Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 18/01/2006 04:34)
fifamelana hono e,
amin'izao fotoana izao,dia midradradradra ny mpanohatra ,fa tokony hatao ny fampihavanam pirenena,sy ny famelana fao be ao madagasikara. nisy tranga efa nisy mitovy amin'io,izay nitranga tany chlilie... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:19
fijo ( 18/01/2006 04:24)
"sage" hono.
raha namaky ny midi androany aho dia lasa saina ihany nahita ity lahatsoratra iray mikasika ny olona dimy lazainy fa azo hianteherana raha toa ka."sage" hono. ny olona voatanisa tao moa dia ny kardin... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:08
xxx ( 18/01/2006 03:45)
Karana, tsy manakalo vola amin'ny gasy
Dia mahagaga rey olona fa ny Karana ao amin'ny Eureka "tsy manakalo vola amin'ny gasy izahay, fa vazaha ihany". Nefa dia eto Madagasikara, ary ny mpanjifa betsaka ao aminy dia Malagasy.... tohiny
lapino ( 17/01/2006 19:14)
Teny gasy
Fa maninona ary no tsy misy rindrankajy (logiciel) teny gasy? Misy ezaka fandikana KDE sy OpenOffice sns amin'ny teny gasy ihany, fa tsy mbola tafavoaka. Tsy haiko aloha raha misy koa momba ny windows... tohiny
novalian'i pissoa ny 20/01/2006 06:02
lemenakely ( 17/01/2006 13:19)
sakafo à bord de air madagascar
mbà mampieritreritra ihany raha ao roissy ho any tana ianao dia misy vary ...fa ny retour de tana mankaty paris tsy misy fa ovy tsy tokony ho au contraire ve asa nefa!!!... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/01/2006 17:23
jon ( 17/01/2006 12:32)
fanaovanjavatra
inona no mahazo ahy ! ohatra manao box zany za de te hanao karate indray rehefa manao karate de te hanao box ndray kanefa izy roa tsy araka ! ny fiainako rehetra de lasa hotran'izany daholy ! de ... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/02/2006 01:54
dadabe ( 17/01/2006 12:00)
BILAN
Toa izao ny bilan voarayiko tao anatin;ny 1 andro nanoratako ilay hafatra tao @ dinika "hatsikana sy lalao " veloma vetivety nanoratana ny hafatra=16 janoary 2006 16:04:43 dia nanomboka nioditra aho ... tohiny
zoky ( 17/01/2006 11:11)
mitady : Aiza no tianao asiana tsipindy...
mbo mitady hiran 'i Raindimy le oe: > izay mahay azafady , misaotra ô!:-D... tohiny
novalian'i lapino ny 17/01/2006 13:43
Sorate ( 17/01/2006 11:02)
Ny Tena Namana
Tena tsara ny manana namana indrindra fa raha namana azo antoka .Fa ny fanontaniana hapetraka de hoe :Ahoana no hitazomana ny tena namana mba ho namanao maharitra?Mety misy caractere tokony hovolena v... tohiny
novalian'i Sorate ny 30/01/2006 09:38
zoky ( 17/01/2006 11:00)
mitady :Aiza no tianao asiana tsipindy
Mbo mitady ilay hiran i Raindimby oe > iny e! Misaotra E!:-D... tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2006 15:05
jentilisa ( 17/01/2006 09:39)
ny fanangonam-pahefana!
Matetika dia tratran'ny fanangonam-pahefana hatrany ny tanànan'Antananarivo. Toy ny fanao vana tsinontsinona ny tanàna ny zava-mitranga. Efa nisy zany hoe sady minisitra no presicomex (maire tamin'n... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:22
Nickovy ( 17/01/2006 06:43)
Fahamarinana
samy milaza ho manana ny marina sy milaza ny marina daholo ny olona. Izay marina amiko mety tsy marina aminao na mety ho lainga mihitsy aza. Inona tokoa moa ny atao hoe FAHAMARINANA?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 16:23
diamondra27 ( 16/01/2006 22:20)
OLONA MIVARILAVO
Lasalasa ny saiko nijery le film "Traffic" omaly asa na efa hitanareo izy iny fa efa nojereko imbetsaka de omaly aho vao lasa eritreritra. De manontany anareo hoe: ahoana moa no mahatonga ny olona mir... tohiny
novalian'i Vahinala ny 20/01/2006 08:32
diamondra27 ( 16/01/2006 16:10)
POT D'ADIEU
Raha misy olona te hiala eto @ serasera toa an'i dadabe ve zany de mba possible ny fihaonana hanaovana pot d'adieu sy manome fanomezana ho azy raha tena ofisialy be toa izao? sa misy boky atao sonia s... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:22
lapino ( 16/01/2006 15:11)
Nibolisatra aho mômpera
Misy tanàna iray hono, mpijangajanga be daholo ny mponina ao. Dia efa leo ilay mômpera fa isaky ny misy mikôfesy dia hoe foana: "nijangajanga aho mômpera". Farany hoy izy tao am-piangonana hoe "Az... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 15:31
xxx ( 16/01/2006 14:22)
FILM GASY
hono oa rizareo, fa manin kay ny film gasy no tsy mba misy ol mifanoroka zany mihintsy na oe ol manao fitiavana , nefa amiko reny no mba anisan'ny mampanintona ny rehetra! Mandaingà ndray zay milaza ... tohiny
novalian'i Roch ny 12/04/2006 21:04
xxx ( 16/01/2006 13:50)
String!
nareo ve mba tia manao string? misy ny sasany miteny oe mampisy infection,misy oe ny anton lé slip reny anié hitazomana lé takolaka roa e fa raha manao string dé tsy voatazona lé izy fa lasa miro... tohiny
novalian'i tt11 ny 19/08/2011 05:45
xxx ( 16/01/2006 13:48)
Tampon!
ahoana oa no fampiasa reny tampon reny ry reto a!tsy manimba ve??... tohiny
novalian'i laracroft ny 22/01/2006 12:27
xxx ( 16/01/2006 13:01)
Mofogasin'Analamahitsy
Tena nandalo tany Analamahitsy tany ho aho za fa lé mofogasiny alou tena mlay b mitsy tena azoko lazaina fa mbola tsy nahita ohatr'izany aho(l)!!! Efa ela ve no nisy an'izy io sa vao haingana? mamp... tohiny
novalian'i kenaina ny 18/01/2016 12:23
andrinirs ( 16/01/2006 12:32)
probleme port usb SIS
ô ry zareo a manana boitier mp4player zay za dia tsy hitan'ny machine-ko(win98 sy winxp) mihintsy io boitier io nefa @machine hafa mande tsara ilay izy ka inona no mety mahatonga izany sao misy mahit... tohiny
novalian'i vancleef ny 16/01/2006 16:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1729