TANTARA NISY TANY DAGO

1. Maheriloha ( 03/01/2006 17:11)
Eny , tena tantara nisy tokoa ity tamin' ny CAMP n'ny miaramila tany Tampoketsa ; Ny miaramila mantsy dia farafijliana amin' ny fitdiavana vehivavy rehefa manao formation ka indray andro nisy vvavy iray sipana olona ambony tao @ ilay tafika ka nanaovandry zalahy tetika ratsy ka nanaovany angaredona (14lahy) ; nandeha daholo ny 10lahy nanao nyfanaony teo @ilay vvavy ka nony tonga teo @ ilay faha 11 dia hoy lery niantsoantso hoe : LOZA ,LOZA FA MISY KANKANA MIVOAKA NY AN'IALAHY ISANY ; ialahy ve adala lety a! .;;;;; INONA ARY ILAY KANKANA RAHA MAHAY NAREO??????? AH ! ah! a!;-):lol::lol:
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:02
2. jennifer2 ( 03/01/2006 23:13)
Asa a! tsy haiko?:?::?::?:
3. xxx ( 04/01/2006 04:18)
Ver militaire???
4. dadabe ( 04/01/2006 09:07)
kliii nipotsaka ny tsinainy kle
5. mamzelkely ( 04/01/2006 10:29)
za ts hiteny fa haiko le izy :-D:-d dain
6. pissoa ( 04/01/2006 10:45)
Tsy te hitena ony mamzel dia ohatran'ny lasa tsy tiako ho fantatra :-D:-D
7. lapino ( 04/01/2006 10:48)
Teneno rangah a!
8. xxx ( 04/01/2006 10:51)
MISITERY ZANY ZANAKO :lol::lol:
9. ari.malala ( 04/01/2006 11:11)
afapo fa teneno e
10. Vahinala ( 04/01/2006 11:28)
Ts kakana marina ve le izy ! Tsssss teneo ranga an !
11. Maheriloha ( 04/01/2006 13:03)
KANKANA SPECIAL EE!!!!
12. ari.malala ( 04/01/2006 13:28)
dain...
13. Veloo ( 04/01/2006 14:45)
dain...
14. mamzelkely ( 05/01/2006 06:50)
kôpy nareo roa vavy ee:-D:-D
15. sonwin ( 05/01/2006 11:34)
zinga zareo roa vavy ka
16. mamzelkely ( 05/01/2006 11:38)
hanomboka njay io:-D:-D
17. Noslid ( 05/01/2006 12:44)
=((=((=((:snif::snif: afapo letsy fa teneno ah!
18. Veloo ( 05/01/2006 16:02)
o ry sonwin a za tsy manana zinga aty ko za tsy maka rano ka mila zinga :-D:-D:-D
mamzel a iza aky? :wink:
19. mamzelkely ( 06/01/2006 06:26)
i sonwin ka hanomboka hamalakira hihihi:-D:-D
20. dadabe ( 06/01/2006 12:37)
nareo mitsam indray no mitady hamalankira ao a!!

fa inona le kankana e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.087