vaky loha

41. lilbon ( 16/01/2006 11:43)
rah ny fahitako azy de we anjaranao ry xxx ny mandinika ny ho avinao
tsarovy koa fa raha\\\"in1 no manary vady ,in2 manary harena\\\"
ary raha \\\"misao-bady tanora , ka manome zara ho an\\\'ny sasany\\\"
lanjao tsara ny tokony hatao de aza mitsambiki-mikipy fa alaivo aloha alaivo aoriana ny pour sy ny contre e!
42. lilbon ( 17/01/2006 03:47)
toa tsiss niteny tsony le hahahha
43. xxx ( 05/02/2006 21:38)
miarahaba anareo!
voalohany indrindra aloha, samy misy mahamarina izay teneniny tsirairay avy! ho ahy manokana dia miankina amin'ilay oul irery ihany io! ianao no miaina ao fa tsy ny oul miresaka eto akory! mora ny miteny fa ny tena miaina @ situationao tsy ho fantatray mandrakizay!izay fantatrao fa mety @ fiainanao atao!.Bon courage amin'izay deçisions raisinao rehetra.
44. nalaina ( 18/02/2006 16:07)
enao angamba le vhv eh! ny tena marina de asaivo henoiny tsara aloha ny fitempon'ny fony ndrao de filana noho ny tsy fahampiana tamin'le taloha fotsiny no mahamaimay azy hiova any aminao, de asaivo manapa-kevitra izy ,fa enao aza de variana aminy eo fa hein!... sao de tsy hohaniny enao no tsy ariany ka ho lo fotsiny eny an-tanany eny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3462