Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Vahinalasoa
(
28/12/2005 12:00)
Fa maninona kay ?
Hono hoa ry reto, fa maninona kay no rehefa mamaly dinika za d matetika miverina indroa foana le hafatra nalefako, tena tsy azoko mintsy ?
Misaotra...
suite
répondu par ndrena le 29/12/2005 11:02
chiquitta
(
28/12/2005 11:30)
Fitiavana sadasada
Hoy ny namantsika hoe misy vehivavy gasy tsy menatra ny manakorontana tokantranon'olona, tsotra ny valiny : ianareo lehilahy manajà tena dia aoka ho tonga saina, ny vehivavy kosa matahora an'Andriama...
suite
répondu par rakekely le 06/01/2006 07:31
peta
(
28/12/2005 10:02)
ny hasarotampiaro
slt nareo...zao r'reto a! mba mila vahaolana avy aminareo aho de afaka mijoro vavolombelona ve nareo @ty hasarotampiaro ity?za mantsy zany efa nahita ny sipako nampirafy teo imasoko talo e! fa efa nio...
suite
répondu par diamondra27 le 08/01/2006 17:09
anjeliko
(
28/12/2005 08:29)
sarimihetsika malagasy
mbola mila ezaka betsaka io taranja iray io eto gasikara. tsy miankina amin'ny teknolojia ihany anefa io ezaka io. eo ihany koa ny "créativité" sy ny saina tia karokaroka.
mbola mila fahamator...
suite
répondu par Roch le 12/04/2006 21:14
xxx
(
27/12/2005 22:27)
Hanambady hono
Sahirana hono ny papa katolika eo am pandinihana ny hoe tokony hanam bady ve sa tsia ireo mopera satria be dia be hono ankehitriny ireo mopera any Eropa sy Amerika avaratra no mangataka ny hanambadian...
suite
répondu par Tinaniaina le 07/04/2007 12:24
Vahinalasoa
(
27/12/2005 15:09)
Ohabolana
"Ataovy fitian-dranon'erika : madini-piavy fa mahatondra-drano"
Ahoana ny hevitrao amin'io ? Raha tia be amboalohany zany mora levona ? Toy ny orambe vetivety dia mijanona ?...
suite
répondu par rakekely le 06/01/2006 07:04
nyeja
(
27/12/2005 14:42)
Fitia niova loko
inty misy tononkalo iray mampalahelo mila ady hevitra kely avy aminareo e.
Fitia niova loko !
Raha toa ka niova loko,
nanjary antra sisa
ilay fitiavanao,
dia hionona ny foko
...
suite
répondu par mapi le 08/10/2007 08:32
hery
(
27/12/2005 13:59)
Fanamboarana teo amin'ny forum
Nandalo fanamboarana vitsivitsy ny forum.serasera.org nandritra iny fety iny :-). Ireto avy ny zavatra natao.
[b]lafiny ankapobeny[/b]
- Nohatsaraina ny fidirana sy ny fanasana amin'ny Dinika manoka...
suite
répondu par Fiffi le 30/12/2005 14:25
taratrakely
(
27/12/2005 13:37)
aiza telo
ny olombelona dia miaina ao anaty aizana telo,aloan'ny maha olona azy.
afaka tanisainao ve reo aiza telo reo e?
:^)...
suite
répondu par Veloo le 19/01/2006 19:41
matsilo
(
27/12/2005 12:36)
tsy mangalatra fa manapotika
dia misy vehivavy gasy tsy menatra akory fa manapotika tokantranon'olona fotsiny no ataony, tsy miaraka amina célibataire mihitsy fa vadin olona foana ary rehefa misavorovoro ilay mpiva...
suite
répondu par xxx le 18/01/2006 13:36
zefalah
(
27/12/2005 12:21)
soa ratsy
faly be i serza kely nony tonga tany an-trano rehefa avy nianatra.
hoy serza kely:
-za rery ry dada sy i neny no tsy nahazo Zero manatody tao am-pianaranay tamin'i fitsapam-pahaizana natao omaly.
h...
suite
répondu par Veloo le 05/01/2006 16:09
zefalah
(
27/12/2005 12:18)
sahirana be
novangian'ny namany manjo i bedonto fa maty ny rainy.
-...arakiny fomban-drazana izay tsy hita izay maharatsy azy. ry bedonto ,dia ity misy ranombary tsy masaka hoy ilay nandray ny fitenenana namara...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:02
zefalah
(
27/12/2005 12:13)
tsisy ifandraisany.
nony nozahan'ny dokotera i lesamy dia hita fa voan'ny aretimbavony.
hoy lay dokotera t@ lesamy.
-marary vavony se,ka nohon'izany dia tsy tsara amin'se intsony ny zavatra misy Gazy.
hoy le samy.
di...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:03
zefalah
(
27/12/2005 12:11)
fetsifetsy
hoy ny renin'i T@ i Badoda
-raha afaka cepe ny zanako dia hoentiko manao vakamsy any toamasina.
hoy kosa i Badoda.
-ary raha tsy afaka zany de entina any moramanga?...
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:04
zefalah
(
27/12/2005 12:09)
a jeter
nisesisesy loatra ny olona maty henon'i Lita kely,ka hoy izy Tamin-ndrainy mana hoe.
-dada a!! hay ve tsy ny brique ihany no (a jeter) e fa na olombelona koa aza.....
suite
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:06
joda
(
27/12/2005 11:40)
violence sur la place du 13 mai du 17 dec 05
hitanao @ site www.madanight.com
mampalahelo !!!...
suite
répondu par fijo le 10/01/2006 21:27
rivorazafy
(
27/12/2005 08:01)
manambany tena ny vehivavy raha mampirafy
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra...
suite
répondu par parazy le 07/02/2006 05:22
tafita
(
26/12/2005 19:38)
TENY ARABIA IZA NO MAHAY
LIAHARAZA AKAHEO HEREFHA FHAFHY KY FAOKA E...
suite
répondu par Veloo le 06/01/2006 20:00
rrgmt
(
26/12/2005 07:33)
tolotra asa
afaka mamorona asa ho anao ianao,
midira amin'ny ny:
membres.lycos.fr/rrgmt01...
suite
répondu par bellla le 31/05/2006 19:26
landrie
(
25/12/2005 15:06)
mitady vady
manaona
zaho dia lehila mitady vady.
monina eto france.
ary miasa.
efa ela aho no nitady nefa tsy naita.
ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana seras...
suite
répondu par victor15 le 30/08/2015 13:26
