Ilay Rapport Campbell

1. voromailala ( 12/11/2013 14:34)
Nisy oronantsary izay nivoaka tamin'ny cinéma teto Frantsa ny 16 oktobra lasa teo, mitondra ny lohateny hoe La santé dans l’assiette.

Izay nihainga indrindra tamin'ilay rapport Campbell, izay anisany fikarohana aratsiantifika ela indrindra natao tamin'ny resaka
sakafo satria naharitra 30 taona teo ho eo.

Raha tsy afaka hijery ilay oronantsary ianao, dia azonao hatao ny mahita ny famintinana an'ilay rapport Campbell eto.

Hosoratako eo amin'ny valiny eo ambany ny ao anatin'io rohy io.
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:13
2. voromailala ( 12/11/2013 14:34)
Inty ary no ao anatin'io rohy io:


Ce rapport, écrit par le chercheur Colin Campbell est le résultat d’une vaste étude sur la nutrition et de 40 ans de recherche sur l’incidence de l’alimentation sur notre santé.

Il révèle qu’une trop forte consommation de protéines animales induit une plus grande fréquence de cancers, de fractures et de calculs rénaux. Quant aux graisses animales, leur surconsommation élève la fréquence du cancer du sein.

La protéine la plus toxique serait la caséine, présente dans les produits laitiers.

On savait déjà que l’excès de laitages favorise le cancer de la prostate, le diabète, les fibromes, les kystes, les polypes, les troubles respiratoires.

Il met en avant également les risques à manger trop souvent des produits industriels et des sucres raffinés ( riz blanc, pain blanc, sucre blanc, etc… )

Ce qu’il faut retenir et ce qu’il faut ajouter à ses conclusions:

- varier ses sources de protéines : un peu de viande, du poisson pour les oméga 3, quelques oeufs par semaines mais surtout ne pas oublier des protéines végétales comme les lentilles, les pois, les haricots secs, le soja, les graines oléagineuses, les graines germées, le qunoa. Eviter la viande le soir. Préférer le poisson ou les protéines végétales au diner. Ne pas oublier qu’il n’est pas nécessaire de consommer trop de protéines. Mais un minimum reste indipensable.

Il est conseillé de ne pas dépasser 3 portions de viande par semaine. Tout le monde devrait essayer de manger végétarien une journée par semaine au minimum.

- réduire les mauvaises graisses comme la viande grasse, les laitages ( en particulier le lait ), les fritures, les margarines hydrogénées, les viennoiseries, la charcuterie, les huiles raffinées, les biscuits apéritifs, les chips

- réduire la consommation d’ aliments sucrés, de céréales raffinées, de viande rouge, de café qui sont des aliments acidifiants et font fuir le calcium.

- se remettre à cuisiner et limiter les produits industriels

- consommer chaque jour des végétaux ( fruits, légumes, tubercules, oléagineux, céréales complètes bio, légumes secs ). Attention les oléagineux ne doivent pas être consommés le soir car ils sont riches en graisses. Il ne faut pas non plus faire une surconsommation de céréales en particulier celles qui contiennent du gluten, mais les alterner avec des tubercules ( igname, patate douce, dachine, pomme de terre ) et des légumes secs.

- Consommer des aliments riches en oméga 3 : huile de colza vierge, noix, cresson, mâche, pourpier, poisson gras, graines de lin

- Pratiquer une activité physique régulière
3. Nehemiah ( 13/11/2013 07:39)
Ireny vazaha ireny koa raha ny teniny no arahina dia angamba ny rano ihany no tsy mahavoan'ny homamiadana
4. booboo ( 13/11/2013 09:19)
Na ny rano aza mety hampa-gli kah, be loatra ny nitrate... :-D :-D. Zà indray nefa mihevitra hoe soa aza misy olona, na vazaha io na malagasy na E.T :-D mamoaka raha tahaka ireny hampahafantarina ny hafa, avy teo, malalaka ny tsirairay hanao izay tiany @ fitandroana ny fahasalamany.
5. 5laody ( 13/11/2013 15:39)

Campbell ve ilay nanamboatra lasopy (potage)?
6. vahiny2004 ( 13/11/2013 15:47)
Ohatry ny te hiteny aho hoe ny olona ary ve izany "herbivore" fa tsy "omnivore" , na fara faharatsiny "tsy carnivore" araka ny fiheveran-tsika azy ?

Raha olona tsy manana safidy dia inona tokoa moa ny atao fa dia mihinana izay hita, fa raha manana safidy sy afaka mba mamaky teny dia tsara ihany ny mitandrina, dia mba tsy ho lasa obsession ihany koa hoe nihinana an'ity aho, lasa voan'izao aho izao ... etc
7. voromailala ( 14/11/2013 10:32)
Misaotra anareo rehetra nandray anjarana.

Ny tena sarobidy izany dia ilay hoe ny fihinana hena isaky ny misakafo dia tsy mahatsara ny fahasalamana. Izany akory tsy midika hoe tsy tokony hihinankena.

Henjana be ny lobby industrie agroalimentaire amin'izao fotoana izao, manafina ny zavadoza hamidin-dry zareo.

Amiko manokana ny idealy dia ny sakafo veloma.(Alimentation vivante).

Raha te handalina an'io resaka Lobby io ianao dia jereo ilay oronan-tsary le monde selon monsanto.
Afaka hita ao amin'ny youtube izy io.

Mbola manana tombony isika malagasy satria mbola vitsy Pesticide, OGM, sns any amintsika, ary tokony hiady mafy isika mba tsy hidiran'izy ireo any, ho fitsinjovana ny taranaka amampara.
8. voromailala ( 14/11/2013 10:33)
hafa indray angambany zany lazainao izany.
5laody:


Campbell ve ilay nanamboatra lasopy (potage)?
9. tiris8786 ( 13/04/2015 17:13)
isantaona dia avoaka foana izao rehetra izao momba ny sakafo fa tsotra ny olana. Manambola daholo ve ny vahoaka ahafahana mihinana légumes sy fruits isan'andro ? mihinana protéine ampy ? mihinana sakafo tsy OGM fa bio izay lafo ? misotro rano madio ? misy mpiasa mahandro ve sa avy miasa dia lasa mahandro maraina sy hariva.
bla bla bla fa mora tenenina fa tsy mora tanterahina. Ny olona koa dia mividy izay mora satria izay no takany. fantatra fa ratsy ny liqueur sy ny viande misy hormones saingy izay no mampandeha ny économie ka ataonao ahoana ary ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3654