PROTESTANT

1. diamondra27 ( 12/01/2006 06:01)
Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava de angatahina mba hanolotra hevitra.
protestant évangelique
protestant baptiste
protestant pentecotiste
protestant église réformée
FJKM
FPMA
mety mbola misy hafa ihany koa
Dia inona no maha samy hafa azy ireo?
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 00:37
2. diamondra27 ( 12/01/2006 06:42)
ao koa ny adventista
loterana
anglikana
3. jentilisa ( 12/01/2006 09:20)
Ny anglikana efa niteny hoe tsy protestanta fa mirona kokoa amin'ny katolika amin'ny fomba fanao aza!
4. olona ( 12/01/2006 09:35)
diamondra27:

Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava de angatahina mba hanolotra hevitra.
protestant évangelique
protestant baptiste
protestant pentecotiste
protestant église réformée
FJKM
FPMA
mety mbola misy hafa ihany koa
Dia inona no maha samy hafa azy ireo?


Raha ny fahazahoako azy :
protestant évangelique : ???? evangelique daholo
protestant baptiste : nampiditra ny fanaovana batisa olon-dehibe
protestant pentecotiste : mampihatra fa manasitra jesosy ary ny fiasan'ny fanahy masina dia azo tsapain-tanana.
protestant adventiste : mampihatra fa sabata no Andro fiankohofana.
protestant apokalipsy : milaza fa Jesosy dia maty alarobia fa tsy zoma.
sns

Tsara ho marihina fa samy manana zavatra tsy hitan'ny teo aloha hitany izy ireo ary mampiasa ihany koa ny hitan'ny teo aloha.

Asa na ao zany fahitako azy zany na tsia


5. ido ( 12/01/2006 09:55)
Adi-hevitra no atao dia tsy maninona. Hevero ohatran'ny hoe manala azy Saingy izao : aza atao manova ny finoanao izany. Minoa ny Tompo. Tsidio ity site ity dia saintsaino tsara http://connaitredieu.com . Nandéndé tato anaty serasera aho dia tonga tany @ site STK LYON/FCE izany dia nandeha foana. Avy eo aho dia tonga teo @ io site atoroko anareo io. Dia variana telo, ora maromaro.
6. dadabe ( 12/01/2006 10:40)
hummmmmm !!! izany hoe isaky ny mahita fahamarinana izany dia tokony hisy protesta foana e
7. Vahinala ( 12/01/2006 11:07)
Ny fahafantarako azy aloha taminzay nianatra katekomena dia hoe 1 ihany ny fiangonana protestant tany amboalohany, Calvin sy Luther no nanagana azy io, avy ao amin'ny katolika ihany izy ireo taloha, Luther avy eo namorona ny fiangonana loterana ary calvin dia io fivavahana arahin'ny FJKM amzao fotoana io, tsy dia haiko loatra izay mampiavaka azy fa ireo sasany izany taty aoriana ndray vao nisokatra.

dadabe > D aza totofana fanontaniana njay za an, ampio ze lazaiko ra marina hihihihihihi:*:*:*
8. dadabe ( 12/01/2006 11:37)
vahinala > ohatra hoe protestanta ambondrona :wink:
:*:*:*
9. moi ( 12/01/2006 11:54)
Tsy Protestant ve ny Orthodoxe ?

Fa ny pentekotista no tena nizara be dia be ;
Ao ny Jesosy Mamonjy, Assemblée de Dieu, Rhema, Guerriers du Christ, FAAK, Fiangonan'ny Mpandresy, Foyer évangélique International, Ara-pilazantsara, HKF, MRE... Ny Apokalipsy toa Adventista mandray pentekotista...
10. dadabe ( 12/01/2006 14:06)
vahinala > dia taorianan'i calvin sy luther dia mbola nisy andry Jean us, dia mbola tao ihany koa ry Elen Gold white , dia mbola tao ihany koa ry reverend Andrianarijaona andriamanampy , di atao koa ry pasitera mailhol, de tao koa ry Pasitera Daniel rajakoba , de tao koa ry marozevo , de ......:{:{:{
11. aly ( 12/01/2006 16:32)
Adinonareo ny FPVM fiangonana protestante vaoavao
zny hoe misy ny nofy ao no milaza izay hiseho
12. marozevo ( 12/01/2006 23:38)
dadabe:

