adiresina mpanao didim-poatra

1. era ( 04/01/2006 20:23)
salama daholo. mitady adiresina dokotera mpanao didim-poatra mahay sy efa za-draharaha eto amin'ny hopitalin'ny region parisienne anie aho raha mba misy mahafantatra ianareo azafady e. Mila tena mitady mantsy fa tena misy ny asan'ny dokotera sasany tsy mifanaraka amin'izay mba ilain'ny tena ka sao dia simbainy eo ny basinjanako.
Misaotra indrindra
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:27
2. pulchery ( 05/01/2006 06:55)
tsy tadidiko loatra ilay adireesy fa aty Sabotsy Namehana no misy azy;raha hitady azy ianao dia mandehana any Ambohinaorina(sab-nam)dia anontanio hoe aiza no misy ny dokotera FALY mpanao didim-poitra
mahay io an:
3. Vahinala ( 05/01/2006 08:15)
Ka aty frantsa région parisienne ony no tadiaviny koa, mbola tsy nahare aloha za e, fa andraso mba hi se renseigner ihany.
4. watafon ( 05/01/2006 08:59)
era,tsy simba zany io e!
5. Veloo ( 05/01/2006 15:23)
wata, iza kosa no mahita manajary lasa tsy mipoka eo intsony ilay basin-janany hihihih

o ry era a fa angaha tsy tonga dia ataon'ny any @ hopital directe ilay izy?
6. era ( 05/01/2006 18:42)
ié, aty frantsa ilay itadiavako azy. Tsy manao directe izany ny any amin'ny hopitaly, raha misy antony ara-pahasalamana tokony hanaovany azy hono vao manao izy, dia io ilay zara raha vita ; fa dia mila fantatra mihitsy ilay hoe efa tena za-draharaha araka ny ilaivantsika azy ohatr'ireny didim-poatra ataon'ny dokotera any amintsika ireny.
7. era ( 05/01/2006 18:44)
Vahinala:

Ka aty frantsa région parisienne ony no tadiaviny koa, mbola tsy nahare aloha za e, fa andraso mba hi se renseigner ihany.


misaotra mialoha
8. watafon ( 06/01/2006 08:45)
veloo,tsy manao an'io ny frantsay ange e! d mody atao hoe manao phymosis ilay zaza d entina any fa mila mahafantatra Dr an !
9. fijo ( 06/01/2006 20:07)
era,dokotera jiosy no mahay anio aty.ka manatona dokotera jiosy fa izy hafaka manoro hevitra tsara
10. Veloo ( 08/01/2006 21:44)
era a mitadiava hopital jiosy arak'ilay lazain'i fijo io... fa any no tena sur fa vita tsara...
wata a zany o? ny aty lesy automatique kle... tonga dia ataony tsy manontany ny avin=ny ray aman-dreny hihihih:wink:
11. era ( 12/01/2006 11:49)
tena manahirana koa ity , aiza no misy hopitaly jiosy izany ? eny e, misaotra anareo rehetra
12. fijo ( 12/01/2006 20:14)
dokotera jiosy jerena wa,io mora hay amin'ny anarany.dia any manontany
13. Veloo ( 13/01/2006 01:14)
era a be jiosy be ao frantsa knou:lol:
14. fijo ( 16/01/2006 13:52)
veloo izao defa iray
15. Samoana ( 16/01/2006 14:16)
Rehefa mifankahazo resaka tsara @ pédiatre ry era dia manoro hevitra anao foana izy a ! Aza manana ahiahy fa hain'ny dokotera io raha vao manaiky ny hanao azy fotsiny izy e ! Ny ahy ny 2là efa samy vita daholo .Mbola tsy nisy feno herintaona rizalahy no natao ary iray andro monja fa tsy nila natory teny @ hôpitaly !! Mahereza de aza ela fiandry fa ririnina ny andro aty izao e !:wink:
16. fijo ( 17/01/2006 21:07)
dia iza no ihinana ry era
17. era ( 19/01/2006 20:31)
ny dadany ko iza eo indray , :lol:
18. fijo ( 19/01/2006 21:27)
hi hi hi avy dia vidio ary ny kokondro ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839