Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bocassa
(
04/01/2006 08:10)
raharaha Voninahitsy J.E.: fantaro ny marina...
Mazava be ankehitriny fa matahotra ny tsy ho lany intsony ny pdent Ravalomanana. Mitady lalana fatratra mintsy izy noho izany. Fantany tsara fa Atoa Voninahitsy J.E. no tena gaigilahy amin' ny resaka ...
tohiny
novalian'i Achia ny 25/02/2006 07:29
pulchery
(
04/01/2006 06:36)
mbola voakapoka
o ry tovovavy isany a
ianareo ve mbola voakapoka raha tratra manao sipa raha 16 taona?
ary inona no tena mahatonga ny raim-pinakaviana saro-piar amin'ny zanany vavy?...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 09/01/2006 12:14
Fiffi
(
04/01/2006 05:24)
Horoscope
Ianareo ve mba mino ireny "horoscope" ireny ? misy manko ny olona raha vao mifoha maraina mihintsy dia mandefa radio aloha henoina ny horoscope-ny izay vao hoe afaka manao izay tokony hataony , dia ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:19
sariaka91
(
03/01/2006 20:15)
Sahirantsaina !!!
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taombaovao 2006. Mirary soa sy fahasoavana ho an'ny mpi-serasera rehetra !
Misy zavatra manahirana ny saiko tao ho ao. Misy olona any Antananarivo any misandoka...
tohiny
novalian'i vale ny 07/01/2006 22:44
sariaka91
(
03/01/2006 20:06)
Manorisory
Misy zavatra manahirana ny saiko tao ho ao. Misy olona any Antananarivo any misandoka mitondra ny anarako, milaza fa izaho, tonga manao vacances, zanak'i Ranona mipetraka tao ananona, mahalala ny momb...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:35
xxx
(
03/01/2006 17:50)
manadino
Misy vehivavy namako izay tiako be mihitsy (vraiment amoureux azy zany zah e). Efa noteneniko izy dia lazainy hoe:"tsy mba mieritreritra izany aminao hoy izy zah satria efa misy olon-kafa eritreretiko...
tohiny
novalian'i Fantara ny 13/01/2006 08:14
Maheriloha
(
03/01/2006 17:11)
TANTARA NISY TANY DAGO
Eny , tena tantara nisy tokoa ity tamin' ny CAMP n'ny miaramila tany Tampoketsa ; Ny miaramila mantsy dia farafijliana amin' ny fitdiavana vehivavy rehefa manao formation ka indray andro nisy vvavy i...
tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:02
Maheriloha
(
03/01/2006 16:58)
MAC GAYVER
Indray andro dia niaraka natory ireto mpisipa , dia hoy ilay vehivavy talohan' ny hiarahan'izy ireo : ALEO MAMPIASA KAPAOTY FA TSY AZO ATAO NY MIARAKA ANDROANY FA 14 j -ko . Eny ary fa raikitra ,Non...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/01/2006 01:38
xxx
(
03/01/2006 16:38)
mahantra
Tena miha mahantra hatrany tokoa isika gasy na dia anisan'ny manana tany manankarena sy anisan'ny vitsy mponina indrindra eran'izao tontolo izao. Fa inona ary no mahatonga ilay fahantrana e???...
tohiny
novalian'i kally ny 05/01/2006 18:38
Vahinala
(
03/01/2006 14:45)
Misy ve ny fitiavana tonga lafatra ?
Dinika anisan'ny tena misarika ny saintsika namana maro ity resaka fitiavana ity ary io tokoa no zavatra anisan'ny tsara indrindra eto antany.
Maro anefa ny mitaraina fa hirahan'ny fijaliana amin'ny ...
tohiny
novalian'i mbositra ny 14/02/2006 21:30
xxx
(
03/01/2006 14:30)
vehivavy tia mangainga
raha vao ny vehivavy no mihoatra ny 24ans dia lasa tia mandainga,inona no antony?...
tohiny
novalian'i bonaventure ny 21/02/2006 15:54
jentilisa
(
03/01/2006 13:21)
ny gazety sy ny fiaraha-monina!
Dia faly miarahaba anareo nahatratra ny taona indray aloha. Fa nahavariana ny olona mirary taona ho tsara fa ny gazety indray ny ankamaroany dia milaza ankolaka hoe taona ratsy avokoa!
Dia mifanohitr...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/01/2006 17:02
Bocassa
(
03/01/2006 12:38)
Jacques Sylla: tena praiministra sa.....?
Raha nodinihana ny asa vitan'ny governemanta nandritra izay 3 taona izay dia toa mbola tsy misy fahatsarany. Mazava ho azy fa ny praiministra no tsy mamely! Toa mizesta fotsiny fa tsy misy apĂ´ka. Tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2006 18:51
harisoa
(
03/01/2006 12:23)
pop rock special GASY
faly miarahaba anao Jobily weber,henoko matetika ny hiranao henoko @radio gasy aty MADA surto ilay Titre FITIAVANA VRAI BE ary AZA JERENA ILAY HARENA(mampivaky loha).Mifelicite anao aho fa ny parole a...
tohiny
novalian'i karenja ny 04/05/2006 06:23
hery
(
03/01/2006 09:18)
Fanavaozana ny wikianja
Havaozina tsikelikely koa ny wikianja amin'ity herinandro ity. Ny wikianja moa dia toerana ahafahanao manoratra malalaka zavatra izay tianao... dia tena malalaka tokoa. Amin'izao fotoana izao aloha di...
tohiny
novalian'i hery ny 11/01/2006 22:05
hery
(
03/01/2006 09:06)
Hivoaka hono ny 207
Hivoaka amin'ny herinandro ambony io hono izany ny Peugeot 207. Ny endriny aloha dia mamono lolo... toa matanjaka ihany koa.
Io indray izany ho hifampitady amin'ny clio-n'ny Renault
[img]http://www...
tohiny
novalian'i fasaly ny 09/01/2006 11:15
Andriambelo
(
03/01/2006 09:00)
Rivo RAMANDIAMANANA
Faly miarahaba ny namana rehetra tratry ny taona.
Misy mpanankanto, tsy dia hoe manjelatra be eny ambony lapihazo izy nefa mahavita zavatra be dia be amin'ny kolontsaina malagasy. Anisan'izany araka ...
tohiny
novalian'i Andriambelo ny 09/01/2006 08:29
hery
(
03/01/2006 07:30)
Tandremo ny fisarahana :-)
Namaky tononkalo anakiray lalina dia lalina nosoratan'i randria aho. Aza mba misaratsaraka ihany fa samy migoka antsokosoko ny vokany.
toa izao ny sombiny
[i]Asiako raki-teny ny fahatsiarovana azy,
...
tohiny
novalian'i memerz ny 14/01/2006 22:49
diamondra27
(
03/01/2006 07:00)
vaovao
vita ny noely de tonga ny taombaovao 2006...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/01/2006 21:15
hery
(
02/01/2006 20:59)
Jobily Weber Mpihira vaovao?
Misy mpihira malagasy vaovao voizin'ny RadioVazoGasy indray amin'izao fotoana izao. Jobily Weber no anarany. Mpihira PopRock.
Azonareo jerena eto ambany ny momba azy ao amin'ny site-n'ny radiovazogas...
tohiny
novalian'i julie ny 26/01/2006 19:20
