Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Vahinalasoa, milahatra araka ny daty
Vahinalasoa ( 28/12/2005 12:00)
Fa maninona kay ?
Hono hoa ry reto, fa maninona kay no rehefa mamaly dinika za d matetika miverina indroa foana le hafatra nalefako, tena tsy azoko mintsy ? Misaotra... tohiny
novalian'i ndrena ny 29/12/2005 11:02
Vahinalasoa ( 27/12/2005 15:09)
Ohabolana
"Ataovy fitian-dranon'erika : madini-piavy fa mahatondra-drano" Ahoana ny hevitrao amin'io ? Raha tia be amboalohany zany mora levona ? Toy ny orambe vetivety dia mijanona ?... tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304