OLONA MIVARILAVO
1. diamondra27
(
16/01/2006 22:20)
Lasalasa ny saiko nijery le film "Traffic" omaly asa na efa hitanareo izy iny fa efa nojereko imbetsaka de omaly aho vao lasa eritreritra. De manontany anareo hoe: ahoana moa no mahatonga ny olona mirona @ toaka, na drogue, fa mba nampalahelo ahy le sipakely araraotin'ny bandy nefa mba olona manampahaizana ihany sy mba mety ny fiainany.
Inona no mahatonga ny olona tsy miaiky fa alcoolique izy na drogué de tsy manaiky ny hanao cure?
Ahoana ny hevitra tokony atao raha sendra ny vady na zanakao na bavy na dahinao na olona akaiky anao no voan'io?
Raha ohatra oe: lhl zany le drogué na alcoolique, de mamono vady etc... De ahoana ny mba fiantraikan'izany @le vadiny sy ny zanany?
Za mbola tsy nahalala olon tahak'io fa misy signe ahalalana azy ve oe 'ty olona alcoolique na oe ty drogué?

novalian'i Vahinala ny 20/01/2006 08:32
2. diamondra27
(
16/01/2006 22:22)
Miala tsiny fa nisalasala be za oe: ataoko aiza no asiana ity dinika 'ty sy koa tsy fantako na efa nisy nanontany teto io na tsia?
De misaotra anareo ze mamaly
De misaotra anareo ze mamaly
4. Vahinala
(
17/01/2006 11:21)
Za aloha efa nahita betsaka e, indrindra fa teo amin'ny fianakavianay, tsy ataoko xxx ny hiresahako izany eto satria tsy mahamenatra ahy ny milaza azy fa mba anatra ho any rehetra. Ny dadanay taloha dia tena mpisotro gaigy lahy mihitsy, tsy fantatro izay tena antony nahatonga azy nanao izany fa dia mamono vady foana ary zany no nahatonga any ray amandreninay nisaraka ny farany fa tsy nahatanty intsony ny mamanay, isak'hariva d gidragidra lava ao antrano raha vao tonga avy miasa zany izy. Ny fihatraikany taminay zanaka dia betsaka satria ireo zokiko sasany tsy nisy nahatody fianarana daholo afatsy izaho irery ihany satria mikorotana lava ny fiainana ka nanjary tsy nisy filaminana mihitsy, ny zokiko lahy moa lasa nifoka rongony, lasa naditra be fa hisaorana an'Andriamnitra fa efa niova be izy izao, tsy nanao cure akory fa ilay vadiny ankehitriny no tena nanampy azy betsaka dia niova ihany izy ny farany. Dadanay indray dia mbola misotro fa kosa tsy manao gidra matetika tsony azony tena tonga saina mihitsy izy nony nisaraka taminy i mamanay ary izahay zanany samy tsy nisy nety nipetraka niaraka taminy, fa fotsiny tsy azo atao ny miady hevitra sy mila vaniny aminy rehefa mamo izay izy !
5. diamondra27
(
17/01/2006 12:31)
vale: ie refa iny izy en état d'ébriété iny de zay no atao e!
vahinala: mampalahelo tokoa zany an! mahereza e! de tsy afaka intsony zany io refa tafiditra ao? tena andevozin'i devoly an, miala tsiny @ le fitenenana fa somary direct, Jesosy irey ihany no mahafaka " Jaona 8: 36", fa misaotra aloha noho ny courage-nao mampahalala le fisehony sy vokany fa iny no tsy haiko oe aona ny fisehony.

6. diamondra27
(
17/01/2006 12:36)
Toa raha eto France no miseho zao de voararan'ny lalàna satria le vady zany tokony hiala ao satria le papa manao danger ny vie des enfants sy maltraitance, de mety le mamanareo nisaraka noho io antony io (@ lafiny fiaraha-monina zay an! fa eo @ lafiny vavaka indray tsy haiko loatra fa contradictoire satria oe: ze efa nampiraisin'Atra de aoka tsy hisaraka intsony, nefa sarotra be le miaritra ao)
De tsy mahatsiaro tena ve ry zareo, tsy manenina ve?
Tsy azoko mitsy le izy e!
De le mifoka rongony koa ahoanamarina e?:@:@:@
De tsy mahatsiaro tena ve ry zareo, tsy manenina ve?
Tsy azoko mitsy le izy e!
De le mifoka rongony koa ahoanamarina e?:@:@:@
7. cathy
(
17/01/2006 13:17)
raha izaho oloha re olona dia sendra ohatran'io ah
1 anarina
2. tsaboina
3.ariana rehefa tsy mivoatra
misy tsaboina anie fa eh eh tsy mety eh
efa voahozona angamba
aza mety miaritra fa efa niala nenina
1 anarina
2. tsaboina
3.ariana rehefa tsy mivoatra
misy tsaboina anie fa eh eh tsy mety eh
efa voahozona angamba
aza mety miaritra fa efa niala nenina
8. ravakamalala
(
17/01/2006 13:36)
Matoa ilay olona mirona any amin ny zava maha domelina dia satria misy zavatra tiany hohadinoina, indrindra fa ireo izay efa tena manao diso tafahoatra.
amiko dia misy antony ny mahatonga ny olona iray ho mamo lava. Ka io antony io mihitys no tokony fantarina hoe inn dia io no ezahina ovaina.
amin ny nakapobeny aloha ny fahitako azy dia ny olona efa tena amoy fo, tsy manana ho antenaina amin ny fiainany intsony no tena manao ireny, ka maninn ohatra raha omena motivation vaovao indray izy amin ny fiainany?
fantako fa tsy zavatra morammora aloha e!
fa tokony ampiana ireny olona ireny fa tsy jerena fotsiny na esoesoina, fa olona tena mila mapiana ireny.dia ny olona tena akaiky azy no afaka manampy azy amin izany.

