Ohabolana

1. Vahinalasoa ( 27/12/2005 15:09)
"Ataovy fitian-dranon'erika : madini-piavy fa mahatondra-drano"
Ahoana ny hevitrao amin'io ? Raha tia be amboalohany zany mora levona ? Toy ny orambe vetivety dia mijanona ?
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:04
2. diamondra27 ( 27/12/2005 15:11)
kolokoloina e!
3. nani ( 27/12/2005 15:28)
Fa tsy voatery kosa hoe mora ho simba ilay fitiavana miroborobo b @ voalohany ee! Ny fahaizana mikolokolo araka ny voalaza no zava -dehibe .
4. vale ( 27/12/2005 16:44)
Vahinalasoa> dia ampitoviziko @ ilay fiteny hoe aleo kely kely mahatsaratsara toy izay be tsy andraofana!:wink:(l)
5. vale ( 27/12/2005 20:23)
Dia ity koa e: ny anao izany ilay hoe "eo am-pandrasana mahita ny atiny" izany hoe: miroborobo tsikelikely fa tsy mety raha tonga dia tia?:roll:
6. Vahinalasoa ( 27/12/2005 20:36)
vale:

Dia ity koa e: ny anao izany ilay hoe "eo am-pandrasana mahita ny atiny" izany hoe: miroborobo tsikelikely fa tsy mety raha tonga dia tia?:roll:

Mba nahasarika ahy fotsiny ange io ohabolana io e, ataoko fa misy lesona betsaka azo tsohaina nefa kosa za aloha ts d mino ra za manokana e, arakaraky ny fitrangan'ilay fitiavana ihany io e ! Sa ahoana
7. jefra ( 27/12/2005 23:37)
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?
8. mirana5 ( 28/12/2005 07:20)
:*:*:*:*
9. naritsimba ( 28/12/2005 08:34)
ny valin'io dia hoe: Aza manao fitia rano-trambo be fiavy fa mora ritra, fa ny fitiavana kosa aleo hisononoka toa ranon'Ikopa.
Aleo milamina dia misesy, ary aza tampotapohin'ny manambady ka hibaby kisoa mità rano, na sao sanatria ka maimaika tahaka ny boka hanambady.
Misaotra e!

10. Vahinalasoa ( 28/12/2005 09:50)
naritsimba:

ny valin'io dia hoe: Aza manao fitia rano-trambo be fiavy fa mora ritra, fa ny fitiavana kosa aleo hisononoka toa ranon'Ikopa.
Aleo milamina dia misesy, ary aza tampotapohin'ny manambady ka hibaby kisoa mità rano, na sao sanatria ka maimaika tahaka ny boka hanambady.
Misaotra e!

Naritsimba a, d raha misalasala foana ve d tsy hanambady mihitsy izany ? Sa ahoana no fomba ahafantarana fa io ilay tena izy, mampataotra ange ilay hanambady satria mieritreritra foana hoe sao d diso lalàna aza ! :?:
11. Vahinalasoa ( 28/12/2005 09:50)

12. jennifer2 ( 29/12/2005 03:08)
ilaina ny fisalasalana saingy tsy azo atao maharitra.
jefra: fa dia iza loatra ary izao mampifilafila anao zao. Matetika mihitsy aho ato mahita io fehezan-teny io.
13. naritsimba ( 29/12/2005 04:06)
Raha ny fisalasalana no atao be dia aleo tsy manambady fa aleo eo am-pandrasana mahita ny atiny.
14. diamondra27 ( 29/12/2005 05:52)
les histoires d'amour
ça finit mal
en général
hoy 'lay hira zay de anjaranao ny manao zay mety tsy haharitra azy
15. jennifer2 ( 30/12/2005 00:09)
Ratsy @ eritreritry ny olombelona foana ny fiafarany e! Na dia efa samy antitra be aza ny mpifankatia, tsy maintsy sarahan'ny fahafatesana, voatery malahelo ny iray nilaozana, "alahelo = ratsy".
16. diamondra27 ( 30/12/2005 06:10)
jenni: =D=D
17. dadabe ( 30/12/2005 08:47)
ataovy toy ny fitia afo mololo e, miredareda amboalohany de pfffffffffffffffffffff tsikelikely :(

diamondra > fa ny antsika hatao fitia inona???(l):-w
18. diamondra27 ( 30/12/2005 09:04)
dadabe: fitia ...:-$:-$
19. dadabe ( 30/12/2005 14:50)
:wink::wink:
20. Vahinala ( 30/12/2005 15:27)
diamondra27:

les histoires d'amour
ça finit mal
en général
hoy 'lay hira zay de anjaranao ny manao zay mety tsy haharitra azy

Manao fijery négatif loatra enao zany,aiza no d hoe ts maintsy hiafara ratsy foana fa arakaraka ny fitondra azy ihany io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868