Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrinirs ( 10/01/2006 11:49)
mila fanampiana urgent
:(slt dhl,mba mila fanampiana kely aminareo namana ato @serasera na izay hafa mahita ity soratra ity e,sao mba misy mahita na manana driver pour win98 clé usb sony micro vault USM-E/USM-C,...fa tena ... tohiny
novalian'i andrinirs ny 13/01/2006 07:09
Vahinala ( 10/01/2006 11:00)
Ankamantatra
Izay efa nanaovako an'ity tao amin'ny karajia aloha hiangaviana mba tsy tonga d hiteny an, amzay mba mitady ireo izay mbola tsy mahalala, OK ! Zao ary : Rehefa amin'ny firy ary ny andro no manen... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 16:56
lemenakely ( 10/01/2006 07:40)
raharaha ihany izy ity e
ny olona any dago dia mieritreritra fa izany olona avy any an-dafy izany dia olona tsy misy toa azy manam-bola e etc...MANAHIRANA NY MIAINA E... tohiny
novalian'i bozimanga ny 15/02/2006 05:20
fara ( 10/01/2006 07:29)
Fandrosoana
T@ heritaona zany a,12% ny fisondrotakarama,d t@ ity taona ty kou mbola 12%,izany no tena atao hoe fandrosoana.D nifanontany ireto oul 2,hoe ,inn no tena mba projet anao @ ity taona ity,d namaly ny ir... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 13:14
zarbi ( 10/01/2006 07:14)
ke faire des athés
nisy viavy tsy mino an ANDRIAMANITRA na i BOUDHA na tou les otres Dieu ke vous connaisser tao @nay ka lasa fanalana ny tsy finony ny mahagaga anefa dia catolika ny papany ary ny mamany maty io fa... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2006 00:41
zarbi ( 10/01/2006 07:06)
les chateurs ve rasty B foana ee ????
ry viavy rehetra nandinika aho die ohatran ny hoe vitsy kely ny bogosy any @ tchat sa izao no tena ratsy chance foana éééééééé ? io mba valio moa... tohiny
novalian'i avana ny 23/01/2006 13:32
xxx ( 10/01/2006 06:13)
Teny diso tsy mba kabary ;)
Diso ny fiteny hoe : "fitiavana virtuel". Jereo amin'ny diksionera ny hoe virtuel. Raha mifankatia amin'olona eto amin'ny internet ianao, dia [b]réel[/b] izay fa tsy virtuel. Virtuel izy raha tsy ... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/01/2006 07:57
hery ( 09/01/2006 23:06)
Hafatra vaovao
Manomboka mitranga ao amin'ny forum.serasera.org indray rehefa misy hafatra vaovao ao amin'ny namana. Isaky ny 10 minitra vao miova ilay filazana hoe hafatra vaovao. Aza gaga izany raha ohatra ka efa ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 00:20
lapino ( 09/01/2006 22:43)
Fomban'ny sekta: mahomby ve raha ...
Nieritreritra hoa za, hoe raha jerena ny fahombiazan'ireo antokom-pivavahana, satria nahoana? Inona no méthode ampiasainy? Sao dia soa fianatsa ho an'ny fampandrosoana? Ireto izao ohatra: - "volo... tohiny
era ( 09/01/2006 17:11)
405 alefa madagasikara
jereo ao amin'ny dokam-barotra sao mahasoa anao.Mampalahelo ny mijery azy mijanona ao, tena mbola mandeha tsara ilay izy.405 berline diesel année mod.92... tohiny
novalian'i era ny 10/01/2006 18:18
xxx ( 09/01/2006 16:16)
mbola mitady an'ilayvehivavy tsara fanahy aho hatr@ izao
mbola mitady ny ame soeur-ko aho hatr@ izao manorata @ fitia_virtual@yahoo.fr kof mitady ..... tohiny
novalian'i mbositra ny 16/02/2006 08:48
xxx ( 09/01/2006 15:21)
olana
miaraka @lhl somary tsy mivakiloa izay zahako , fa ny problemeko d ahoana ny ataoko mba ahatonga azy somary hiraika amiko kokoa !, efa toetrany mihitsy io , sady tsy d tiany loatra zany vhv trop colla... tohiny
novalian'i valinaka ny 15/02/2006 12:39
xxx ( 09/01/2006 15:15)
miodina
tratry ny taona daholo aloa e! vhv za manoratra !probleme aloa za miodina , nefa manajanaka 2, manambady , matoa miodina aloa misy ny probleme , oh:tsy ampy calin, tendresse, sex 1 isambolana 'raha mi... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2006 13:26
zah ( 09/01/2006 12:22)
RESAKA TRANSMISSION
Akory ny ny ato e! Mety ve ny manamboatra ny transmission (inn koa ty @ teny gasy leaza) manomboka mipoapoaka rehefa avily be ny familiana. Raha mbola kely ny fivilianany de tsy maninn fa rehefa lasa ... tohiny
novalian'i soasoafy ny 27/03/2006 13:34
colar ( 09/01/2006 10:44)
fanampina
zay te hanao vacance eto italie de gratuit ny guide,de ny trano ko ra vonona hanao ladina antany e,de miandry antsika rehetra ary o... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/01/2006 17:40
fameusecousine ( 09/01/2006 10:00)
zatra tsy matory t@ fety
tsy haiko nareo raha toa ahy fa toa henjana ihany ty zatra tsy natory lava t@ fety ity ..zany hoe @ 3 maraina vao mody de matory ny andro ...fa miary tory mandeha mandihy ka ..zao tys zatra ny vatana ... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/01/2006 17:51
ari.malala ( 09/01/2006 07:19)
code de travail
Iza ry zareo no afaka manome ahy ny code de travail Malagasy? na koa ny site web na ny adresse mail ny inspection de travail? Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 20:53
ari.malala ( 09/01/2006 05:54)
Mila fanampiana maimaika azafady
Miarahaba ny mpiserasera rehetra Mba mila torohevitra azafady fa zao ny mahazo ahy, za bevok a4 volana, d tokony hikarakara fiche rose aho zany hikarakarana volanjaza, d efa nangataka permisson aho... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:52
hery ( 09/01/2006 05:54)
Ny takelakareo
Mety mahaliana ve raha samy manana takelaka manokana ny namana tsirairay eto amin'ny serasera? Izay mazoto dia efa misy toerana azonao anaovana izany ao amin'ny [url]http://wiki.serasera.org[/url]. N... tohiny
hertix ( 08/01/2006 13:47)
Mpitendry jazz gasy mahay (clavier)
Iza araka ny hevitrareo no henjana?... tohiny
novalian'i hertix ny 27/02/2006 19:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.6026