Dokotera Amerikana Brian Clement : Fijery vaovao ny aretina

1. voromailala ( 22/11/2013 09:41)
Salama daholo
inty misy rohy ahitanao oronantsary fampisehoana nataon'i Dokotera amerikana Brian Clement izay talehan'ny Hippocrates Health Institute ahafahanao mahita fijery vaovao momba ny aretina sy ny fitsaboana.

Mazotoa azany mijery Vidéos du séminaire de Brian Clement

Nozaraina satria nahasoa.
2. ravonjison ( 02/12/2013 09:50)

voromailala:

Salama daholo
inty misy rohy ahitanao oronantsary fampisehoana nataon'i Dokotera amerikana Brian Clement izay talehan'ny Hippocrates Health Institute ahafahanao mahita fijery vaovao momba ny aretina sy ny fitsaboana.

Mazotoa azany mijery Vidéos du séminaire de Brian Clement

Nozaraina satria nahasoa.


Misaotra nizara a.
3. voromailala ( 02/12/2013 11:36)
ravonjison> Tsy misy fisaorana e. ilay Jus d'herbe izany no tena mampalaza an'io institut io koa.

Tony Parker ireny zao no hanisany mpisotro an'izy io. jereo eto.
4. voromailala ( 19/12/2013 14:54)
Misy dokotera Frantsay izay sady Nutritherapeuthe izay nianatra tany amerika, manazava
fa mbola taraiky ny fampianarana dokotera amin'izao fotoana izao, satria tsy mandray ny fampianarana azo avy amin'ny fikarohana siantifika vaovao.

Anisan'izany ny eo amin'ny resaka sakafo sy ny fahasalama.

Eto misy rohy manazava izany: la nutrithérapie, médecine millénaire, devient une science incontournable.
5. voromailala ( 19/12/2013 14:55)
Araka lazainy dia tsy nianatra resaka sakafo mihintsy ny dokotera tany ampianarana fa fanomezana fanafody indrindra indrindra.
6. endriny ( 15/01/2014 15:45)

voromailala:

Araka lazainy dia tsy nianatra resaka sakafo mihintsy ny dokotera tany ampianarana fa fanomezana fanafody indrindra indrindra.


Mety io dokotera frantsay io no tsy ningitrika tamin'ny resaka nutrition, biochimie anabolique sy catabolique ary ny histologie sy ny namany...

Fa aza adino ihany koa fa misy ny mandalina fahaizana manokana amin'ny sakafo fotsiny dia ireo no atao hoe nutritionnista.

Vitsy ary azo atao hoe tsy misy olona manantona dokotera raha tsy marary. MBola tsy nisy nanantona dokotera ka tonga hanontany fotsiny hoe: ahoana no hialana amin'ny homamiadana dokotera ?

Fa raha olona tonga manontany hoe ahoana no fomba tsy ahabevohoka dokotera dia tena bobaka dia bobaka.

Farany, maro amintsika no rehefa marary dia asain'ny dokotera mifady an'itsy na zaroa...

Ekeko fa tsy mahay ny sakafo rehetra ny dokotera tsotra, satria efa misy olona niofana manokana momba ny sakafo. Io tsy hoe izay mahay mahandro dia mpanao hotely daholo...
7. voromailala ( 24/04/2014 14:06)
endriny> misy fahamarinana izany zavatra lazainao zany.
Fa ny hanampiako azy dia efa nisy amin'izao fotoana ny hatao hoe Nutritherapie, izay mitsabo amin'ny alalan'ny sakafo na fanampitsakafo.

ary misy dokotera Malagasy mahafehy azy io i Dr Rose Razafimbelo izay miaraka miasa amin'i Le Dr Jean-Paul CURTAY, izay henjana ihany koa amin' io taranja io.

Ireto ny fanazavana mahasamihafa ny: Diététicien, Nutritionniste ou Nutrithérapeute ?

Le diététicien, non médecin, a suivi une formation essentiellement centrée sur le bilan alimentaire concernant les calories, les lipides (graisses), les glucides (sucres) et les protéines et a eu tendances jusqu'à présent à négliger les vitamines, les minéraux et autres composants de l'alimentation. Il agit le plus souvent dans le cadre d'un hôpital ou d'une institution.

Le médecin nutritionniste a suivi une formation plus approfondie, mais sa pratique est presque limitée au surpoids et au diabète. Par ailleurs, il manie plus facilement les médicaments contre ces pathologies que le conseil alimentaire qu'il délègue souvent au diététicien.

Le médecin nutrithérapeute aborde les plaintes du patient (fatigue, anxiété, dépression, infection à répétition…) et ses maladies d'un point de vue biochimique, afin d'intervenir au niveau le plus fin, le niveau moléculaire. Chaque personne ayant des gènes, une alimentation et un environnement différents, il est amené à prendre plus de temps pour les identifier et à recourir à des analyses spécialisées si nécessaire. A partir d'un tel tour d'horizon, le médecin nutrithérapeute peut voir quelles modifications alimentaires sont prioritaires, quelles prises de compléments sont nécessaires et quelles réductions de surcharges doivent être entreprises. Il a pour priorité de résoudre chaque fois que possible les déficits, les symptômes et les signes dont se plaint le patient par des conseils alimentaires. Il sera amené à utiliser des compléments alimentaires quand l'alimentation seule ne peut pas fournir les quantités suffisantes, ou lorsqu'il recherche un effet pharmacologique (un effet médicament indépendant de la présence d'un déficit).

Source:http://www.ienpa.com/nutritherapie.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3081