Vhv zoky(raràna) miaraka @ kôfa zandry..
21. lapino
(
11/10/2006 09:13)
Za tsy mahafantatra ao amin'ny baiboly teny mivantana fa tsy mety miaraka ny lehilahy zandriny sy vehivavy zokiny. Fa ny fantatro ao dia hoe efa nisy Adama vao nangalana ilay tehezana, fa tsy hoe nanamboarana tehezana aloha vao namboarina tsy ampy taolana :)
Ny FM malagasy indray, tsy haiko ny tena antony. Fa angamba, ho an'ny malagasy tsinona ny zokiny misy autorité amin'ny zandriny, ary ny lehilahy misy autorité amin'ny vehivavy. Dia lasa misy fifanoherana raha ilay vehivavy no zokiny. Asa anefa ...
Nahita olona sendra an'io? Za efa nahita, fa mbola tsy mpivady. Fa tsy ahitako olana manokana aloha. :)

22. xxx
(
11/10/2006 09:53)
Hoy i Fiffi:
fasaly: anaty baiboly hono akia no tadiaviny an! hoe aiza ho aiza anaty baiboly no voalaza ao io !
Fiffi: fa toa tsy misy mihintsy hoà eh, fa hafa indray lay hoe zaza tsy ampy taona hiarahana nge eh
Mahazo miaraka amin'ny zandriny ny vehivavy, io efa omeko anao io ny toko sy andininy dia mba vakio aloha fa aza manontany dia avy eo atoro dia miziriziry :twisted::twisted::twisted: Lalana napetrak'Andriamanitra io dia mety izany matoa nataony !
24. laracroft
(
11/10/2006 10:13)
mbaliana::roll: masiaka mihintsy fa tsy tezitra fotsiny, atao ahoana eh!! ny hitako ato nosoratanao ngeh ry xxx de oe niandry an'ilay zaza ho lehibe e, dia nihevitra aho fa hoe te hiaraka @ le zaza izy nefa olon-dehibe!! andraso fa hovakiana e, izay no nangatahiko kou tsy hovakiako mou ve?:roll:, fa ny eto alou izao no novaliako! ary aza de masika fa ny oul otranao zao mihintsy le mampandositra ny vhv tsy hiaraka @ bandy zokiny fa masiiiika!!
Lapino: ok ! mazava dôly ny voalazanao,...... fa ny resaka autorité indray tsy mifidy taona io ary tsy ankifidy sexe fa misy vhv nefa tena mampitondra faisana ny vadiny, zandry nefa! ny eritreritro @ le oe ny lahy noforonina de oe ny vhv natao hanaiky satry avy @ lhl nanaovana azy, fa tsarovy fa misy lhl teraka aty aorian'ilay vhv nefa:lol:(sa ve fanamboarana saina ftsn ny ah izany?8) )

25. laracroft
(
11/10/2006 10:17)
Lapino> donc tsy voatery hoe zokin'ny vhv ny lhl izany!! ny vhv natao anaiky zay ny fahafantarako azy fa tsy hoe rhf lhl de zoky doly de tsy maintsy izy no mandidy fa jereo tsara fa be ny vhv mandidy be nefa zandry:{
26. jefra
(
11/10/2006 16:18)
Tsy fantatro ny any anaty baiboly, fa ny fahazoako azy d maharitra ela kokoa ny fitiavan'ny lehilahy firaisana (mbola misy ny retour d'age apres 60ans). Raha ramatoa no zokiny de mety hiseho aloha loatra ny olana apres 50ans. Eny fa na dia mateza kokoa aza ny vehivavy (ela velona).
27. vale
(
11/10/2006 16:45)
jefra> de mety hangalam-pinana zany le lehilahy rehefa any aoriana any?:-w:-D, sao dia mba le lehilahy kosa no mitady zvt henjankenjana oh:lol::oops:
;ny hitako t@ tv indray , vao omaly mihintsy t@ "arte" dia ny vhv hono rehefa à partir ny 60 taine izany de manana "orgasme intense":oops: be , fa mety oe mba menatra @ maha vehivavy lehibe ftsn sy ny fiarahamonina , le hoe tsy maontina raha mbola manao an'izany ihany de mody hoe tsy manao anizany intsony fa tssssssssssss:-P:-D:-D:-D:wink:

29. jefra
(
11/10/2006 17:15)
vale> Ilay 1936 alo zah mbola tsy nanandrana ka tsy haiko e!:^):^)
Fa inona kay le henjakenjana mety tadiavin'ny lhl? Noheveriko hoe le malemilemy no tena izy :lol::lol:
Fa inona kay le henjakenjana mety tadiavin'ny lhl? Noheveriko hoe le malemilemy no tena izy :lol::lol:
31. Fiffi
(
11/10/2006 18:14)
Fiffi:O ! ry xxx aahhh ! io no fanontaniana mipetraka ka inona no maha-rombotra anao @ io fanontaniana io ? :roll::roll: tsy azoko an!
ka misy dia misy ange zany eh! fa ny fanontanian'i laracroft de hoe aiza ho aiza anaty baiboly no hahitana an'io ?
32. vale
(
12/10/2006 00:17)
jefra::-D:-D:°) kou asa kou mety efa lozitra:oops::lol::lol:
vale> Ilay 1936 alo zah mbola tsy nanandrana ka tsy haiko e!:^):^)
Fa inona kay le henjakenjana mety tadiavin'ny lhl? Noheveriko hoe le malemilemy no tena izy :lol::lol:
33. vale
(
12/10/2006 00:20)
lapino:lapino::-D:-D :roll:ngamba :°)
vale, ireny teraka 1936 ireny izany mbola ao tsara ? :-P:-D:-D:-D
34. xxx
(
12/10/2006 02:47)
[quote]ary aza de masika fa ny oul otranao zao mihintsy le mampandositra ny vhv tsy hiaraka @ bandy zokiny fa masiiiika!