Vhv zoky(raràna) miaraka @ kôfa zandry..

1. laracroft ( 11/10/2006 00:51)
Slt daôly8)

Hono hoà, lasa ny saiko ary nikaroka fa tsy nety nahita ny momba io resaka io ao anaty baiboly( tsy mety mahavaky azy rehetra:oops::^)) fa sao mba misy mahalala an'io kay:roll:?
raha eo @ FM (malagasy surtt) toa tsy mendrika loatra ilay izy, fa inona ny antony? ary efa nisy nahita oul na namana sendran'io cas io kou ve? de ahoana ny fiantraikany?, saotra betsaka ô!8):wink:
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 11:13
2. xxx ( 11/10/2006 01:16)
cas ko aky izany a...zandriko telo taona ny vadiko..ary mino tanteraka aho fa vady nomen Atra ahy izy.... milamina tsara mihitsy ny fanambadianay. tsy mino aho hoe misy resaka an io anaty baibloly aky a, efa ela ihany ny nandrenesako olona nitory teny fa tsy mbola nisy niresaka an izany ary izaho dia mamaky baiboly indimy isankerinandro mba tsy handaingana hoe isanandro ary tsy mahita na mamofona izany akory.
asa aloha fa h@ izao aloha izany ary tena tsy manenjika ahy mihitsy ny eritreritro ny amin izany resaka izany.
3. xxx ( 11/10/2006 05:02)
Misy tokoa ao anaty Baiboly fa ahoana ary no famakinareo Baiboly e :-P:-P Jereo ny tantaran'i Tamara Genesisy toko faha-38 dia ho hitanareo ao, mbola miandry ny zaza ho lehibe izy vao hoe afaka hanambady azy kanjo ....
4. fasaly ( 11/10/2006 05:41)
oujyyyy!betsaka ny sipa miaraka am zandry ary efa hatry ny ela kou! in anefa ny olana refa sam matotra sy mifakatia:roll::roll::roll:
5. Fiffi ( 11/10/2006 05:45)
fasaly: anaty baiboly hono akia no tadiaviny an! hoe aiza ho aiza anaty baiboly no voalaza ao io !
6. fasaly ( 11/10/2006 05:48)
ka raha io voambaran'i xxx anakiray io tsy manambara mitsy hoe zandry fa lay io mbola hiandrasana ho lehibe:roll::roll::roll::roll::?
7. booboo ( 11/10/2006 06:22)
Ao @ fianakaviako zao misy, zokin'ilay rangahy 5 taona ilay ramatoa, soa ny raha. Misy naman'i dadanay zay indray, zokin'ilay rangahy 10 taona ilay ramatoa, loa-jafikely vao haingana zareo.
Arakaraka ny fahaizan'izy roa mitondra ny tokantranony sy ny fiarahany ihany io araka ny hevitro.
8. Fiffi ( 11/10/2006 06:24)
ka misy dia misy ange zany eh! fa ny fanontanian'i laracroft de hoe aiza ho aiza anaty baiboly no hahitana an'io ?
9. booboo ( 11/10/2006 06:28)
Fiffi > ié, ny tapany voalohany io no fanontaniany, dia ny eo am-povoany ndray raha eo @ FM malagasy, dia ny fanontaniana farany, raha manana namana na havana @ io raha io. Misy 3 be zao ny fanontaniana napetrany ....
10. fiderana ( 11/10/2006 06:30)
izaho aloha tsy nahita satria kamo mamaky baiboly ê!, izay mba tadidiko no mba soratako, fa tsy dia maninona raha zoky ara-taona no lasa vady raha tsy dia mifanalavitra be loatra ilay taona, amiko io an!.8)
11. Fiffi ( 11/10/2006 06:30)
booboo: :) ok akia an! fa hay tokoa moa ? ny notadiaviko aloha de ny anaty baiboly ! :oops:
12. laracroft ( 11/10/2006 08:29)
xxx:

Misy tokoa ao anaty Baiboly fa ahoana ary no famakinareo Baiboly e :-P:-P Jereo ny tantaran'i Tamara Genesisy toko faha-38 dia ho hitanareo ao, mbola miandry ny zaza ho lehibe izy vao hoe afaka hanambady azy kanjo ....
xxx> hay ve eh:o,:) fa saingy hoe le izy nge tsy zaza tsy ampy taona fa efa olon-dehibe fa zandry ftsn eh:°):wink:


13. laracroft ( 11/10/2006 08:31)
Fiffi:

fasaly: anaty baiboly hono akia no tadiaviny an! hoe aiza ho aiza anaty baiboly no voalaza ao io !
Fiffi: fa toa tsy misy mihintsy hoà eh, fa hafa indray lay hoe zaza tsy ampy taona hiarahana nge eh:wink:



14. laracroft ( 11/10/2006 08:34)
xxx1,booboo,fasaly> saotra nanome oh mba hahafahana mandinika tsara mialohan'ny hidirana @ le izy!:-*fa mba mi-assurer koukou anah io fa le oul ty be nefa zà misalasala ihany:oops:
:-*
15. laracroft ( 11/10/2006 08:37)
fiderana:

izaho aloha tsy nahita satria kamo mamaky baiboly ê!, izay mba tadidiko no mba soratako, fa tsy dia maninona raha zoky ara-taona no lasa vady raha tsy dia mifanalavitra be loatra ilay taona, amiko io an!.8)
ok aky ah:-*, tsy misy 10 ans kosa alou le différence e, fa zandry de zay no nampisalasala ahy satria ny FM(gasy) manko toa tsy de mety @ le izy:°):)
:-*


16. laracroft ( 11/10/2006 08:40)
fasaly:

oujyyyy!betsaka ny sipa miaraka am zandry ary efa hatry ny ela kou! in anefa ny olana refa sam matotra sy mifakatia:roll::roll::roll:
fasaly::) ok aky ah, fa betsaka ny mpanankihana:( de... ohatra ny nampihemotra, nefa le fitiavana tena matotra sy réciproque be eh;-):*:*:-*


17. laracroft ( 11/10/2006 08:43)
tohin,ny sujet ihany izany ity:oops:> de ahoana kay ny hatao manoloana ny olona manankihana, manambany moral ihany le izy manko e, raha efa nisy nahita cas hoe lasa adybe na... zvt hafa oh de mba ilazao hoe de in ny tokony hatao hamahana le olana? saotra8):-*
18. laracroft ( 11/10/2006 08:47)
:oops:ny R&R ko kou izao sur na ny azy fa tsy hanaiky ,ahoana ny fomba hilazàna @ izy ireo:roll::?: mba ampio eh:cry::-*
19. xxx ( 11/10/2006 08:55)
Fiffi:

booboo: :) ok akia an! fa hay tokoa moa ? ny notadiaviko aloha de ny anaty baiboly ! :oops:
hummm


20. laracroft ( 11/10/2006 08:59)
booboo:

Fiffi > ié, ny tapany voalohany io no fanontaniany, dia ny eo am-povoany ndray raha eo @ FM malagasy, dia ny fanontaniana farany, raha manana namana na havana @ io raha io. Misy 3 be zao ny fanontaniana napetrany ....
booboo: tsy voatery oe hamaly le fanontaniana rehetra kah, fa zay afaka mba mamaly izay fantany @ ireo ftsn:):-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.112