Mofogasin'Analamahitsy
21. mandrindra
(
18/01/2006 10:19)
pissoa, aza hihomehezana fotsiny fa mba te ahalala hoe aiza ho aiza e :D
22. pissoa
(
18/01/2006 10:39)
Herimiafina> Tendan-kanina
mandrindra> Izaho tsy nihomehy fotsiny kah! Ndana hoy aho mody ... sao dia lanin'i Herimiafina eo ilay mofogasy vao tonga anie ianao! :-D
mandrindra> Izaho tsy nihomehy fotsiny kah! Ndana hoy aho mody ... sao dia lanin'i Herimiafina eo ilay mofogasy vao tonga anie ianao! :-D
23. mamybe
(
18/01/2006 11:30)
Mandrindra> Tsy haiko we taiza ny Magasin M taloha (Izaho koa somary vahiny). Fa le izy aty @ cité fa tsy any @ tanàna. Milahatra @ Pharmacie ny Shop Liantsoa de eo am-pitany le mofo gasy (Raha mbola taty koa enao t@ ftôna nisokafan'ny Pharmacie!!!). Asaivo andefasan'ny havanareo e! Toro-hevitra: Asaivo fnosiny @ papier alu, dia congeler-o rehefa tonga any. Refa te-inana enao dia hafanao @ micro-onde fotsiny. Miam!!!!!!!!!!
24. vale
(
18/01/2006 19:35)
mamybe:
Za alou tena mpinana an'io fônafôna fa tsy indraim-bava de lany zany fa mba misy telo na dimim-bava e! Izay tsy mahita dia eo am-pitan'ny Shop Liantsoa eo Analamahitsy no misy azy. Tandremo sô de diso plasy fa betsabetsaka ihany ny mpivarotra mofo gasy eo. Miloko mangamanga izay ilay fivarotana. Misy ramanonaka sy mofo bôl sy menakely kou eo. De kafe sy dite sy ronono. De maztou homan'e
mamybe>:miam:
25. vale
(
18/01/2006 19:38)
Herimiafina:
Zany mofogasy izany zao raha ampiarahina café le amin,ny kaopy vy ireny an, masaka mahintsiny, favy be, ary andeha hitady jo any Analamahintsy any zah hataoko excuse hihinanana mofogasy any klé, hehehehe:-D:-D
herimiafina>:roll:
26. mamybe
(
19/01/2006 04:29)
vale:^:^^:^^:^
mamybe:
Za alou tena mpinana an'io fônafôna fa tsy indraim-bava de lany zany fa mba misy telo na dimim-bava e! Izay tsy mahita dia eo am-pitan'ny Shop Liantsoa eo Analamahitsy no misy azy. Tandremo sô de diso plasy fa betsabetsaka ihany ny mpivarotra mofo gasy eo. Miloko mangamanga izay ilay fivarotana. Misy ramanonaka sy mofo bôl sy menakely kou eo. De kafe sy dite sy ronono. De maztou homan'e
mamybe>:miam:
27. kitjo
(
21/01/2006 04:32)
hahah
booboo> nitsangana t@ maty aona ko za le? hihihihi....misaotra e...d faly mampiresaka sy mifampiresaka ato njay mo zany
mamybe> ie, atao anaty papier alu na gazety matevina tsara dia afka entina mivoaka ra tsy misy probleme @ douane...atao bain marie no tena tsara na microwave malefaka tsara

31. Veloo
(
24/01/2006 20:08)
aiza ny mofo gasy ry reto a:miam::miam::miam:
kitjo a e:wink:eeeeee te-hinanana mihitsy retsy a.
kitjo a e:wink:eeeeee te-hinanana mihitsy retsy a.
32. Herimiafina
(
24/01/2006 20:10)
Ireny mofogasy ireny an, asiana pepite de chocolat de tena favy be mahintsiny, anjamo anie ry zareo e! hehehehe:-D:-D
34. Herimiafina
(
24/01/2006 20:14)
Non kousa ry Veloo an! Mba manatsartsara fa tsy hoe manimba akory, hainao ihany ny zaza amin'izao fotoana izao fa mifidy hanina fadiranovana mihintsy e! Le zanako lahy kely ato izay izao de tsy mety mihinana an'ireny raha tsy hosorana tartine chocolat kely hono, eeeeh, hehehehehe:-D:-D
35. Veloo
(
24/01/2006 20:18)
ka rehefa te hinana tartine au chocolat izy dia tartine au chocolat ihany retsy a , rehefa mofo gasy dia mofo gasy rano ray...
ato ndray ra hery fa be ny miresaka motika an:-D:-D:-D
ato ndray ra hery fa be ny miresaka motika an:-D:-D:-D
36. Herimiafina
(
24/01/2006 20:21)
Ka non kosa ry Veloo an, izy roa no tian'i nedala, boay kely exigeant be i nedala izay klé, exigeant be noho ny reniny mahintsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
37. jennifer2
(
24/01/2006 22:57)
HM a! hay ve enao ka efa mananjanaka lahy e/ iza no anarany? (herimiafina1 ve?), de iza ny reniny toa tsy nisy presentation?
hoy enao koa hoe:
Zany mofogasy izany zao raha ampiarahina café le amin,ny kaopy vy ireny an, masaka mahintsiny, favy be, ary andeha hitady jo any Analamahintsy any zah hataoko excuse hihinanana mofogasy any klé, hehehehe
De ataonao aiza indray le izy mianaka? sa ampileranao mofogasy avy any @ rafiny?:-D

38. Veloo
(
25/01/2006 17:23)
jenny =))=))=))=))
o ry hery a tereo hihinana mofo gasy fotsiny ilay vboay kely...:b
o ry hery a tereo hihinana mofo gasy fotsiny ilay vboay kely...:b
39. Herimiafina
(
25/01/2006 19:38)
Jenny: zah anie tsy niteny hoe hampirafy raha hitady an'ilay jo any Analamahintsy e! Hitady jo atao akama fotsiny no tiako hambara, manahirana mahintsiny ity teny gasy ity klé, heheheheh:-D:-D:-D:-D
Veloo: ka nedala hoa tsy mety klé, gravy mihintsy fa efa mila sesefana otsan'ny ganagana atavezina vao mety mihinana zavatra hafa ankoatry ny mofogasy au chocolat, hehehehe=))=))
Veloo: ka nedala hoa tsy mety klé, gravy mihintsy fa efa mila sesefana otsan'ny ganagana atavezina vao mety mihinana zavatra hafa ankoatry ny mofogasy au chocolat, hehehehe=))=))