vaky loha

21. Vahinala ( 13/01/2006 08:37)
xxx > Tsy fanomezantsiny azy izany fa mba hitenenana azy hoe mila fisainana daholo ny zavatra rehetra, izy no mahafantatra ny aty tokantranony mety misy antony tokoa matoa lasa raikipitia amin'olonkafa izy dia iay no lazaiko hoe azy rery ny fanapahankevitra fa mila mieritreritra tsara izy mba tsy hisy nenina any aoriana, zavatra ratsy indrindra eo amin'ny fiainana mantsy zany manenina izany.
22. Lili2004 ( 13/01/2006 08:59)
Mba ampy azy kosa le hafatra rehetra nomenareo teo e, samy misy marina daholo fa teneno fotsiny izy ry xxx hoe matoa manao de mahazaka izay ho fipoakany fa tsy mitaraina etsy sy eroa. De mahereza e!
23. majakely ( 13/01/2006 09:40)
ilay fo kou otran adaladala e?'tsy voafehy mihintsy....
24. Angie ( 13/01/2006 10:14)
Gravy zany marina, aza manody ihany aloha e.

maka saina tsara aloha vao mandray decision ary raha mpino ilay ranamana dia mivavaha mafy fa tsy mora izany fiainana izany. Indrindra fo ho an'ny ankizy.

Mahereza marina
25. luna ( 13/01/2006 11:18)
voalohateniko dia faly miarahaba anao tratry ny taona eh, manaraka izany dia izaho moa izao vao mba manoratra ka ny hevitra azoko omena dia : ny important dia ny milaza ny marina @ izy roa. ny fiainana anie mandalo eh,aza atao ny ankizy mihintsy no motive hijanonanao @ ilay1 fa raha toa ka tsy misy intsony ny fitiavana azy aleo mitsotra ny marina....sady ny fiarahana feno lainga tsy lasa lavitra .
26. mandrindra ( 13/01/2006 14:33)
miombokevitra amin'i fijo sy luna.
Tsy ny fijanonana ao anatin'ny tokantrano tsy misy fitiavana no mahasoa ny ankizy.
27. tyfoly ( 13/01/2006 15:28)
iza moa milaza we tsy tiany io vadiny io , tiany anie izy io fa taitaitra ny akanga tsara soratra fotsiny , rehefa elaniela tsy ho tiany indray anie io sipa io e!, vady tsy naninona azy hendry aza nipitsihany koa maika fa vhv mpangala-badin'olona tsy vao mai hataony hitsaka sy tsy ho asiana fotony !,any izy vao aneninana, ka zay no antoni anorona azy hvt aminizao fa sur za we tsy maintsy hiverina @ io vadiny io foana izy , indrindra moa rehefa mety tsara zay ny fiainan'ilay ramatoa!tsy aiko aloa fa zay ny hevitro e!mmmmm!!
28. Vahinala ( 13/01/2006 16:04)
tyfoly > Matoa koa izy taitra tamina vehivavy hafa dia mety misy olana angamba ao antokantranony fa tsy tonga tonga ho azy izany, ny fankamapanahy betsaka ka naninona hatrizay voatohitra ihany fa zao izy vao tena tsy naharesy intsony ?
29. ravakamalala ( 13/01/2006 17:08)
mandrindra:
Tsy ny fijanonana ao anatin'ny tokantrano tsy misy fitiavana no mahasoa ny ankizy.


tsy ny fitiavan i dada sy neny te hifanala kilaoty taloha no tokony hijalian ny ankizy aty aoriana.
30. Veloo ( 13/01/2006 19:49)
Fantara ayayayay mahery be zany teninao zany...
aza manary ny akoho taman-trano fitsny e... ilay akanga tsy aharitra:wink:
31. ravakamalala ( 14/01/2006 14:49)
sady ny akanga anie mafy rehefa hohanina e! raha tsy tsara ny cocotte , dia tena mafy be ny henany, tsy aleo ihany akoho!!! iny mafilotra! :wink:
32. Vahinala ( 14/01/2006 15:20)
ravakamalala > Atao ro tsala beu ! :-D:-D:-D
33. ravakamalala ( 14/01/2006 15:27)
f'hita hoa akia.
34. Veloo ( 15/01/2006 02:45)
ny vorotsiloza ry reto no tsara a :-D:-D:-D
35. ravakamalala ( 15/01/2006 10:48)
=))=))
36. Vahinala ( 15/01/2006 10:58)
Veloo > Ary raha gana ka ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. Veloo ( 15/01/2006 23:43)
ravaka :-D:{:-D:-D:-D:wink:
o ry kala vahinala a tssssss gana retsy ratsy a :-D:-D:-D:-D
38. xxx ( 16/01/2006 10:41)
tsy de afa-po za t@ le valin-teny azoko t@sasany !
hay ve ho an'ny sasany na efa tsy mety intsony aza le tokan-trano de tsy maintsy iharetana ao .
tsy de niova t@ le fihevitra t@1900 ihany we "ny tokan-trano de fihafiana ".8-)
de mba ahoana le we "personne n'a le droit de souffrir ,la vie est trop court, et on ne vit qu'une fois":(:(:(
39. lilbon ( 16/01/2006 10:46)
izao tokoa le we "havana mba mitaraina de torahana voatabia e"
raha nilaza ny problemanay teto zahay de fiantsoana tody no azo teto fa tsy torohevitra .8O
misaotra ireo malala-tsaina nanoro hevitra aloha na de vitsy aza e!:D:)
aza manody tokoa e!:)
nanenina nanoratra e
40. Vahinala ( 16/01/2006 10:47)
xxx:

tsy de afa-po za t@ le valin-teny azoko t@sasany !
hay ve ho an'ny sasany na efa tsy mety intsony aza le tokan-trano de tsy maintsy iharetana ao .
tsy de niova t@ le fihevitra t@1900 ihany we "ny tokan-trano de fihafiana ".8-)
de mba ahoana le we "personne n'a le droit de souffrir ,la vie est trop court, et on ne vit qu'une fois":(:(:(



Tsy hoe tsy maintsy hiaretana akory fa mba lanjalanjaina koa ny atao dia tsy maintsy mieritreritra izay mety ho vokany, matoa izy afaka nitia olona hafa mety tena nisy olana tokoa angamba ny tokantranony ka zay lay lazaiko hoe asaivo mandinika izy fa tsy misy afatsy izy irery ihany no afaka manapakevitra ny amin'izany, tsarovy anefa fa betsaka ny conséquence n'izay aoriana ka dia tsy maintsy muvonona izy mihatrika izany.

Veloo > Za retsy tia gana an, atao nahandro gasy knou ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3545