TANTARA NISY TANY DAGO
1. Maheriloha
(
03/01/2006 17:11)
Eny , tena tantara nisy tokoa ity tamin' ny CAMP n'ny miaramila tany Tampoketsa ; Ny miaramila mantsy dia farafijliana amin' ny fitdiavana vehivavy rehefa manao formation ka indray andro nisy vvavy iray sipana olona ambony tao @ ilay tafika ka nanaovandry zalahy tetika ratsy ka nanaovany angaredona (14lahy) ; nandeha daholo ny 10lahy nanao nyfanaony teo @ilay vvavy ka nony tonga teo @ ilay faha 11 dia hoy lery niantsoantso hoe : LOZA ,LOZA FA MISY KANKANA MIVOAKA NY AN'IALAHY ISANY ; ialahy ve adala lety a! .;;;;; INONA ARY ILAY KANKANA RAHA MAHAY NAREO??????? AH ! ah! a!;-):lol::lol:
répondu par Veloo le 12/01/2006 19:02
6. pissoa
(
04/01/2006 10:45)
Tsy te hitena ony mamzel dia ohatran'ny lasa tsy tiako ho fantatra :-D:-D
18. Veloo
(
05/01/2006 16:02)
o ry sonwin a za tsy manana zinga aty ko za tsy maka rano ka mila zinga :-D:-D:-D
mamzel a iza aky? :wink:
mamzel a iza aky? :wink:
