vaky loha

1. xxx ( 12/01/2006 12:36)
misy namana 1, lhl,manambady,zaza 2.:?:oops::cry:
Azo lazaina fa tsy nampoizina ny zavatra niseho fa io ny situation familialny nefa de tia vhv 1 hafa izy izao nandritra ny fotoana tsy de ela loatra.:?::)
tsapanay fa tena fitiavana(l) no itiavany an'io vao2 io.
satria milamina mintss ny sainy rehefa :-*miaraka zareo ,ary refa misara-toerana kely zareo de matsiaro potika mintss izy:( .lasa nampirafy izy le mba maotina2 teo ,mampalahelo de milaza izy fa hisaraka amy vadiny mba hiarahany amy le vao2:8O:?:
tsy te hisaraka amy le faharoa izy nefa matahotra ny ho avin'ny ankizy?
inona no atao
novalian'i nalaina ny 18/02/2006 16:07
2. lapino ( 12/01/2006 12:51)
Iza no tiany kokoa, iza no manan-danja aminy kokoa:
- ny fiainany izy irery ve sa ny fiainan'ireo zanany roa?
- ny fibitabitaky ny fony adala ve sa ny haja sy hasin'izany atao hoe "mariazy" sy "ankohonana"

Ary zavatra iray koa: tena tsy vonona mihitsy ve izy hi-assumer ny lalana nosafidiany haleha, ary nanaovany voady?
xxx:
tsapanay fa tena fitiavana(l) no itiavany an'io vao2 io.

Sao dia mba ianao io ihany àry ilay "vhv vaovao"? Raha izay dia mila mieritreritra ianao, fa misy tsy mety avy aminao!
3. lemenakely ( 12/01/2006 15:11)
indrisy!!!
4. ravakamalala ( 12/01/2006 15:22)
tadidio fa ny vao tsy manitra no ratsy fa rehefa tonta dia iray ihany e.

Eritrereto hoe misaraka izy zao, afoiny ny zavatra rehetra efa niainany tam ny vadiny, afoiny ny zanany, tsinotsinivina ny mariazy, ny vavan olona moa tsy lazaina intsony, dia miaraka izy sy rasipa kely vao2 dia any aoriana any mahita vhv tsaratsara ndray izy dia hisaraka indray? na koa hoe hitany fa toa ilay vadiny ihany no tena tiany, dia ahoana?

Mba asaivo mieritreritra ihany e!8O
5. fasaly ( 12/01/2006 15:33)
ka atao ahoana fa rehefa tsy moisy tsony ny fitiavana de tsyazo forcé-na handeha fa aza adino raha mbola tia ny vady-ny ao antrano de lay hoe todim-pitia manodiava, fa tena manody reny an!
olon-dehibe izy mahaklala zay tokony hataony.
6. kally ( 12/01/2006 16:28)
Ahoana moa no ilazanao ry xxx fa tena fitiavana io hitanareo sa ry zareo io? Lazao zareo fa izany tena fitiavana izany hono hoe tsy miondrika ny migoka azy.
Lazao zareo hoe aza taitaitry ny vaovao hoe fa diniho ny eo an-tanana fa sao vao tsy manitra no ratsy fa rehefa tonta iray ihany.
7. Veloo ( 12/01/2006 18:09)
rehefa misy ny fatahorana sy fiheritreretana ny ho avy ny ankizy dia tokony mijanona eo @ ilay vady voalohany izy... rendra2 tsy aharitra io, sy juste fitivan-tena kely eeee.. fa mbola ho tiany fona ny vady voalohany ... dia mazoto hono oe oy Veloo :wink:
8. Veloo ( 12/01/2006 18:10)
adiniko ity iray ity tsinjovy ny ankizy fa hahantra eeeeeee:(
9. hesham ( 12/01/2006 18:20)
oupssss maninn raha tiavinao otran`ny itiavanao an`ilay vhv vao2 ny vadinao ee , sarotra be ny isarahanao amin`ny vadinao indrindra raha efa niteraka ianareo , tsy mora io fanapahankevitra io indrindra raha tafalatsaka fa sao hanenina eee , diniho tsara , fa hijaly koa ny zaza anie eee
10. tyfoly ( 12/01/2006 19:06)
za vhv koa aza miodina, ianao lhl miodina , nefa ianao toa malemy fisainana sy kanosa , za manambady, nefa mametraka principe za we tsy hisaraka ary tsy hametraka anireo zanako tsy hanandray mihitsy , ny kamboty aza tsy fidiny , raha vhv no handaozanao ny vadi aman-janakao d diso ary hovay ny fisainana , ny ambony d ny ankizy fa tsy ny fitiavana vao nitsiry, ny vady azo solona fa ny zanaka tsy azo soloina velively !, isaky ny vhv mahataitra ny fonao zany d hiova lasy foana , ny vadinao nefa hendry!, tsy mety ny ataonao fa alao ao antsainao ny fisarahana ary mivavaha mafy anohatra ny fankampanahy , miaraha 4taona @ ilay vvao ka raha tianao izy mandritra ny 4 taona , d fitiavana , fa ny vao anie tsara sy mami foana , hotrany ianao t@io vadi niterahanao!,ary matoa koa anie vhv manaiky hiaraka @nao nefa fantany we manambady amanjanaka ianao d efa vhv ratsy toetra koa zany , mpandrava tokantranon'olona , en plus,VHV TSY FALAINA VADY ZANY, aleo mitadylhl libre izy fa tsy lasa ka !, sa tsy mahita fa efa ratsy passeport?
MAHEREZA ! azafady @ ilay fomba fiteny fa tena nalahelo b za namaki ilay ttrtsy!
11. Veloo ( 12/01/2006 19:13)
tyfoly a marina mihtsy retsy ny tenin-njy tena misy fahendrena be ao anatiny ary ataoko fa hieritreritra iza manao an'io ..
12. Vahinala ( 12/01/2006 20:36)
xxx > Lazao izy hoe ento ampisainana ny zavatra rehetra, tsy misy afaka ny hanery azy tsinona fa na hiteny aza ny manodidina dia mety hanao izay di-dohany ihany izy, apetraho aminy fotsiny ny fanontaniana hoe vonona ny hizaka ny vokan'izany ho ataony ve izy raha hisaraka amin'ny vadiny tokoa, tsy hisy nenina ? Raha manaiky izy dia asaivo miverina mieritreritra fanindroany indray aloha satria matoa izy efa nanorina ankohonana dia ataoko fa izay koa no tao antsaina tamin'ny voalohany hoe vonona izy.
13. fijo ( 13/01/2006 04:24)
zaza fito tsy mahafehy trano,io koa resaka fitiavana,ka na 10 anaka aza,rehefa tsy ao le zavatra aleo mipitsika moramora e.tsy hifanomezan tsiny izany
14. pika ( 13/01/2006 04:34)
ny fitiavana no manafana ny tokantrano ary ahitan'ny ankizy fifaliana sy fahasambarana
raha ny hevitro aloha rehefa tsy ao intsony ny fitiavana dia toa elo ao an-trano mety ho gidragidra lava sns dia tsy vao maika ve hijaly ny zaza

