Ny Tena Namana
22. fasaly
(
18/01/2006 15:45)
hihihi! tsy nahateny tsony izy roa marina!
marina kosa fa tena atambatry indry dooly ny sipa ato ry bedada an! bagdad corse de aiza njay refa veo,mitongava aty belgium aty ange fa tsy mipody tsony e! hihihii mba kozy...ento miadana ihany e!:-D:-D:-D

23. Sorate
(
20/01/2006 07:02)
Marina doly reo soso kevitra reo .Akama doly zany reo satria hita ny ao am pony sy ny heviny.Okay fa milay doly nareo e
26. Vahinala
(
28/01/2006 20:46)
dadabe > an3 ny mpinamana tsy mitsoda zany ka !
Za aloha dia izay tokana izay ihany no tena namako e; ankoatra zay tsy dia mahatoky aho satria efa imbetsaka koa aho no voafitaka olona milaza hoe namako izany, izy ihany anefa no mifosa ahy any andamosiko any sady manao tetika hahalvo ahy nefa i Vahinala tsy azo amzany ! Hehehehe

29. Sorate
(
30/01/2006 09:38)
Ka raha le iray tena itokiana iny no manondrana de zay no tena tsy tsara