fifamelana hono e,
21. fijo
(
24/01/2006 21:35)
izany fahobe izany tsy mety,sady ny olona koa tsy mbola vonona amin'izany.
fitaizana koa io,ka tokony ahatsiaro ny rehetra,faizay mamono,dia mbola hoany koa.
fitaizana koa io,ka tokony ahatsiaro ny rehetra,faizay mamono,dia mbola hoany koa.
22. pitchou
(
25/01/2006 10:00)
sa kosa ny atao hoe politika eto mada d famonoana, fanodikodinana fananam-panjakana, fangalarana vola sns? raha izay indray manko d aleoko indray famotsorana faobe ho an'ny mpangaro-paosy fa tsy famotsorana faobe ny gadra "politika"
23. fijo
(
25/01/2006 21:20)
izay mihintsy.ry zareo anie alohan'ny handositra mbola nataony najifa koa ny vola tao amin'ny banky foibe e,dia mbola mila inona ihnay?,,
25. pitchou
(
26/01/2006 18:12)
marina we? ndao hidina eny @ 13 mai hangataka famotsrana faobe ny mpamaky trano sy mpangarom-paosy e! d bitsihina rizalahy hoe ry "politika" isany atao lasibatra!
27. Ragadona
(
31/01/2006 09:38)
Tsy ireny rehetra migatra reny kosa dia nanao ratsy daholo , fa zany hoe nandresy alo Ra8 tamin iny dia tsy maintsy hoe mizaka ny ankilany, zava piseho amin ny firenena mandalo tantara toa ny antsika reny zany ka tsy azo boriborina fotsiny hoe nanao ratsy daholo izy ireo, fa ny fijery politika no tsy itovizana. Raha sendra ny tsy nety teo Ra8 dia azoko antoka fa tsy hoafaka niriaria ihany koa ireo mpanohana azy taorian ny savorovoro
28. xxx
(
31/01/2006 16:34)
Tsy maintsy fahaizina araky ny lalana velona izay nanao ratsy sy nanakorotana, mila fanjakana matanjaka (Etat fort) fa tsy mora arodana tahaky ny nisy t@ andron'i Pr Zafy Albert. izany koa no atao hoe democratie.
Anjaran'ny fitsarana ny mijery ny hoe iza ny tena nanao sns, aiza moa no ahafantarantsika an'izany eo?
Anjaran'ny fitsarana ny mijery ny hoe iza ny tena nanao sns, aiza moa no ahafantarantsika an'izany eo?
29. pitchou
(
31/01/2006 17:23)
ragadona> ko no maninona no fanafahana faobe no angatahiny fa tsy fanafahana izay tsy nanao ratsy? raha ity farany manko no angatahiny fantany tsara fa izy menakavy (ny ankamaronay klou fa tsy izy rehetra e!) teo @ fitondrana taloha be no tsy ho afa-bela!
30. fijo
(
31/01/2006 22:06)
izay mantsy.izay indrindra.raha hoe avela anie izay tsy nanao ratsy be,vitsy no hoafaka eo e
31. Ragadona
(
01/02/2006 12:10)
Tsy azoko antoka koa anefa fa madio izay nahazo ny fitondrana.Feno mistery reny hetsika reny.Samy manana fahadisoana dhl amiko tamin reny ny roa tonta. Ra tany Dago pitchou tamin reny savorovoro 2002 ireny ka nanaraka ireo hetsika maro isan karazany tao Tana(13 mai, Anosy, mahazoarivo1 . . )ka afaka manakaiky ny fomba fijery tsy mitanila dia mba nieritreritra kely talohan ny nampiasana ny voambolana hoe "izy mianakavy" na dia efa mba mihamalefaka kely amin ny le hoe "ankamaroany" aza. Izay no ilana fandanjalanjana amin ny fifanenjehana etsy sy eroa.
32. fijo
(
01/02/2006 20:04)
ragadona,ekena tokoa fa samy nisy nanao zavatra.ady ve tsy hifanao ratsy.fa ny tianay lazaina dia izao.izay tena nanao zavatra ratsy be."kotity ratsiraka,gara jeanDD;ry tsaranazy ireny.ireo nampanapoaka tetezana sns"ireny no tsy ekenay ny hamelana azy fotsiny.manjary manome ohatra ratsy ny any aoriana ireny raha avela ,ka mila faizina mafy.
33. pitchou
(
01/02/2006 21:21)
izay mihitsy! tsy hoe satria mba nisy ihany ny tsy meloka t@]ireovoatana d hoe avotsory daholo hatramin'ny nahavita zavatra mamoafady!!!!! aleo indray aza izy voatana any daholo raha izay! ary amiko tsy ekisikizy ny hoe ny eo @ fitondrana koa aza nahavita izao sy izao ....
34. fijo
(
02/02/2006 20:57)
izay indrindra.mba azonareo vinavinaina ve ny nahazo ny olona tao tana,raha ry kotity no nandresy teo??????????????????????
37. pitchou
(
04/02/2006 00:45)
izay le tiako ho lazaina!!!! hihihi! d tsy hisy hanao zomà mafinaritra intsony eny!