9. Vahinala
(
17/01/2006 13:51)
diamondra27 > Amin'ny maha mpivavaka aloha d marina fa tsy mety e nefa tsy afaka manome tsiny ilay miala koa satria tena efa trop ilay izy, nenay mantsy reo efa nisaraka voalohany aloha, tamzay mbola kely, d nifamerina fa nanaiky ihany ny mamanay hoe mbola hanome chance sady soa ho any zanany koa, fa avy eo tsy nisy fiovana d zay niala ihany izy. Le rogony ndray aloha ra ny zokiny ohatra dia ohatry ny hoe karazana révolte fotsiny tsotra zao miampy ny ditra sns satria mamoy fo le ankizy amin'ny tsy filaminany fiainana ao antrano, izy ndray aloha tsy mamono no tsy miadiady fa be tsy miteny zay izy refa avy mifoka an'io. Ny fiatraikany taty amiko manokana zao dia 15ans aho d efa nanomboka nipetraka rery ary 19 ans d efa niasa satria leo be anle fianana atsimo sy avaratra nony fisarahandry zareo fa na izany aza mbola i dadanay no niantoka ana sy ny fianarako. Hisaorako an'Andriamanitra foana aloha hamzao fotoana fa nahavita fianarana ihany za na izany aza.
Ary dadanay sy mamanay amzao efa samy tsy misy miditra fiangonana intsony, dadanay aza moa mpandray nefa milaza fa tsy mino an'Andriamanitra tsony e !
Mahavariana fa d atao ahoana moa e, za aloha mivavaka hoazy foana fa d enga anie izy mba hiova e !
ravakamalala > Marina tokoa hoe ny ankamaroany olona sasany d manana olana be ao am fiainana matoa mivary lavo toy izany, fa misy koa dia tena plaisir fotsiny fa tsy haiko ny antony, toa any dadanay zany aloha dia ts hitako hoe inona no olany teo e.

10. Solitikabe
(
18/01/2006 03:47)
De raha mankeny amin'ny Zaimaika inanareo dia mahita olona mivarimitsangana
11. Angolaina
(
18/01/2006 05:17)
Vahinala:
Za aloha efa nahita betsaka e, indrindra fa teo amin'ny fianakavianay, tsy ataoko xxx ny hiresahako izany eto satria tsy mahamenatra ahy ny milaza azy fa mba anatra ho any rehetra. Ny dadanay taloha dia tena mpisotro gaigy lahy mihitsy, tsy fantatro izay tena antony nahatonga azy nanao izany fa dia mamono vady foana ary zany no nahatonga any ray amandreninay nisaraka ny farany fa tsy nahatanty intsony ny mamanay, isak'hariva d gidragidra lava ao antrano raha vao tonga avy miasa zany izy. Ny fihatraikany taminay zanaka dia betsaka satria ireo zokiko sasany tsy nisy nahatody fianarana daholo afatsy izaho irery ihany satria mikorotana lava ny fiainana ka nanjary tsy nisy filaminana mihitsy, ny zokiko lahy moa lasa nifoka rongony, lasa naditra be fa hisaorana an'Andriamnitra fa efa niova be izy izao, tsy nanao cure akory fa ilay vadiny ankehitriny no tena nanampy azy betsaka dia niova ihany izy ny farany. Dadanay indray dia mbola misotro fa kosa tsy manao gidra matetika tsony azony tena tonga saina mihitsy izy nony nisaraka taminy i mamanay ary izahay zanany samy tsy nisy nety nipetraka niaraka taminy, fa fotsiny tsy azo atao ny miady hevitra sy mila vaniny aminy rehefa mamo izay izy !
Tena nizaka ny mafy tokoa ianareo t@ izany fiainanareo izany ary tena mizaka ny mangidy mamanareo t@ ny fiainany ka tsy omena tsiny izy raha nisitaka. Ny tena marina ange @ ireny olona sady mivarilavo no mamono vady ireny de olona tsy manana ny fahatokisana ny tenany nefa te-hiseho ho faran'izay henjana eo @ fiaraha-monina e! nefa iza no efa tafita tao anatin'ireny zava-tsy mahasoa sy manimba ny tena ireny ?
Ny tanora ankehitriny moa de finaritra ery ny mifoka rongony sy ny misotro toaka nefa tena fanetriben'ny fiainana ange ireny e! eo am-pifohana sy am-pisotroana no mahazo fy nefa tsy fantany fa tena poizina ho an'ny fiainany ireny, na io sigara io fotsiny aza ange dia efa poizina mahafaty sy manimba ny saina e! nefa raha vao tafalatsaka ao anatin'ilay fiankinana @ ireny zavatra ireny dia lasa tsy mahatsiaro saina intsony ny hiala ao fa lasa iny indray aza no heverina fa mahafaka ny olana eo @ fiainana !
raha mbola azo atao ihany zareo ny tsy mandraindray an'ireny zavatra mahadomelina ireny na toaka io na paraky na sigara indrindra fa ny rongony de aza atao a! tena marina é! tsy misy zava-tsoa entin'ireny ange fa fanimbana ny maha-olona sy ny fiainana fotsiny ireny e! sady asan-ny devoly @ tena fotisny ka ny tena tsara indrindra de ny manakina ny fiainana @ Andriamanitra mba afahana manohitra ireny fakam-panahy maro ireny
13. diamondra27
(
18/01/2006 13:51)
vahinala: za aloha tsy mitsara ny mamanareo na dadanareo an! za aza malahelo azy koa! fa de soa ihany izy fa nanana anao tafita mba nisy iray azony itokiana sy mba itarainana, kanefa na de zany aza de vie ta vie fa aza mi- culpabilisé an!tsy maintsy nisy zvt nahatonga ny dadanareo tsy tantiny tao nahatong izany fa tsy hitanareo na mbola tsy nisy nahafantatra azy.
Za zao ohatra tena manana secret tsy tiko zaraina @iza na iza na de ny vadiko aza fa tena douloureux sy tsy ampoizina le izy ary nisy fiatraikany @ ny fiainako le izy , ka sao de ohatran'izay koa no nahavoa ani dadanareo.(tsy même bleme fa le mitazona secret)

