jereo ao amin'ny radio vazo gasy ny andinindininy, fa tena toa sady mety ho fety no fihaonana ihany koa, ao amin'ny dokam-barotra efa misy resaka mandeha
an an an ahoana e?
raha tia tantara gasy lalaovina eny ambony lapihazo anie izany e, @ sabotsy 29 octobre. Mba hafa indray fa tsy itony rindrakira lavareny be itony fa misy zavatra hafa vokarin'ny gasy e