Tampon!

1. xxx ( 16/01/2006 13:48)
ahoana oa no fampiasa reny tampon reny ry reto a!tsy manimba ve??
novalian'i laracroft ny 22/01/2006 12:27
2. Vahinala ( 16/01/2006 14:14)
Atsofoka any le vatany iny d le tady kely avela ety ivelany isintonana azy dia soloina rehefa elaela kely dia manao protège silipo ihany avy eo. Tsy haiko aloha za zay no fahalalako azy e, za koa mazàna vao mampiasa ireny fa serviettes normales foana.
3. valie ( 16/01/2006 14:25)
za ndray tsy mbol nampiasa aloha d tsy haiko e! aleo iany amizao ! hahahaha
4. mamzelkely ( 16/01/2006 14:36)
misy karazany reny ka fa le avec applicateur no tsara satri iny atsofoka fotsiny de atosika de zay fa mila protège slip enao na protège string
5. vale ( 16/01/2006 14:54)
Ny tampon toa tsy misy "fuite" rehefa le tsara ka! fa ny ahy alou raha tsy hoe sendra "tondraka" iny zà ka handeha hilomano na manao ankanjo manify vao mampiasa ireny, toa tsy dia tsara @ fahasalamana ihany koa ireny! ny serviettes tsotra ihany no tena tsara (@ fahasalamana io!) hono é......
6. fasaly ( 16/01/2006 15:16)
rehefa tsy te hivovngovongo de mampiasa azy e! na le handeha hilomano araka ny fialzan'ny vahinala, fa zà mampiasa matetika ireny fa tsy mbola nisy effet-ny ara pahasalamàna kalou e!
7. Herimiafina ( 16/01/2006 16:40)
Tampon izany ve tsy cachet na fitomboka e? hehehehe:-D
8. pissoa ( 16/01/2006 16:52)
Efa we resa-behivavy mbola hidirana ihany, hampiasa koa angaha :-w :-D
9. Herimiafina ( 16/01/2006 17:00)
Tampon konkou ve de resa-behivavy ry pissoa fa tsss, hehehehehe:-D:-D
10. pissoa ( 16/01/2006 17:06)
Resak'inona indray? Birao? :-D:-D
11. fasaly ( 16/01/2006 17:55)
hery: fitomboka ary e! tonga de mitomboka be mahintsy izy ary tsara place be....
12. Herimiafina ( 16/01/2006 17:56)
Cachet administratif, menamena ny lokony fa raha privé de mangamanga. Donky, fananampanjakana izany ireny misy menamena ireny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. fiaritiana ( 16/01/2006 21:21)
zay njay herimiafina sy ny hors sujet-ny!efa hisy sakafo tampon njay zao eo refa kelikely an!hiihi
14. mamzelkely ( 17/01/2006 08:44)
za refa mande soirée na any am vacance no mampiasa sinon refa manao pataloha soarey tery fa en tout cas le izy ts de misy conséquence be lôtra alo eee
15. vale ( 17/01/2006 10:48)
mamzel> si! misy ihany satry iny zvt mikasika ny any anaty any nefa ny "coton" tsotra ety ivelany! fa samia fotsiny manao ze mampiety azy é! :wink:
16. vale ( 17/01/2006 10:51)
mamzel> ny tiako tenenina aky ilay mampiasa lava ireny à!:wink:
17. Vahinala ( 17/01/2006 11:33)
fasaly > Ngo d mampalalaka beu aky le effet any @ fahasalamana ohatsa ? :-D:-D:-D
18. fasaly ( 17/01/2006 12:53)
vahinala, tsy mampalalaka ka , iny anie manify otran'ny fanondro no atsofoka any e! ka raha tratran'ny hamandoana izy de mibontsina de esorina de soloina ndray fa tsy havela hivonto be aokory de ho lasa daba loaka be tsy fidiny ao njay:wink:
19. booboo ( 17/01/2006 14:19)
hihihihihihi
20. Veloo ( 17/01/2006 21:25)
zao fotsiny ry reto a aza dia manao souvent an'io fa mahavoa ny cancer d'uterus io.. satria ndray2 misy ra tsy afaka tsara na dia misy ary ny discharge avy eo rehefa vita ny regle...... tandremo ihany eeeeeeeeee mila mailoka be nareo an...
za aloha tsy mba anao an'io mihitsy eeeeeee danjere lotra ilay izy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1754