TANTARA NISY TANY DAGO

21. sasa ( 06/01/2006 12:48)
za izany tena tsy maharaka intsony fa efa ho 1 mois tsy tato
mamzelkely mba ampindramo jet aloha akia an
22. dadabe ( 06/01/2006 13:49)
de iza no hisaofera ?? :-w:-w
23. Veloo ( 06/01/2006 19:51)
inona aloha ilay kankana eeeeeeeee

dadabe a za no hisofera an'i sasa ka :-D:-D:-D
24. jennifer2 ( 07/01/2006 20:28)
mbola lasa ihany saiko fa tsy mety fantatro ihany le kankana hatr@ zao:?:
25. Veloo ( 07/01/2006 23:59)
:-D:{:-D:-D:-D
26. hertix ( 08/01/2006 12:52)
nahazo tsirony ravehivavy dia nitsangana tsara i clitoto
27. Veloo ( 08/01/2006 21:16)
:roll:
28. sasa ( 09/01/2006 12:00)
o lety bedada an! ianareo mivady no misofera an'ahy kou, sa tsy mety izany:-D:-D:-D:-D
29. dadabe ( 09/01/2006 15:43)
eo aza ento e, sady zah tsy mahay mitondra jet , fa raha helisikopitera de mety ho basy :wink:

sasa> ary maninona moua raha zah mihitsy no tengenandry e??:^)
30. Veloo ( 09/01/2006 19:46)
ka i sasa ve kofa sa joba ry ledada e?
sasa> ary maninona moua raha zah mihitsy no tengenandry e??
31. sasa ( 10/01/2006 03:59)
Veloo hi hihihihihihi injainjay kofa, injainjay joba, fa raha ny hitaingina an'ny bedada aloha tsy ekeko fa aleo njy ihany no ho tompony :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
dadabe hi hihhi hih tengenako ahoana konkou :-D:-D:-D
32. mamzelkely ( 10/01/2006 11:05)
efa hay ve alo le kakana ee:roll::-D:-D
33. Veloo ( 10/01/2006 20:11)
o ry kala sasa a tssssssssss aiza no hisy an'izany tssssssss..
mamzel a dia zao mbola mianjy zao aky a :-D:-D:-D
34. pissoa ( 12/01/2006 05:37)
Veloo - io indray fa miverina le fanontanina an!:-D:-D
35. Veloo ( 12/01/2006 19:02)
pissia :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0761