14. Vahinala
(
18/01/2006 14:05)
diamondra27 > Zay ndray aloha no tsy fantako e, possible mihitsy fa misaotra andry aloha. Za ndray aloha efa tsy d manisy olana amin'izay intsony fa za koa efa mba lehibe manana ny fiainako zao dia zay, iny moa efa safidy ny andry zareo atao ahoana fa entina atao hanatra rehefa mba hanana ny tokantranon'ny tena koa e !
15. fijo
(
18/01/2006 21:32)
vahinala;ny zavatra tsy tokony hatao aloha no lazaiko;
voalohany indrindra raha sendra olona toa izany,dia tsy fanao ny manary azy.satria vao miha mamela azy irery eo alohan'ilay ratsy.
faharoa.toa io ataon'i vahinala io,dia ampahafantarina olona ilay tranga.ary mitady hevitra amin'izay manana tranga toa izay koa.
mitady vahaolana ,asosiasio,na fikambanana misahana ny olona toa izany.
mandray fepetra arapanjakana hiarovana ny mpiara miaina aminy."mesure conservatoire"io dia hiarovana ny mpiaramiaina aminy.any amin'ny tribunaly io no angatahana,ka ny vokany dia mety voatazona ny karamany.tsy izy intsony no mandray ny karamany fa ny vadiny ,ary io no mitantana ny volany sy ny fananany.ohatra koa tsy azony hamidy ny fananany,satria sao lany fotsiny ny vola vidiny.
izay no azo atao,fa dia misaotra an'i vahinala tsy nanafina sy sahy nitondra ny tantarany teto,ka mahereza aky an;

16. Vahinala
(
19/01/2006 08:30)
fijo > Tsisy fisaorana e misaotra anareo mankahery, zahay anie moa tsy misy manary azy akory e, fa efa samy manana ny fiainany fotsiny e, reo zokiko aza efa manana ny tokantranony daholo, fa mamangy azy matetika fotsiny ireo any Dago. Izy aloha amzao fotoana efa tsy dia tena be gidraka tsony e fa zany hoe rehefa mba mamomamo zay dia tsy atao fotsiny ny mifamaly aminy, sady avy eo aza ny ampitson'iny tsy tadidiny akory zay zava-nitranga koa.
17. diamondra27
(
19/01/2006 14:39)
vahinala a! tsy le fiainanjy akia no atao resaka eto fa en général a! fa zany oe njy tsy nisalasal de bien e!, fa aza mandray hoe ho andry ze lazain'olona eto an!
zany an! de bon courage foana!
zany an! de bon courage foana!
19. Vahinala
(
20/01/2006 08:32)
Tsy maninona mintsy ka, tonga amin'ny lazainy fijo hoe ohatra be mivaingana io hitarafana an'ilay fianana rehefa miara-miaina amin'ny olona toy izany ary mba entina atao lesona ho any hafa koa e ! Messi e !