FITIAVANA TSY VOAPOSAKA

1. dadou ( 14/01/2006 03:18)
misy madama iray mpira miasa amiko tiako ary mety mitovy izahahy anefa tsy sahiko ny manambara azy fatiako izy kaomeo hevitra ho (l)
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:44
2. dadou ( 14/01/2006 03:25)
:}:°):evil::*:*^^:{:?:8O:D:o:(:x:idea:
3. Herimiafina ( 14/01/2006 03:52)
Tonga de teneno aminy directa e, na ho any na tsy ho any, mety falifaly be izy izao na dia somary mody gaga sy tezitra kely ary amin'ny voalohany.
Fa manomboka eo aloha dia tsy hitovy intsony amin'ny taloha ny fifandraisanareo e.
Tsy mahita vaha-olana ankoatr'izay izaho, fa raha ny sasany de mety hoe ataovy indirecta nefa raha atao indirecta de vao maika mety hahatezitra azy ary fosainy ianao.
4. hantajoasy ( 14/01/2006 06:51)
izaho aloha vehivavy ary manambady efa nataon`ambady an`izany koa aho fa olombelona mitovy amiko izy fa tsy anjely akory ka tsy manome tsiny anao aho fa saina ihany no mitondra an`io ok! courrage
5. jentilisa ( 14/01/2006 07:10)
Tena aleo milamina fa tsy mahatamana anie ny birao raha vao misaraka eo ianareo e
6. dadabe ( 14/01/2006 07:56)
zay mihitsy , omeo RDV any ambadika de amboary e
7. rongatry ( 14/01/2006 08:34)
Ny an-dRaJentilisa no tena marina e !
tsy miandry misaraka akory fa raha vao manandran-tsira fotsiny ise dia efa miova daholo ny tontolonareo roa, maika moa raha misaraka, tonga dia manamboara C.V. iray hafa !
Henoy kely ry zandry 'lay hiran'i Njakatiana hoe : ANARO AHO a ! dia diniho tsara : " KA IANGAVIAKO IANAO HO MPANANATRA AHY ... DIA NY TSY HAHALASA ANAO HO FAKAM-PANAHY ... raha toa ka ianao mantsy no mba miteny ahy, dia tsy maintsy hanaiky aho satria TIAKO IANAO ! "
Raiso ny fanampahan-kevitra tsara dia mahereza e !
8. Vahinala ( 14/01/2006 11:29)
Tsy misy afatsy ny miteny ny marina e, marary ao fotsiny enao ra tazoninao ho anao rery zany fa lazao azy, aza matahotra ny réaction ny fa manaiky izy tsara tsy manaiky izy au moins enao efa niteny aloha. D misy marina ihany koa ny tenin'i jentilisa an, sarotra ihany ilay hoe mpiara miasa fa rehefa sendra misy olana any aoriana na hoe misaraka ohatra tena lasa "invivable ny atmosphère" an !
9. Veloo ( 15/01/2006 02:02)
ilay madama zany to efa manambady? tssssss avelao izy raha vadin;ol raha mahay manaja fanambadiana enao.
10. diamondra27 ( 15/01/2006 11:30)
mbola tsy misy fiarahana akory ve d'efa oe: fisarahana sahady ny atao antsaina? Kay mazana zany an!

f'angah tsy fantan'ny lah ny renseignements-ny? Raha fantanao le accueillante ao @ toerampiasanareo de azonao mba anontaniana ankolaka izy hoe: ary toa tsy mbola hitako mitsy ny vadin'y ranona naka azy, na oe t@ fetin'ny personnels na hevitra hafa ... ze moyen ahafantarana na misy miaraka aminy na tsia. Raha misy de aleo ajanona fa mitadiava hafa, raha tsy zany de mba le @ pause café iny de mba invité-o izy hoe: tu veux boire un café na chocolat...? De alefao miadana ny resaka, comment va la famille sns de fantatrao na manana izy na tsia
11. Veloo ( 16/01/2006 00:12)
:°)
12. fijo ( 17/01/2006 21:44)
mody apetraho eo amin'ny soriny ny tanana rehefa miresaka ,dia raha tsy miahotra izy,dia raiso indray ny tananay amin'ny manaraka,ka raha mbola tsy miahotra amin'izay izy,dia lazao amin'izay fa efa ao ny 80% ny fika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676