Liste des messages

Liste des messages, inserés par laracroft, par ordre de date
laracroft ( 26/05/2007 01:01)
Vielle fille, na VhV lany zara!!
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?: merci8). ... suite
répondu par Jeankely le 05/06/2007 03:55
laracroft ( 13/10/2006 18:24)
PIZZA HO AN'NY HALLOWEEN
slt dôly, Mba manolotra re7 kely izany fa efa akaiky ny hallowwen, ny ankizy tena ho finaritra mihintsy indd2 @ izy ity, andramo ange : Pizza sorcière ingrédients: 1 rouleau na pête à p... suite
répondu par vale le 16/10/2006 09:10
laracroft ( 11/10/2006 00:51)
Vhv zoky(raràna) miaraka @ kôfa zandry..
Slt daôly8) Hono hoà, lasa ny saiko ary nikaroka fa tsy nety nahita ny momba io resaka io ao anaty baiboly( tsy mety mahavaky azy rehetra:oops::^)) fa sao mba misy mahalala an'io kay:roll:? ra... suite
répondu par Fiffi le 12/10/2006 11:13
laracroft ( 09/10/2006 23:32)
Fa nankaiza hay!!!!!!!!!??
manahoana daholo indray eh, :( nandefa dinika momba ny resaka isa ato @ serasera ho ah za ary tsy hitako intsony ilay izy:roll:, nefa tsy nisy teny ratsy ny nosoratako tao na fanompaina,ary nataok... suite
répondu par ninih le 23/10/2006 16:03
laracroft ( 09/08/2006 07:43)
Mba mila fanampiana (informatika), misaotra!!
Ahoana kay ny tokony ataoko fa nampiasa "spybot-search & destroy" zà omaly de avy eo le izy tsy nety fermer-na ntsony, na ny ordinateur koa dia lasa tsy mety fermer-na ka de voatery navela hisokatra ... suite
répondu par voromailala le 24/08/2006 13:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072