fifamelana hono e,
1. fijo
(
18/01/2006 04:34)
amin'izao fotoana izao,dia midradradradra ny mpanohatra ,fa tokony hatao ny fampihavanam pirenena,sy ny famelana fao be ao madagasikara.
nisy tranga efa nisy mitovy amin'io,izay nitranga tany chlilie.
fantatra fa tamin'ny andron'i pinochet dia maro tokoa ny olona novonoina mangingina tany ambadika tany,ary tsy hita intsony ,na dia ny fatiny aza.
ary nony tsy teo amin'ny fitondrana intsony ingahy rainy,dia nihazakazaka ny tariny,niantsoantso ny fampihavanam pirenena chilianina.ny tena tanjona nefa teo dia ny hanakonana ireo heloka vita taloha tsy hoetsehan'ny fitsarana.
ka manontany tena aho hoe:"sao dia izay koa ary no tanjona ao ambadik'ity fampihavanam pirenena sy famelana fahobe takiana ao madagasikara ity"
nilaza mantsy ingahy lahiniriko,fa tsy rariny raha misy olona migadra noho ny tsy fitoviany hevitra tamina fotoana iray.raha izay dia ekeko ilay famelana.fa raha ry kotity sy ry ratsiraka kosa,izay tsy hevitra no nifanohitra,fa ain'olona sy halatra tamin'ny firenena no natao,tsy hitako hoe famelana ahoana no azo hekena amin'ireo.

novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:19
2. zandrypte
(
18/01/2006 06:38)
aza hadinoana fa t@ 2002 dia ny roa tonta dia samy nanao habibiana avokoa amin'izao fotoana izao dia ny tim no mahazo ny fitondrana
betsaka koa ny marina mbola tsy ohatra affaire Ravolomaso iza no nahavita ny heloka Ratsiraka ve sa Ravalomanana ny tena marina dia raha tsy te hiditra ao anatina cercle vicieux'na arrestation arbitraire isika dia ilaina ny famotsoran-keloka mba ahafahana miroso eo aminy fampandrosoana ny firenena

3. lapino
(
18/01/2006 06:50)
zandrypte:
aza hadinoana fa t@ 2002 dia ny roa tonta dia samy nanao habibiana avokoa amin'izao fotoana izao dia ny tim no mahazo ny fitondrana
Io aloha dia diso amiko e!
4. ravatorano
(
18/01/2006 07:45)
za manohana miitsy an ilay hoe raha ry Kotity sy ny tariny izay fantatra sy nahitana porofo velona sy marina fa namono olona dia tsy azo avoaka na avela fa au poteau aza no mety amin ireny olona ireny
Momba ilay hoe samy nanao mety marina ihany fa mila porofo koa anefa izany.
Momba ny fampihavanam pirenena amiko ilaina izy io raha tena izay no tanjona saingy fampihavanan amin inn? Toa fitadiavan tsezza no bobakla aminilay fika andry lerony mpanohitra ireo.ekeko fa tsy mande san pour san ny fiainam pirenena fa izany tsy natao hanararaotana hitadivana seza.
Te ry lerony niady fotsziny ka izao eo ny sasany d hoe fampihavana mpirenena tetezamita sns
Mmampimé ny olona tsy mahay politika sy polifika toa anay izao zany :-D:-D:-D:-D

5. jentilisa
(
18/01/2006 08:24)
ny inona tokoa moa izany no anaovana fampihavanana fa nisy fifandirana! tokony hifantarina tsara izany.
6. zandrypte
(
18/01/2006 10:53)
tazomiko ny teniko samy nanao hoy aho!
taiza ary i tompokolahy Ravolomaso no maty eh!tsy tao aminy lapan'ambohitsirohatra ve iza no tao tamin'io fotoana io tsy ny TIM ve maninona no tsy mba nihakatra fitsarana ? sa tsy koah zany
ianao ve dia sahy milaza fa tsy nisy barrage koa tany Antananarivo ?
IZa koa no nandoro ny tranon'ireo pro-deba toa an'i Jose kely Razanamasy sa tsy crime ireny ?
alalaho zalahy saina fa tsisy raha manjary eto eh

7. jentilisa
(
18/01/2006 11:50)
ny mpikarama an'adiny ihany no nanao ireny an'i Razanamasy ireny ka
8. fijo
(
18/01/2006 19:49)
ny fandoroana trano aloha tsy resahako,ny antony dia izao,ireo nandoro ny tranon'i jose kely ireo ihany no handoro ny tranon'i ravalo raha tonga ny fotoana.ireo tsy olon'ny TIM na AREMA fa le olona tia mandroba fotsiny.
le namono olona kosa ,dia mila tsaraina daholo amiko,na tim io na ny mpanohitra azy.ka izay voaporofo fa nanao,dia tsy mila famelana izany.tsy tokony hozarina hifamono izany ,na dia tsy mitovy hevitra aza.

