Mba mila fanampiana (informatika), misaotra!!

1. laracroft ( 09/08/2006 07:43)
Ahoana kay ny tokony ataoko fa nampiasa "spybot-search & destroy" zà omaly de avy eo le izy tsy nety fermer-na ntsony, na ny ordinateur koa dia lasa tsy mety fermer-na ka de voatery navela hisokatra teo foana h@ omaly hariva :? , misaotra betsaka an'izay mamaly:-*
2. fraz ( 09/08/2006 08:12)
Ary raha mody redemarrer-na ... ilay ordinateur io
3. Fiffi ( 09/08/2006 08:18)
ié ! tena solution mety tsara io ry fraz an!
4. laracroft ( 09/08/2006 09:48)
Fraz sy Fiffi> misaotra anereo alou @ conseil e, fa tena izay koa no nataoko fa tsy mety mihintsy,tsy mety miala teo le fenêtre ny spybot fa eo ihany, no tsy mety fermer-na ilay ordi :? ,de efa nandramako koa hoe fermer-na ny session fa e,eee! :?
5. Vaika ( 09/08/2006 10:27)
laracroft : sao dia hidina mihintsy aloha ilay ordinateur no tian-ndry zareo lazaina ?
Ilay intérrupteur mihintsy tsindrina mandritran'ny 10" dia maty ho azy ilay pc. Dia avy eo velomina indray. Raha mbola tsy mety dia débrancher internet dia pihana indray.
Dia avy eo recherche de mises à jour sy vaccination ary izay vao re-lancer indray spybot !
6. diamondra27 ( 09/08/2006 13:38)
ity logiciel ity aloha de bien be ,
mahagaga ahy zany oe: tsy nety nifermer-na zany; tsy tokony natao re-démarrer ve le izy ?

raha tsy nety de tokony natao ctrlalt suppr en même temps

de 'zao an! désinstaller-o aloha le izy de ré-installer-o fa misy zavatra tsy nety tao nataonao. Ny ahy mandeha tsara mihitsy tsy mist blème , de arahi miadana ze teneniny fa aza maimaika
7. Vaika ( 09/08/2006 14:47)
diams : raha hi-désinstaller an'i spybot dia jereo tsara ao amin'ilay aide fa misy correctif kely tsy maintsy télécharger-na ao raha tsy izany tsy madio tsara. Ny sauvegarde i spybot rehetra manjary tsy maintsy esorina tsirairay ka manahirana be, sady rehefa ré-installer-na dia incomplète ilay izy.
Fa za koa mitovy hevitra amin-ndry fa milay be i spybot sady tsotra be !
8. xxx ( 09/08/2006 17:12)
diamondra27: merci, fa h@ zay le izy dia mandeha tsara miverina @ laoniny rehefa vita ny fikarohana ataony, fa omaly io de tena tsy haiko hoe nanin?

fa efa no-désinstaller-ko koa fa mbola tsy nety no-fermer-na ihany ny ordi, fa de io conseil 'ni Vaika io sisa no nataoko, riska be nefa izay sisa no azoko natao, novonoina tanteraka ny ordi, dia izay vao afaka ilay izy,fa zah te hi-reinstaller azy indray nefa matahotra sao de tratra ohatran'izay indray!
ka asa ireo sasany mitovy @ ve manao ahoana ny fiasàny, raha toa ka misy mampiasa, fa ilay spybot -search & destroy toa tsy dia tiko intsony:-D :wink:
laracroft
9. Vaika ( 09/08/2006 18:25)
lara : raha uninstall i spybot no ni-désinstaller-nao an'i spybot de mbola tsy ampy fa jereo ho'a ao amin'ny : aide-index-rechercher de tape-ho comment desinstaller fa izay vao mety.
De ataovy mode avancé koa i spybot (fa tsy par défaut dia azo paramétrer-na tsara).
Betsaka ny hitan'i spybot nefa tsy hita ny sasany ka raha za enao tazonina ihany izy sady be de be ny fonctionnalités intéressantes (déchiquettage oh, ets...). Betsaka koa anefa ny tsy hitany (araka ny hevitro satria za koa ato mbô sahirana ka mila fanampiana amin'ny namana:D), ka atambaro ao daholo fa tsy maninona.
Fa izany pc bloquer izany efa misy zavatra hafa kosa angamba fa jereo tsara ihany.
10. diamondra27 ( 10/08/2006 06:06)
lara: marina mihitsy zany lazin'i vaika izany
fa sao de efa noir aza ny écran njy?
Raha zay d'efa tsy izy intsony le izy , normal raha tsy mety tsony fa tsy maintsy formater-na tanteraka ny ordi.

za aloha mbola nirevy le spybot e!
mahita be izy an!sady mande ho azy.
Mba mijerijereva forum informatika any @ sites hafa akia de jereo ny hevitry ny sasany alohan'ny hi-installer logiciel a!
ok ! de bon courage.
11. xxx ( 12/08/2006 16:48)
diamondra, sy vaika> :-* merci, marina daholo reo voalazanareo ireo, fa ny olana kely dia izao, nanandrana spyware zah fa tsy spybot fa payant le izy ka dia hiverina @ spybot ihany izany:°):-D:-D, efa voa-installerko izy io ka de misaotra betsaka t@ fiaraha-miasa e, mahafinaritra, mankasitra ka eee!:}:-*:-*:-*

laracroft.
12. Vaika ( 12/08/2006 19:57)
Raha te-ampiasa tsara an'i spybot dia :

http://perso.orange.fr/jesses/Docs/Logiciels/Spybot.htm

13. Vaika ( 15/08/2006 21:38)
lara : rehefa mi-bug indray amin'ny manaraka dia azo jerena ny gestionnaire des tâches windows : ctrl-alt-suppr (miaraka tsindrina) dia hita eo ny UC raha à 100 % dia jereo ny processus fa hita ao ny applications en cours d'execution izay mibahan-toerana.;-)
14. voromailala ( 24/08/2006 13:51)
ito hoe andramana aloha mandrapa
menu démarrer/Exéxuter
msconfig
onglet Démarrage
dia jereo ao raha misy anaran'ilay logiciel dia décocheo dia enregistreo dia redemareo ny ordi avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1987