Ny Tena Namana

1. Sorate ( 17/01/2006 11:02)
Tena tsara ny manana namana indrindra fa raha namana azo antoka .Fa ny fanontaniana hapetraka de hoe :Ahoana no hitazomana ny tena namana mba ho namanao maharitra?Mety misy caractere tokony hovolena ve ??
novalian'i Sorate ny 30/01/2006 09:38
2. Vahinala ( 17/01/2006 11:27)
Toy ny hoe mpifankatia ihany io fa ilay fifankatiavana fotsiny no samy hafa, raha tena mpinamana dia tsy tokony hifanafona n'inon'inona mihitsy ary rehefa misy zavatra tsy tantin'ny iray na nahatezitra azy dia tsy mety ny mitazona alahelo fa avy dia mifampiresaka foana. Raha tena namana koa ianao dia tsy manary azy amin'ny sarotra fa manampy azy foana raha mbola azonao atao izany. Izay ilay hoe na tsiky na tomany e ! Tandremo anefa fa betsaka ny milaza ho namana nefa mamela fandrika ho anao eo amin'ny fiainanao.
3. Fiffi ( 17/01/2006 11:29)
ny @ fahafantarako azy aloha ka io no hitako fa tena mety ary tsara dia ny tsy mandainga , tonga dia milaza ny marina ary mifanazava raha toa ka nisy ny tsy fifankazahoan-kevitra. Dia asiana tsiky dia ampy hono , nefa marina io an:D
4. ravatorano ( 17/01/2006 12:26)
vahinala
5. pissoa ( 17/01/2006 12:55)
Sorate:
Ahoana no hitazomana ny tena namana mba ho namanao maharitra?

Raha tiana ho tena namanao foana ny olona iray dia meteza ho tena namany foana ihany koa :lol:
6. Vahinala ( 17/01/2006 13:40)
ravatorano > Zany ndray hafa fa raha resaka fahamarinana ao anatin'ilay maha mpinamana dia na mety handratra na hampatezitra ny 1 aza d tokony ho lazaina foana satria raha sendra ka any amin'olonkafa no harenesany azy aloha dia vao maika rava tanteraka ny fifandraisana e. Nena aloha d zany e, misy namako 2 any dago efa hatry ny mbola kely zay 3 reo no tsy nisaraka mintsy fa hatramzao mbola tsy mifankafoy foana. Tsy maintsy misy foana ny ady sy ny tsy hifanarahana fa miravona foana avy eo rehefa avy mifanazava.
7. mandrindra ( 17/01/2006 13:53)
Socrate, tsy mila tazomina izany ny tena namana fa mijanona ho namana foana ary mandrakizay. Matoa izy tazominao dia efa te ahandeha izany, ary rehefa te andeha izy dia efa misy tsy ifanarahana.
8. fiaritiana ( 17/01/2006 14:16)
FA TANDREMO A! jerep tsara tokoa ny tena namana fa na tena namana àry izy a!mety hamadika ihany!misy ny namako milaza fa hoe izy hono tsy manana namana fa Jesus est mon seul ami ozy izy!asa aloha e!
9. balika ( 17/01/2006 15:22)
salut daholo ihany aloha ry namana jiaby ô! ny hevitro @ ny hoe tena namana aloha dia ny fifampitsimbinana @ andro rehetra e! matetika no mifanadino kely noho ny elanalatany sy ny fitadiavana nefa tokony hisy ary hitoetra foana ny tsy fifanadinona ka miezaka hatrany mikaroka izay tokony hifanakekezana
10. fasaly ( 17/01/2006 19:27)
Sorate:

Tena tsara ny manana namana indrindra fa raha namana azo antoka .Fa ny fanontaniana hapetraka de hoe :Ahoana no hitazomana ny tena namana mba ho namanao maharitra?Mety misy caractere tokony hovolena ve ??


ny hitazomana ny namana ho namanao foana dia indrindra aza mamorona toetra tsy anao natiorlay! fa mijanona amin'ny toetra amin'ny maha anao anao, fa raha samy mifankahazo ami'ilay toetra ny rairay ny mpinamana roa tonta ohatra de handeha ho azy ny fifampitokisana sy ny fifandraisana ary ny fifankatiavana ny maha samy mpinamana, izany hoe mila mi famp comprendre tsara ny roa tonta amin'ny toetra "negatif' sy "positif" fa io raha misy toetra amboarina mba hitazomanao azy ho namana de lasa otran'ny hoe fopla ihany de tsy haharitra na oviana na oviana...zay alou ny fahalalako azy:wink:
11. Veloo ( 17/01/2006 20:07)
ny ahy dia izaho no fanaovako azy.. Manana namana tena namana nefa kosa tsy dia mifankahita izan'andro izahay.. omena fahalalahana koa izy.. zany oe tsy dia manelingelina azy fona...mifankihita tsindraindray...
12. akamatiana ( 17/01/2006 21:32)
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao
Amiko alou , ny fihatsaram-belatsihy no aza atao amin'ny namanao , refa misy zavatra tsy tianao aminy d teneno izy , fa aza any ambadika any no fosaina , zany we ny fosafosa no tena tsy mampaharitra ny mahampinamana .Nenah ohatra ny namako refa ahenoko we niteny momba anah tany ambadika any , d dinihiko klou we efa toetrany v ilay izy , ra toa mou ka tena misy zavatra tsy tantiny amiko fa tsy we toetra efa raikitra ao aminy ilay miresak'oul any ambadika any d miresaka aminy zah manontany , fa ra toa kosa efa zay no maha izy azy d tonga zah d tsy miresaka tsony.Izay zavatra tsy tiako ataon'ny namako amiko d tsy mba ataoko aminy kou , ary ezahiko fantarina we innn kou ny tsy tiany mba tsy ataoko aminy , raha toa ka tena namana marina izy .
13. dadabe ( 18/01/2006 06:14)
:-w:-w:-w
14. yonikafopl ( 18/01/2006 10:04)
:-w:-w:-w:-w
15. Fiffi ( 18/01/2006 10:10)
dadabe sy yonokafolp: fa inona ity manjo anareo? kay mbola io dadabe fa tsy lasa an! mahafinaritra ny namana etory dadabe e?:D:D:D
16. fasaly ( 18/01/2006 10:14)
fiffi: marina zany: zà kalou kosa mbola tsy nanana blem mahintsy teto am forum e! milay dooly!
17. mamzelkely ( 18/01/2006 10:42)
marina ny anjy ry fasaly aa eto tsisy bleme mits milay be:wink:
18. Vahinala ( 18/01/2006 10:50)
Namako beu doly nareo ! :-*:-*:-*:-*:-*
19. dadabe ( 18/01/2006 14:54)
io eny fa tratrako indry vahinala :*:*:*:*:*:* eo klou tsoda kely e :*:*

yonikafopl :-w:-w:-w:-w:-w:-w
20. akamatiana ( 18/01/2006 15:15)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0553