Moramora alain'ny vahiny tahaka

1. voromailala ( 03/12/2013 09:31)
Noho ny fihazakazahan'ny fiainana, fifaninana na any ampianarana na any ampiasana koa izany, dia manomboka mahatsapa tena ankehitriny ireo mponina amin'ireny firenena mandroso ireny fa lasa mi-stress izy ireo ary very ny fahasambarana, ny fianampianakaviana.

Koa manomboka manao zotra miverina amin'ny moramora izy ireo, lasa misy Slow-food ohatra mifanohitra amin'ny fast-food.

Eto misy rohy raha hijery izany ianao, any Norvege no mitranga ny tantara.

Izay midika fa mankatahaka ny Malgasy izy ireo amin'ny moramora, tokony hitazona hatrany ny moramora antsika ve isika?



2. booboo ( 04/12/2013 14:27)
Tondé ity raha ity no tao an-dohako nahita ity hevitra nalefan'i Voromailala ity. aza tsiny raha @ teny frantsay.

Un riche homme d’affaires était en vacances en Inde. Un matin, sur la grève, il aperçut la barque d’un pêcheur qui rentrait.
- Oh là ! lui cria-t-il. La pêche a été bonne ?
- Le pêcheur lui sourit et lui montra quelques poissons posés au fond de sa barque :
- Oui, c’est une bonne pêche.
- Il est encore tôt. Je suppose que tu y retournes.
- Y retourner ? demanda le pêcheur. Mais pour quoi faire ?
- Mais parce qu’ainsi tu en auras plus, répondit l’homme d’affaires, à qui cela semblait une évidence.
-Mais pour quoi faire ? Je n’en ai pas besoin !
- Quand tu en auras plus, tu les revendras !
- Mais pour quoi faire ?
-Tu pourras changer ta vieille barque contre un joli petit bateau.
- Mais pour quoi faire ?
-Eh bien, avec ton petit bateau, tu pourras avoir plus de poissons.
-Mais pour quoi faire ?
-Eh bien, tu pourras prendre des ouvriers.
-Mais pour quoi faire ?
-Ils pêcheront pour toi.
-Mais pour quoi faire ?
-Tu deviendras riche.
-Mais pour quoi faire ?
-Tu pourras ainsi te reposer.
Le pêcheur le regarda alors avec un grand sourire :
- C’est justement ce que je vais faire tout de suite.
3. voromailala ( 06/12/2013 14:22)
booboo>hahahahah
Misaotra anao :-)
marina mihintsy izany lesona nomen'ilay mpanjono izany.
Variana loatra amin'ny fitadiavana ny olona dia tsy manokana fotoana intsony hoan'ny tenany, mba hakana aina. rehefa ny besoins fotsiny no hiezahana tanterahina dia ohatra le mpanjono, fa raha "Désir" dia ohatra le businessman io. :-)
4. mirananirina ( 10/12/2013 09:24)
Ny ahy indray fieritreretako ilay moramora hitenenana ny Malagasy ity dia tsy ny olona no manao moramora, fa ny fiainana no moramora raha misy vola!!! zavatra afaka 1 sem vao vita raha manolotra kely dia vita eo no eo! Hay diso aho.fa mifanohitra @ haingakaingana no izy.
5. voromailala ( 10/12/2013 10:04)
mirananirina> fijery anakiray hafa koa izay lazainao izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4174