vahinala > dia taorianan'i calvin sy luther dia mbola nisy andry Jean us, dia mbola tao ihany koa ry Elen Gold white , dia mbola tao ihany koa ry reverend Andrianarijaona andriamanampy , di atao koa ry pasitera mailhol, de tao koa ry Pasitera Daniel rajakoba , de tao koa ry marozevo , de ......:{:{:{



Marozevon'ialahy taiza koa ? Za leity lazaiko amin'ialahy fa katolika tsy misy fika ah..
13. marozevo ( 12/01/2006 23:45)
sao dia heverin'i dadabe hoe tezitra aho eo ambony eo ahn... tsia, tsy tezitra aho fa manao aksan kely fotsiny. Okay !
14. naritsimba ( 13/01/2006 04:15)
Protestant = tsy katôlika

Ny katôlika no fivavahana voalohany dia nizara 2 vokatry ny atao hoe "reformasiona" ka niteraka ny Protestanta na ny "Eglise reformé" t@ andron'ny Lotera sy Calvin.

15. fijo ( 13/01/2006 04:33)
amiko koa dia io voalazan'i naritsimba io n ekeko.fa avy eo resaka ady seza sisa
16. majesty ( 13/01/2006 04:33)
naritsimba:ny mpianatr'i Jesosy no fiangonana voalohany dia noho ny fampifangaroana ny fanao t@ Romana jentilisa(izay mpanompo sampy sy mpivavaka @ masoandro ka nanokana ny alahady ho andron'ny masoandro SUNDAY) sy ny fiangonana kristiana no niteraka ny fiangonana katolika t@ taona 530,izany no nahatonga ny fiangonana katolika nantsoina hoe EKAR "Eglise KAtolika Romana"
17. diamondra27 ( 13/01/2006 06:47)
tena mahaliana doly tokoa zany tantaran'ny fiangonana 'zany
18. dadabe ( 13/01/2006 07:11)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 13-01-2006 03:45:22
Lohateny : Re : PROTESTANT
sao dia heverin'i dadabe hoe tezitra aho eo ambony eo ahn... tsia, tsy tezitra aho fa manao aksan kely fotsiny. Okay !


:D:D:D:°)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 13-01-2006 08:33:59
Lohateny : Re : PROTESTANT
naritsimba:ny mpianatr'i Jesosy no fiangonana voalohany dia noho ny fampifangaroana ny fanao t@ Romana jentilisa(izay mpanompo sampy sy mpivavaka @ masoandro ka nanokana ny alahady ho andron'ny masoandro SUNDAY) sy ny fiangonana kristiana no niteraka ny fiangonana katolika t@ taona 530,izany no nahatonga ny fiangonana katolika nantsoina hoe EKAR "Eglise KAtolika Romana"


ampiana kely : nomen'i amperora JUSTINIEN fahefana mihitsy ny evekan'i roma t@ 476 apres Jesus Christ , mba ho filohan'ny eglizy katolika rehetra manerantany (universelle)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 13-01-2006 10:47:49
Lohateny : Re : PROTESTANT
tena mahaliana doly tokoa zany tantaran'ny fiangonana 'zany


iee sady mahaliana oo ?

ary mba lasa aiza aza i vahinala izay :-w
19. Vahinala ( 13/01/2006 08:52)
dadabe > Mbola ito za fa efa no comment e, io nolazaiko ihany ny hevitro tsinn ko !:*:*:*:*
20. majesty ( 13/01/2006 09:56)
diamondra27:ié sady mafinaritra ny mahalala an'izany,dia @zay kou mba tsy mandeh anjambany fa mba fantatra tsara ilay inoana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3019