h... tohiny
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 14:49
kala ( 12/01/2006 07:07)
Ianao ve hanandrana?
Ianao ve tia mifampikasoka amin'olona ny vatanao? Ianao ve tia an'ile fofonaina kely manaitaitra eo ampototsofinao na eo @ hatokao iny? Ianao ve te-hanandrana position hafa kely : miditra avy an... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:14
kala ( 12/01/2006 06:50)
Firy taona enao?
Nanontany an'i Bebe ity zafikeliny iray : - Bebe â! Firy taona kay i Bebe ê? - Tena tsy fantatro intsony fa efa souara bebenao ka verivery memouara 8O. - Bebe kou masosotra. Za kou ange tsy mahal... tohiny
novalian'i kala ny 15/02/2006 06:25
kala ( 12/01/2006 06:35)
Fa nanin anareo i G Bush ê!
Nalain'ol ankeriny teny @ autoroute i G. Bush nandritry ny le ora fisesehan'ny fifamoivoizana iny (ambohitaiazy). Niala any le tary anakiray nikapokapoka le fitaratra.Nidina ny mpamily. "fahoana r... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/01/2006 20:22
diamondra27 ( 12/01/2006 06:18)
fanontaniana hafahafa
misy olona natokana tsy hanana chance @ fitiavana ve? Raha eny,inona no mahatonga izany? Raha tsia nahoana no misy mimenomenona foana fa misy olana eo @ fitiavana... tohiny
diamondra27 ( 12/01/2006 06:01)
PROTESTANT
Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava d... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 00:37
revit ( 12/01/2006 05:28)
Karana be Ankadifotsy
Tena milay mihitsy ny ataon'iokarana be ao ankadifotsy io fa lasa mahay informatika daholo ny tary eto @ tanàna, sa ahoana hoy ianareo Ny mahagaga ahy fotsiny dia nahoana ary i lery no tsy voararan'... tohiny
novalian'i cheboman ny 06/02/2006 03:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1873