Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
dadabe
(
16/01/2006 12:04)
veloma vetivety !
izao ary e, nosokafako fotsiny ity size ity de ianareo nom manohy azy fa zah hiala !! manao veloma ny serasera e ! :(...
suite
répondu par Veloo le 23/02/2006 18:02
Mifenty
(
16/01/2006 10:38)
rariva iany io defa ho an'ny namako sisa a
tena tsitako le fanaovana anlé oe ho an'ny namako iany le sary fa aona lé.
sary be io fa tsy sary kely a...
suite
répondu par Veloo le 23/02/2006 18:02
xxx
(
16/01/2006 10:37)
fanotanina kely
hono wa ry reto aôna kay no halala fa tsy miraika aminao firy tsony ny olona miaraka aminao indrindra ra ohatra ka mipetraka any ivelany izy?????...
suite
répondu par fijo le 19/01/2006 21:09
hery
(
16/01/2006 07:22)
Tononkalo misy mpanoratra maromaro
Hitako misy tononkalo vitsivitsy iaraha-manoratra ato amin'ny vetso ato. Ahoana kay no fomba anaovanareo azy? Sady amin'izay ianareo samy hafa ny toerana misy anareo. Mila mitovitovy izany ny sentimen...
suite
répondu par fiaritiana le 16/01/2006 11:09
hery
(
16/01/2006 07:15)
Fahazaran-dratsy
Fahazarandratsy vitsivitsy hitako amin'ireo mpitondra fiara (indrindra ireo saoferana taxi sy taxi-brousse)... tokony hialana raha toa ka te hitsitsy.
Resaka embrayage (fitsitsiana disque sy fourch...
suite
répondu par kally le 30/01/2006 16:09
marozevo
(
15/01/2006 23:35)
Fiangonana - fanarenam-piaraha-monina - Fivoarana
Tsy misy loha hevitra tena manoka ity, fa mba te hitarika ny sain'ireo MINIA TSY MAHITA ny zava-misy vitan'ny Fiangonana aho, na Katolika io na Protestant. Mba te hanaitra ny sain'ireo milaza fa tsino...
suite
répondu par marozevo le 27/01/2006 01:17
diamondra27
(
15/01/2006 11:06)
MITIA sy TIAVINA
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manok...
suite
répondu par mbositra le 13/02/2006 20:58
tianavola
(
14/01/2006 17:00)
Veloo ah very ato aho eh hahaha
Iza ary zah oh?? ry Veloo? :D
Kay efa nanana compte tato aho fa adinoko ny fisiany dé zao tafiditra izao ihany nony farany saingy very be fa feno soratsoratra be naika tsy hitako izay hitadiavana an...
suite
répondu par Veloo le 16/03/2006 17:14
cutie
(
14/01/2006 16:36)
Rija Ramanantoanina
Za mba mitady ireto tonokiran'i Rija Ramanantoanina reto ze mahay : "Aleo", "Fivavako", de " Saraka".
Misaotra mialoha. ...
suite
répondu par Seifer le 24/02/2006 12:07
Mifenty
(
14/01/2006 14:23)
ny mampitovy ny sipa sy ny ordinatera???
ito aza misy fanontaniana mafinaritra be eh,
Inona aza no mampitovy ny sipa sy ny ordinatera e?
mahazo biz'oroka zé mahamarina...
suite
répondu par Veloo le 21/02/2006 17:50
xxx
(
14/01/2006 11:39)
tiako be ilay madama any lavatra be any
oh lereto ah misy madama manambady izay re tena tiako be tena potika amin'ny mihintsy aho
izy mantsy niteny tamiko hoe hisaraka @ vadiny
mba omeo hevitra aho hahantateraka ny raharahanay
marihiko...
suite
répondu par diamondra27 le 23/03/2006 12:44
Fiffi
(
14/01/2006 10:51)
Inona avy @ nareo no hatao hoe" les 7 merveilles du monde"
Hapetrako ary ny fanontaniana , inona avy @ nareo no hatao hoe " les 7 merveilles du monde " ?...
suite
répondu par Fiffi le 23/01/2006 04:57
jentilisa
(
14/01/2006 09:45)
film amin'ity taona 2006 ity!
nahavariana ahy fa tahaka ny niova filamatra izany ny film tontosain'ny vahiny amin'ity taona ity. Saiky film d'animation no hanjaka. Asa noho ny lazan'i Madagascar angamba?
Ao izany happy feet izany...
suite
répondu par jentilisa le 20/01/2006 06:05
jentilisa
(
14/01/2006 08:05)
loza noho ny tsy fitandremana!
nisinisy mihitsy ny loza vokatry ny tsy fitandremana teto an-tanàna izay. Ohatra farany ilay tao Androndra. Fanaovana soudure ve dia atao eo akaikin'ny citerne? vokany: roa ny olona kila firehitra!
...
suite
répondu par jentilisa le 19/01/2006 12:17
kally
(
14/01/2006 07:15)
Fianakaviana iray manontolo no maty
Naheno aho fa nisy an'io vaovao nampalahelo io nitranga tany Frantsa (tany Avignon), fianakaviana gasy (9 mianaka) no voalaza fa maty sempotry ny gazy karbônika.Mampalahelo sady any an-tany lavitra a...
suite
répondu par fasaly le 05/03/2006 09:38
Fiffi
(
14/01/2006 06:55)
Fa maninona kay?
Lasa ny saiko mahita ireto Gasy na lahy na vavy manambady vazaha lasa niova tanteraka ny toetran'izy ireo ( tsy ny rehetra akory an ) fa tena variana aho satria lasa mihavonavona , tsy mety miteny gas...
suite
répondu par Fiffi le 23/01/2006 04:54
dadou
(
14/01/2006 03:18)
FITIAVANA TSY VOAPOSAKA
misy madama iray mpira miasa amiko tiako ary mety mitovy izahahy anefa tsy sahiko ny manambara azy fatiako izy kaomeo hevitra ho (l)...
suite
répondu par fijo le 17/01/2006 21:44
rainisalama
(
13/01/2006 23:02)
Mitahy ny razana-> démostration!
Raha razana tsy mitahy dia mifoha mihady vomanga.Kanefa tsy mbola nahita razana nihady vomanga isika,noho izany dia mitahy ny razana!:lol:...
suite
répondu par Vahinala le 26/01/2006 08:26
tsimiandravola
(
13/01/2006 21:57)
Setrim-pandavana (réponses aux objections)
Rehefa tsy tokony hisy ny fahanginana,nefa mangina ireo tokony hitabataba dia io ilay lazain'ny vazaha hoe :"silence assourdissant".Ka ireo mpahay tantara fahagola (antiques) izay tsy tokony hangina r...
suite
répondu par marozevo le 30/01/2006 01:10
vivi
(
13/01/2006 18:25)
hevitra
mba omeonareo hevitra e!, ahoana ny ahatonga vhv iray tsy hisaina lhl 1 intsony ary hanadino azt tateraka fa leo ny misaina any lery za , na mahita bandy hafa za d mbola izy foana no tiako nefa tsapak...
suite
répondu par fijo le 19/01/2006 21:11
