Hoy Jim Carrey mantsy an'i Amma

1. voromailala ( 21/10/2013 12:25)
Hoy izy Jim Carrey taorinan'ny Darshan nataony tamin'i Amma:

I was feeling down about life ‘n’ love. Then I met a woman named Ammachi and she gave me back my smile. Darkness can not compete with her.


Hoy izy i Voromailala taorinan'ny Darshan nataony tamin'i Amma tamin'ny Azoma lasa teo tany Cergy hoe:


Mbola tsy nahatsapa fiadanampo ohatra an'izany aho hatramin'izay nihainako, ary naharitra minitra vitsivitsy.


Efa tapitra ny taty amin'ny Paris sy manodidina fa any Toulon any indray izy amin'ny manaraka. Azonao jerena eto ny fandaharana.


Hoy Amma hoe

L'obstacle principal sur le chemin de Dieu, c'est votre égocentrisme.


Tsy manavaka fivavahana izy, misy kristianina izao nanao Darshan taminy dia nanampy azy nandalina ny finoany Kristianina izany.

Ianareo ve efa nisy nanao Darshan tamin'i Reny Amma fa tsy i Neny akory :-)?


2. voromailala ( 21/10/2013 14:26)
3. vahiny2004 ( 28/10/2013 14:45)
voromailala:


Hoy Amma hoe

L'obstacle principal sur le chemin de Dieu, c'est votre égocentrisme.


Nahaliana ahy ity pejy ity fa dia misaotra anao nizara
4. voromailala ( 04/11/2013 10:27)
vahiny2004> tsy misy fisaorana fa fizarana izay nahaliana sy nahasoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.038