Mofogasin'Analamahitsy

41. fijo ( 25/01/2006 21:40)
efa ela io eo analamahitsy io ka,milay sady mafana
42. Veloo ( 26/01/2006 19:45)
ary any talatamaty?
43. vale ( 13/02/2006 19:47)
veloo: misy mpanao mofogasy tsara kou any talatamaty.
Herimiafina: enao ty mahita tenenina:-D:-D:-D
44. Veloo ( 14/02/2006 17:43)
:miam::miam::miam: matsiro ery retsy ry vale o?
45. mimiso ( 15/02/2006 16:51)
Tena tsaroako ko fa tena milay be mitsy le mofogasy ao Analamahitsy io :miam::miam:
46. Veloo ( 15/02/2006 17:21)
:miam::miam::miam::miam: andao ary mihinana mofogasy virtoaly e:miam::miam::miam:
47. akamatiana ( 20/02/2006 16:52)
fa Analamahitsy aiza ho aiza mou zany euuh!! bedabeuuh ange ny mpivarotsa mofo gasy eo euuh!! Fa ra ilay am lalana mankany cite eo apitan'ny Pharmacie io io de tena hummmm , teo zah nahalany 10 tsy aketsika fa tena saika tsy nietsika tsony lol
48. nambina ( 10/03/2006 12:05)
xxx:

Ny ahy ny sosisiny vadiko no tiko


Tena sosisy gasy resaka madio ve, sa :?:
49. kenaina ( 18/01/2016 12:23)
Manao ahoana daholo! mba mangataka recette io mofogasy Analamahitsy io raha misy manana fa te ihinana be mahita ity sujet ity! Misaotra mialoha o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1617