fanaovanjavatra

1. jon ( 17/01/2006 12:32)
inona no mahazo ahy !
ohatra manao box zany za de te hanao karate indray
rehefa manao karate de te hanao box ndray kanefa izy roa tsy araka !
ny fiainako rehetra de lasa hotran'izany daholy !
de inona no tokony ho ataoko

novalian'i Veloo ny 12/02/2006 01:54
2. lapino ( 17/01/2006 13:48)
karate :wink:
3. Fantara ( 17/01/2006 14:12)
Tsy ampy concertation amin-javatra enao. DOnc il faut commencer par adopter une attitude hoe ity aloha ary manery tena mihintsy enao amin'izay OK!
4. jennifer2 ( 18/01/2006 01:12)
Marina zany fa zakoa nisy fotoana te hanao zavatra roa zany, mila mamono eritreritra manao zavatra iray ianao fa tsy vonjena daholo Babay sy Lohavohitra!
5. rabesa ( 18/01/2006 05:34)
salut Jon! Ianao sady te hanao box nefa te hanao karate koa,afangaro izy roa ireo dia manaova ianao kingbox
6. mimi26 ( 18/01/2006 09:47)
Mila mamantatra hoe inona no important kokoa aminao. Priorité mihitsy no mila apetraka. Le hoe "te" mantsy tsy ampy rehefa misy dilemne ohatr'izay. raha misalasala dia lister-na ny points positifs sy ny négatifs an'ireo zavatra roa miaraka tiana hatao dia hita eo izay tena mavesa-danja kokoa aminao (ohatra : ny fotoana lany, ny zavatra azo amin'ny fanaovana ny iray, ny sacrifice tsy maintsy atao, sns...) Rehefa hainao ny mandamina izay, iza no mahalala na mety hisy possibilité hoe azo atao miaraka ny boxe sy karaté ?

7. mirana5 ( 11/02/2006 12:09)
tandremo fa raha manenjika bitro 2 dia milefa daholo na ny ray na ny ray, na ny rambony aza tsy azonao avy eo :snif::P:Pan, kajio zay tianao 1er fa aiza miparitaka leiroa^:^^:^^:^^:^^:^
8. jentilisa ( 11/02/2006 13:53)
sao dia any amin'ny full contact no tianao atao ary! sady te-hampiasa tongotra no te-hampiasa tanana no dikan'izany amiko!
9. Veloo ( 12/02/2006 01:54)
karate eeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626