Ohabolana

21. diamondra27 ( 31/12/2005 07:21)
vahinala: de ho lavinao ve zany teniko zany, na de milay ary ny fiarahana de tsy maintsy miafara @ fisarahana foana io , de ny fahafatesana zany, ary eo vao tena manomboka le côté négatif satria le mitondra deuil tsy moramora surtout oe olona tena tianao be zany. de lasa le souvenir etc..., solitude...

fa refa milay le izy de profitéo les moments e! fiainana mandalo ny eto antany
22. Vahinala ( 31/12/2005 13:03)
diamondra27:

vahinala: de ho lavinao ve zany teniko zany, na de milay ary ny fiarahana de tsy maintsy miafara @ fisarahana foana io , de ny fahafatesana zany, ary eo vao tena manomboka le côté négatif satria le mitondra deuil tsy moramora surtout oe olona tena tianao be zany. de lasa le souvenir etc..., solitude...

fa refa milay le izy de profitéo les moments e! fiainana mandalo ny eto antany


Marina tokoa izany e,fa na izany aza ny fahafatesana sy ny fisarahana lalàmpiainana daholo ka ts afaka hidifiana akory, fa tsy izay no entina hanambaniana moral dieny mialoha fa rehefa mandalo fotoana mamy aloha dia araraotina ary tsy avy hatrany d alefa any amin'ny ratsy foana ny saina, contentons nous de ce qu'on a aujourd'hui, demain sera un autre jour hoy ny fitenenana e ! Manaova fety sambatra e !

23. rakekely ( 06/01/2006 07:04)
tsy tokony ho baikon'ny fihetsem-po avy hatrany ny fitiavana fa tokony hisy fandinihana lalina satria saro-pady loatra eo amin'ny fiainantsika zanak'olombelona io, ka tsy tokony atao tondraka anio mananjara fa tena isainana lalina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.076