9. xxx
(
18/01/2006 20:15)
Ny zavatra tsy mazava koa dia fa naninona moa izany i Yves Bruno no niaraka t@ Ravolomaso t@ io andro io? Nefa dia efa fantatra izao hoe c'est un vrai bandit criminel. izaho tsy miteny hoe tsara ny namonoina azy akory. fa kosa raha mba fantatrao ny momban'io rangahy io sy ny zava-bitany dia asa. na izany na tsy izany dia diso ihany ilay namono azy aloha.
Momba ilay barrage indray dia samy hafa izany ry zandry a! Ny iray dia hoe atao fahirano Antananarivo (Izany hoe racisme izany) ny iray resaka securité

10. Stone
(
18/01/2006 23:20)
Ny nanao habibiana dia ny mpomban-dRatsiraka, tany Nosy Be sy teny @ barrage rehetra teny izany. Mazava io, noho izany dia tsy maintsy namaly sy niaro-tena ny andaniny. Dia resy moa izany ry zalahy ireo nanao habibiana ireo ny farany dia ireo hitanareo ao Paris ireo ny cervaux-njareo. Ka tsy hitako indray izay iandin-kevitra @ izany. Ny tena mahagaga ahy dia ny izao : teo ampelatan-jareo daholo ny hery sy ny fahefana, ary ny vola t@ izany fotoana izany, kanefa dia resy ary vaky nandositra t@ Antonov. Tokony hataon'i Spielberg film angamba iny tantara iny.
11. zandrypte
(
19/01/2006 03:30)
raha ohatra ka mitazona ny fomba fijeriny ny fitondrana ankehitriny dia tokony hiakatra fitsarana ihany ireo affaire ireo satria ohatra ny manavakavaka ihany ny fitsarana eto Dago sa voabaiko na voavidi'ny executif
na fitsarana na famotsorana no tokony hatao satria tahakany misy partialite be loatra ary izao koa coutity izany aza resahina fa na ny chef d'inculpation aza tsy mamela aza hanana second vie

12. fijo
(
19/01/2006 04:26)
zandrypte an,ka ny toa an'ireny mihintsy no tiako lazaina amin'ilay hoe tsy mila famelana.ireny sy ry ratsiraka,ry tsaranazy.
fa raha ry pierro rajaonarivelo azo atao ihany ny mifandahatra aminy,satria izy toa tsy nanao habibiana.amiko izay namono dia mila faizina mafy.

13. jentilisa
(
19/01/2006 07:46)
resaka fitsarana ve no resahina sa resaka fampihavanana e? izay nanao ratsy dia mendrika hofaizina fa tsy hoe satria mpanao politika dia atao fampihavanana! izy izany mahazo mamono olona foana satria antony politika?
15. jentilisa
(
20/01/2006 06:18)
io anie tonga amin'ilay fitenenana nataon'i Manandafy hoe toa ny mpangalatra akoho no ihavanan'ny mpitondra. nefa tsy aleo ve mihafy mihavana amin'ny olona nanana fahasahiranana tsy nanan-katokona toy izany olona nahavita heloka be no fafàna fotsiny ny helony sady tsy nibebahany akory?
17. jentilisa
(
21/01/2006 06:49)
tsy fahazakana ny hevitra na ny fahombiazan'ny hafa manko no dikan'ireny!
18. vetsoko
(
23/01/2006 14:15)
raha resaka famonoana sy fandikana lalàna no resahina ry zareo dia tsy afa-miala na ny teo aloha ary indrindra ny @ izao fotoana izao,ny mahasamihafa azy dia tsotra izay au pouvoir no manana tombony satria afaka mitsara sy mitondra ny raharaha eny @ fitsarana ary manana possibilité manamboatra sy mi-orienter ny opinion pubique fa izy no victime teo aloha,tombony ho azy io sady politika e!manipulation,chantage,crime...POLITIQUE
19. pitchou
(
23/01/2006 18:25)
izaho klou d manohitra ny famotsorana faobe e! zara aza tafidtra any am-ponja ireny nahavita heloka bevava ireny kou! manjary ny sousfifres fotsiny ihany no mangana
fa iza tokoa moa izany no azo angatahana famotsrana @ireo voasambotra e?