sosonkevitra tokony handinintena tsara izy hoe efa tena tsy tiny intsony ve ny vadiny raha mbola mitepo fitiavana izy dia tokony ajanony ilay sipany fa tsy mampirafy; raha tsy misy fanafana intsony dia ny zanaka aza arina fa jereo sy tsidiho ary omeo azy ny fanampiana sahaza azy
15. Herimiafina ( 13/01/2006 06:05)
xxx:

misy namana 1, lhl,manambady,zaza 2.:?:oops::cry:
Azo lazaina fa tsy nampoizina ny zavatra niseho fa io ny situation familialny nefa de tia vhv 1 hafa izy izao nandritra ny fotoana tsy de ela loatra.:?::)
tsapanay fa tena fitiavana(l) no itiavany an'io vao2 io.
satria milamina mintss ny sainy rehefa :-*miaraka zareo ,ary refa misara-toerana kely zareo de matsiaro potika mintss izy:( .lasa nampirafy izy le mba maotina2 teo ,mampalahelo de milaza izy fa hisaraka amy vadiny mba hiarahany amy le vao2:8O:?:
tsy te hisaraka amy le faharoa izy nefa matahotra ny ho avin'ny ankizy?
inona no atao

Tsy ampy contrôle emmotionel izany olona izany, zatra ilay fiainana conte de fée, mila mihiratra izy hahalalany kokoa ny réalité-ny fiainana izay tsy laniana amin'ny fitiavana fotsiny ihany.
Tsy mba manana loisir angaha i nedala? Passion hafa? Matetika mantsy refa tsy misy atao dia ny fitiavana no hanalana azy ka toa mahatsiaro banga raha tsy misy an'io.

16. diamondra27 ( 13/01/2006 06:41)
aza milalao fitiavana fa ianao no ifoterany io eo a!

mampalahelo nge zany mandratra fo zanak'olona zany e!

nefa koa moa le ranamana tery ambony tery niteny fa maontina le bandy taloha ka mety zao le izy vao mipoitra ny pulsion sexuelle, hein tandremo an, malama maina nge 'ty tany 'ty e!

le fiainana oa de zay foana , raha le sipa no hendry de le bandy zay manitsakitsaka, kaneka ny bandy refa sendra le vhv sarotiny reny tsy afamikofoka mitsy fa matahotra ery.

Amin'ny sisa ry reto de ataovy toy ny elastika ny fitiavana a! sintony kely de avotsotra harary fa ho tamana ny olontianao, raha zatra le fahatsorana foana izy de leo, de raha zatra kapoka na ory foana koa izy de tsy hatanty fa ampifandimbiasina ireo, indraindray tiavina be, indraindray atao saropiaro, indraindray ampifilafilaina, indraindray atao romantika , etc...
surprise, voyage, manège, aventure(robinson crusoé na tarzan) cinéma , théâtre, resto, spectacle, fa tsy ao antrano lava ao
17. Rammone ( 13/01/2006 07:10)
afidy tokana fontsiny no omeko na ianao na ny zanakao dia anjaranao no mieritreritra.
18. xxx ( 13/01/2006 07:42)
Dia aza mitsara loatra ilay bandy ianareo
izaho mantsy sipa mitovy cas amin'ny mpanoratra
rehefa sendra ny tena fitiavana ....(l)
19. lilbon ( 13/01/2006 07:50)
sss toa resabe !rah za lery de domiko daholo klou de sady misaina milamina fotsiny
de avy katsaka anaty lapoaly izy 2 de ze tsy mahatanty miaps
hihihihihi:P:P
20. Fantara ( 13/01/2006 07:59)
Bandy tsy matotra izany, manary zanaka roa izany pour une autre petasse sans tete vaoavao (vevavy mpangala-badin'olona) ka handoliako mihintsdy ny lanitra hanafay azy... Ho bhitanty eo ny ahazo azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5658