Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i voromailala, milahatra araka ny daty
voromailala ( 04/08/2014 08:45)
Fitoriana fitiavana Evanzelika
Salama daholo Inty misy firotriana fitiavana Evanzelika, zaraiko aminareo: [quote] Garçon : as-tu un petit ami? Fille : Non. Je ne veux pas avoir un petit ami. Garçon : Genèse 2:18 Et l’Éternel... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/08/2014 19:40
voromailala ( 03/02/2014 09:25)
Fahasalamana: Fijery izay notakomana
Inty misy oronantsary fampiseho fijery iray momba ny fahasalamana. [url=http://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=6Zt0dCQ9NSI]on est ce qu'on mange[/url] ... tohiny
voromailala ( 20/12/2013 14:59)
LA MEILLEURE FACON DE MANGER
Salama daholo Inty misy Kdo de Noel hoantsika rehetra mpisera eto. Famintinana an'i boky [url=http://www.amazon.fr/gp/product/2501089391/ref=as_li_qf_sp_asin_tl?ie=UTF8&camp=1642&creative=6746&creati... tohiny
voromailala ( 03/12/2013 09:31)
Moramora alain'ny vahiny tahaka
Noho ny fihazakazahan'ny fiainana, fifaninana na any ampianarana na any ampiasana koa izany, dia manomboka mahatsapa tena ankehitriny ireo mponina amin'ireny firenena mandroso ireny fa lasa [b]mi-str... tohiny
voromailala ( 22/11/2013 09:41)
Dokotera Amerikana Brian Clement : Fijery vaovao ny aretina
Salama daholo inty misy rohy ahitanao oronantsary fampisehoana nataon'i Dokotera amerikana Brian Clement izay talehan'ny [url=http://www.hippocratesinst.org/]Hippocrates Health Institute[/url] ahafa... tohiny
voromailala ( 12/11/2013 14:34)
Ilay Rapport Campbell
Nisy oronantsary izay nivoaka tamin'ny cinéma teto Frantsa ny 16 oktobra lasa teo, mitondra ny lohateny hoe [url=http://www.allocine.fr/film/fichefilm_gen_cfilm=184664.html]La santé dans l’assiett... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:13
voromailala ( 08/11/2013 09:49)
Arnaud DesJardins: Maitre Spirituel Frantsay
Salama daholo Misy Maitre Spirituel Kristianina iray ity, zaraiko aminareo ny zavatra nolazaina. Mety hampisy fijery hafa ny resaka finoana oronantsary voalohany: [url=http://www.dailymotion.com/vid... tohiny
novalian'i sitlo ny 17/12/2013 09:35
voromailala ( 21/10/2013 12:25)
Hoy Jim Carrey mantsy an'i Amma
Hoy izy [b]Jim Carrey[/b] taorinan'ny Darshan nataony tamin'i Amma: [quote] [url=http://www.amritapuri.org/16494/13la.aum]I was feeling down about life ‘n’ love. Then I met a woman named Ammachi ... tohiny
voromailala ( 16/10/2013 12:03)
Iza no niaraka tamin'i Adama voalohany?
Sao dia i [b]Lilith[/b] no niaraka tamin'i Adama voalohany? Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 03:20
voromailala ( 14/10/2013 15:44)
Baiboly Frantsay Kinova vaovao
Salama daholo Hisy fanovana indray izany ny ao anatin'ny Baiboly Frantsay, indrindra amin'ilay vavaka Rainay Izay Any An-danitra. [url=http://www.europe1.fr/International/Une-nouvelle-traduction-du-N... tohiny
voromailala ( 07/10/2013 08:29)
Inona marina moa ny finoana?
Salama daholo indray isika namana. Ireto ny fijerin'ny mpikaroka spirotoaly hatsoina hoe [b]Osho[/b], izay hiraisako fijery ka zaraiko aminareo. [b]Religion (1)[/b] [quote] Je suis contre toute reli... tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 05/05/2014 22:06
voromailala ( 26/09/2013 08:25)
Iza marina no antéchrist?
Inty misy fijerin'ny mpikaroka Spiritoaly Osho, milaza fa ny Fiangonana amin'izao fotoana,izany hoe fiangonana naorina taorinan'ny konsilin'ny niekea no tena [b]antéchrist[/b]. Hoy izy hoe : [quot... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/11/2013 16:00
voromailala ( 25/09/2013 12:24)
Sakafo arapahasalamana
Salama daholo Misy tranonkala ity ahafahana manamarina raha mahasalama na tsia ilay sakafo hohaninao. Misy kinova finday ihany koa izy io. Olona manana traikefa amin'ny resaka sakafo sy fahasalamana ... tohiny
voromailala ( 24/09/2013 12:40)
Taiza no nitsimoka ny ratsy
Nataoko lohateny iray eto satria tsy mbola nahazo valiny mahafampo amin'ireo mpandalina baiboly aho. Andriamanitra dia tsara, Andriamanitra nanamboatra Anjely Tsara, fa maninona no nisy Anjely lasa n... tohiny
novalian'i ratsirano ny 22/11/2013 12:15
voromailala ( 23/09/2013 14:50)
Rilke sy ny finoana
Misy mpanankato hatsoina hoe [b]Rainer Maria Rilke[/b] izay nilaza fa boky karazany roa ihany no eo andohampandrinany dia ny Baiboly ary ny boky ny mpanoratra iray danois [b]Jens Peter Jacobsen[/b] ... tohiny
voromailala ( 19/09/2013 15:25)
I Adama ihany ve i Jesoa?
I Adama no olona voalohany teto antany, noho izany izy no zanaka voalohany sady tokan''Andriamanitra satria izy ihany no naharian'Andriamanitra. I Jesoa koa anefa voalaza fa zanaka lahitokan'Andria... tohiny
novalian'i jajajaly ny 02/10/2013 11:04
voromailala ( 16/09/2013 14:44)
Ny Herin'ny Ankehitriny
Salama daholo ry Namana. Nahita oronampeo an'ilay boky "[b]Le Pouvoir Du Moment Présent[/b]" aho, ka hozaraiko anareo. Arakaraka ny hamerenana ny fihenoana azy vao maika azo ny tian'ny mpanoratra la... tohiny
voromailala ( 12/09/2013 11:36)
Mety afaka hanabady ihany ve ny Mopera?
Raha ilay holaharana faharoa ny vatican no henoina dia azo dinihana hoy izy satria tsy ao anaty domga izany. [url=http://www.franceinfo.fr/societe/le-debat-sur-le-celibat-des-pretres-relance-1139245... tohiny
voromailala ( 12/09/2013 09:27)
Nanafatra i Jesosy hoe:
"Jésus déclarait à la foule: « Je vous le dis, à vous qui m'écoutez : Aimez vos ennemis, faites du bien à ceux qui vous haïssent. Souhaitez du bien à ceux qui vous maudissent, priez pour ceux... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2013 03:39
voromailala ( 12/09/2013 08:42)
Mijaly marina ve ny ankizy mpianatra any dago amin'ny sekoly sasantsasany?
Salama daholo Sendra naheno resaka izaho fa tsy fantatro izay fahamarinany fa mba manontany anareo eto. Misy hono sekoly any madagasikara manery ny ankizy ahazo noty tsara, dia bedesina raha vao tsy... tohiny
novalian'i booboo ny 18/12/2013 11:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275