Liste des messages
Liste des messages, inserés par era, par ordre de date
era
(
28/08/2006 11:38)
zoera kapsily
hono hoa sao dia mba misy mpankafy manao zoera kitra amin'ny kapsily na carreaux toy ny taloha ireny ato, sao dia afaka mifanintsana toy ny taloha raha samy eto idf. ...
suite
répondu par Lakoo le 07/10/2017 14:46
era
(
10/06/2006 10:11)
kalon'ny fahiny
raha misy tia kalon'ny fahiny ato. Misy fampisehoana ao amin'ny FIAP amin'ny zoma 16 juin angaha izy izay! nisy pub nahitako an'io fa raha misy mila dia hotadiaviko dia lazaiko indray. Misaotra...
suite
répondu par mandrindra le 23/06/2006 06:47
era
(
23/03/2006 14:44)
karajia an-tsehatra
ho antsika be vetsovetso eto , mandehana mijery ilay tantara an-tsehatra "Zamaria - Sangôjy" lalaovin'i Tarika Imahavita ilay nataony tao Paris fa averiny indray ilay izy amin'ny sabotsy 15 avril f...
suite
era
(
23/03/2006 14:24)
Averina indray ilay tantara an-tsehatra
Salama !
Averina indray ilay karajia an-tsehatra "Zamaria -Sangôjy" nolalaovin'i Tarika Imahavita teto Paris , ary mbola rizareo ihany no hilalao azy. Ny Asabotsy 15 avril alohan'ny Paka no anaovana...
suite
répondu par era le 07/04/2006 18:35
era
(
09/01/2006 17:11)
405 alefa madagasikara
jereo ao amin'ny dokam-barotra sao mahasoa anao.Mampalahelo ny mijery azy mijanona ao, tena mbola mandeha tsara ilay izy.405 berline diesel année mod.92...
suite
répondu par era le 10/01/2006 18:18
era
(
04/01/2006 20:23)
adiresina mpanao didim-poatra
salama daholo. mitady adiresina dokotera mpanao didim-poatra mahay sy efa za-draharaha eto amin'ny hopitalin'ny region parisienne anie aho raha mba misy mahafantatra ianareo azafady e. Mila tena mita...
suite
répondu par fijo le 19/01/2006 21:27
era
(
17/10/2005 19:36)
TEATRA GASY
jereo ao amin'ny radio vazo gasy ny andinindininy, fa tena toa sady mety ho fety no fihaonana ihany koa, ao amin'ny dokam-barotra efa misy resaka mandeha...
suite
répondu par Herimiafina le 23/10/2005 02:56
