ny gazety sy ny fiaraha-monina!

1. jentilisa ( 03/01/2006 13:21)
Dia faly miarahaba anareo nahatratra ny taona indray aloha. Fa nahavariana ny olona mirary taona ho tsara fa ny gazety indray ny ankamaroany dia milaza ankolaka hoe taona ratsy avokoa!
Dia mifanohitra amin'ny fitenin'ny olona ny fitenin'ny gazety no nahavariana ahy e! tsy hitanareo ve ny gazety omaly?
novalian'i Veloo ny 05/01/2006 17:02
2. lapino ( 03/01/2006 13:37)
Ny olona mirary fa ny gazety maminavina :?
3. dadabe ( 03/01/2006 14:28)
zah tsy nahita gazety!! fa inona no voalaza ao hono e
4. lapino ( 03/01/2006 17:04)
Za koa tsy nahita gazety fa ity fotsiny: http://www.midi-madagasikara.mg/textes/po060103.htm#pol1
ka asa raha io.
5. jennifer2 ( 03/01/2006 23:01)
Na ho tsra na ho ratsy de mirary soa foana e!
6. dadabe ( 04/01/2006 02:45)
ieee :D
7. fijo ( 04/01/2006 04:25)
le gazety matetika dia hoatry ny manao izay ahakivy ny olona.ary manitatra.tsy mankahala mpanao gazety aho,fa zavatra tsikaritro io.
8. jentilisa ( 04/01/2006 09:44)
ratsy fiainga ny taona 2006 hoy la gazette. Mety hikatona ny maro amin'ny orinasa hoy ny gazetiko...
9. Veloo ( 04/01/2006 14:24)
ny gazety anie ndray2 mamorona e...
o ry lapino a mba atoroy ahy oe ahona ny fanaovana an'ireny jereo eto ireny eeeeeeeeee:-*
10. landihazo ( 04/01/2006 14:45)
tsy maintsy mba mitady hamenona gazety koa ny olona.
11. fijo ( 05/01/2006 04:35)
veloo,za koa tsy mahay an'io hatramin'izao.tsika mitsam izany koa ve an.
12. jentilisa ( 05/01/2006 11:50)
adika fotsiny re ilay ery amin'ny http dia izay a!
13. mandrindra ( 05/01/2006 14:29)
adika aiza dia atao ahoana ?
14. Veloo ( 05/01/2006 17:02)
jentilisa a ary ahona raha "file" fa tsy http ka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3172