Tampon!

21. ravakamalala ( 17/01/2006 21:32)
Mitovy tsika sy veloo, za koa tsy amin io , manahirana ahy ny mieritreritra hoe zavatra tokony hivoaka dia hotehiriziko ao aloha, aleoko izy tonga dia mivoaka dia atao izay mety aminy!!

za koa mahita hoe tsy dia tsara izy io.
22. fijo ( 18/01/2006 04:46)
ka tsy mampahatsiahy zavatra ve rehefa manao an'io e?asa aloha an
23. fasaly ( 18/01/2006 10:10)
hafa njay ny an'i fijo an! mpahatsiaro fanonjo e!
24. Vahinala ( 18/01/2006 11:04)
fasaly > :-D:-D:-D:-D
fijo > Virja ve d mahatsiaro inn ndray zao enao io kle ! :-D:-D:-D

D tsy haiko aloha ry reto fa za d en cas de forsa mazéra vao mba manao ireny an, indroa angamba zay ra misy d misy hatrizay.
25. mamzelkely ( 18/01/2006 14:03)
ka zay anie le izy e refa tena tokony hanao tampon enao vô manao fa ts à chaque fois que tu as tes règles ee misy ko ange le serviette ultra fin reny ee reny kou ts de hita fa reny manelingeline nefa ny tampon ts henonao mits ra ts refa tokony hanolo azy enao:°)
26. fasaly ( 18/01/2006 16:03)
mamzl: ko zà nge tsinoa tsà de be rà e! goute goute zara fa misy de aleoko manao an'iny fa mitsingevana ao fotsiny lay serviette e! satria tsy de chargé lotsa:wink: mibaladilady ao izy de tsà teko be mintsy, tena kozy io an!:lol:
sady ny ahy tsy mahritra ny règle fa 2 à 3 jours fotsiny cool be an!8)
27. Ragadona ( 18/01/2006 16:38)
Mety hisy hihevitra ahy hoe vendrana nefa tsy maninona fa mitombina izany eto. Inona marina ty hoe tampon tinareo lazaina ty ary inona ny asany ?
28. vale ( 18/01/2006 20:18)
ragadona> :-$=))=))=))momban'ny vvavy re izany é!!!
:-* izao ary e: zvt ampiasaina refa tonga ny fadimbolana! tsy toy ny serviette ireny fa atsofoka any @ ivoan'ny rà! manampy be de be @ resaka fiankajoana, sns.....:°)
29. fijo ( 18/01/2006 20:38)
nareo wa aza mihomehy ahy,fa le maha vija anie no mampisaina toa izay e.hampifandraisina daholo izay zavatra mitovitovy.
30. Ragadona ( 18/01/2006 20:48)
Misaotra am le fanazavana ry vale a, dia tsy maharary ve zany ?
31. fijo ( 18/01/2006 20:49)
efa zatra letsy ireo an
32. Ragadona ( 18/01/2006 21:01)
Marina zany rafijo a, ay mo zavatra atsofoka tokoa le izy, ny mafy noho iny aza tsy mampaninona ko
33. fasaly ( 18/01/2006 21:19)
Ragadona:

Mety hisy hihevitra ahy hoe vendrana nefa tsy maninona fa mitombina izany eto. Inona marina ty hoe tampon tinareo lazaina ty ary inona ny asany ?


ragadona a! visa -B ny ato visa-behivavy....
io efa lazain'ny hery io aky a! fitombopanjsakana,
sao ary i gadona hiaraka am sipa any de havoaka lay izy satria tsara fonosana be de nansisikilay sipa ary ambany de hoe ary toa alefanao any ilay "baobao" bonbon io :-D:-D:-D
34. fasaly ( 18/01/2006 21:21)
gadona a! efa tena lasa lavitsa lay fivoarana ka!
tsy maharary fa raha maisatsa de asiana lubrifiant kely de misosa ho azy ny fanatsofohana azy ka!
raha misy tsy hay hanontanio ihany aky fa sao de....:-D:-D
35. fijo ( 19/01/2006 04:36)
ka tsy aleo ve aloha ,halalahana tsara amin'ny ... ahamora le fampidirana azy? sa.....
36. fasaly ( 19/01/2006 05:14)
alalahana amin'ny fanonjo ve???sa inona
37. fijo ( 19/01/2006 20:56)
ieeeeeeeee
38. vale ( 19/01/2006 22:03)
Ragadona:

Misaotra am le fanazavana ry vale a, dia tsy maharary ve zany ?

:wink:efa misy halehibe isankarazany, ho an'ny mbola virijiny oh misy tena kely be! misy ny antonony, misy ny lehibe, ka samy maka zay tandrifiny azy avy! Tsy mahararary velively :wink::wink::wink::wink:

39. Veloo ( 20/01/2006 20:06)
:-D:-D:-D
40. fijo ( 20/01/2006 20:11)
vale ,ary raha toa ka diso safidy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4505