Liste des messages
Liste des messages, inserés par rrgmt, par ordre de date
rrgmt
(
08/04/2009 02:10)
Hivavaka ho an'iza?
Mivavaha ho an'i Ra8 ary mivava koa ho an'i Andry TGV, ary aoka izay ny fampielezana lainga sy izay hevitra tsy mari-pototra ka mba hitady ny fandriampahalemana ho an'ny firenena malagasy!
:D ...
suite
répondu par mia le 13/04/2009 21:12
rrgmt
(
06/09/2008 02:40)
Jereo sao mahasoa ho an'izay mi-tel lavitra
Fantarao ny Skype, Msn, Yahoo....azo iresahana ordinateur- ordinateur, misy koa ny Voipbuster.com afaka miresaka maimaim-poana France,USA, Canada, Suisse,Belgique rehefa mi-s'abonner indray mandeha.
...
suite
répondu par xxx le 06/09/2008 08:55
rrgmt
(
19/05/2008 13:11)
Critique constructive sur RVG off-line
Saika tsy hanoratra aho saingy betsaka loatra ireo tsipelina diso amin'ny teny frantsay ao amin'ny RVG off-line ka dia manoratra mba hahitsy. Raha tsy voafehy ilay teny, tsy aleo ve amin'ny teny malag...
suite
répondu par Samoana le 20/05/2008 14:00
rrgmt
(
28/02/2008 14:15)
Démocratie = Liberté d'expression sans censure
Izany ve mo mitranga eto amin'ny seraresera.org, sa misy censure kosa ny lahatsoratra.
Mbola tsy zakantsika ve izany ny Démocratie marina sa.........:oops:...
suite
répondu par Jeankely le 29/02/2008 08:50
rrgmt
(
13/06/2007 14:02)
Ilay mpivaro-kena teny aminay
Noravan'ny fivondronana ny fivarotany dia nikatona tsy nisy intsony. Nitombo iray ny tsy an'asa8-)...
suite
répondu par marozevo le 16/06/2007 19:27
rrgmt
(
11/06/2007 21:46)
AHOANA KOA NY FIHETSIK'I SARKOZY tamin'ny vaovaoandroany iny
:roll:Niala tsiny izy fa tara fa niaraka an'i Poutine hono, toa sahalan'ny mamo ?:^)...
suite
répondu par diamondra27 le 18/06/2007 06:27
rrgmt
(
17/05/2007 17:11)
TANDIDONIN-DOZA ny Tontolo iainana,Misy hambara v ny Baiboly
Misy hambara v ny Baiboly ??8O...
suite
répondu par niryna le 19/05/2007 05:53
rrgmt
(
28/04/2007 02:45)
HARENA SAROBIDY
http://www.baiboly.org
:D...
suite
répondu par rrgmt le 11/06/2007 21:28
rrgmt
(
23/01/2007 14:02)
FILM efa naqndeha !
Tsy film efa nandeha ve ilay PM avy ao amin'ny tafika mba hiasa bebe koka ny appareil coercitif de l'Etat?
ratsiraka + Rakotoarijaona + Procoops
Tsara ny hevitr" Jly Ramakavelo ary tokony hatsangana...
suite
répondu par fijo le 23/01/2007 23:44
rrgmt
(
18/12/2006 16:36)
DIKTAT de Ra8
Mila miofana momba ny tena dikan'ny Souverainté Nationale sy ny Séparation de pouvoir de L'Eglise et de L'Etat Ra8 fa tena manaonao foana ary pire noho ilay Raikalahy raha izao no mitohy. TSY MISY H...
suite
répondu par hearty le 24/12/2006 00:56
rrgmt
(
26/10/2006 18:43)
Nanambara prophétie hon Mayhol momba ny fifidianana 3 Dec
Araka ny gazety androan dia hoe hisy korontana aorian'io fa raha mivavaka dia tsy hisy;
tsy faminanian amiko izany théorie de décison.
Raha mihizingizina izy hoe faminaniana dia sandoka ka asakasa...
suite
répondu par prime le 13/11/2006 08:56
rrgmt
(
15/10/2006 02:41)
Andramo ihany sao mahasoa, rehefa mahazo mahalalà misaotra
VATSIM-PIANARANA SY FAMATSIAM-BOLA, VANGIO NY TRANOKALA:
http://www.ueac.org?code=11608771384887...
suite
répondu par Jokera le 16/10/2006 19:15
rrgmt
(
15/10/2006 02:37)
BOURSES D'ETUDE : http://www.ueac.org?code=11608771384887
Andramo ihany sao dia mahasoa:
vangio ny tranokala :
http://www.ueac.org?code=11608771384887...
suite
répondu par dailynews le 16/10/2006 12:46
rrgmt
(
15/10/2006 02:33)
BOURSE D'ETUDES : http://www.ueac.org?code=11608771384887
Amples renseignements, visitez
http://www.ueac.org?code=11608771384887...
suite
répondu par germino le 13/02/2007 08:14
rrgmt
(
21/07/2006 12:51)
Voambara am-pahabemaso ilay mpaminany sandoka
Arak'ireny gazety malagasy ireny dia faminaniana sandoka ny an'i Mailhol sady fitsetsefana ireo mpanara-dia aminy, izay maizina am-pototry ny mazava...
suite
répondu par prime le 15/09/2006 10:12
rrgmt
(
21/06/2006 16:15)
Efa mandeha tokoa izao ny varotra @ net. Sao tara
Manakory!
jereo ity sao mahasoa:
http://rrgmt.carrefourpro.com...
suite
répondu par fijo le 23/06/2006 19:43
rrgmt
(
26/02/2006 13:08)
Manana antoka ny famonjena fa sao dia .....
Na inona 2 aloha ny finoanao, raha tsy manana an'i jesoa ao anatinao ianao, ^nanaiky Azy ho Mpamojinao manokana sy mpanjakan'ny fiainanao dia fotoana lany ihany ny théorie-nao sy ny fivavahanao ê!
...
suite
répondu par bichette le 02/03/2006 00:44
rrgmt
(
04/02/2006 13:26)
Azo atao ny mamorona asa na manana asa fanampiny
Midira amin'ity tranonkala ity :
http://www.le-job-maison.net
...
suite
répondu par naritsimba le 07/02/2006 16:48
rrgmt
(
26/12/2005 07:33)
tolotra asa
afaka mamorona asa ho anao ianao,
midira amin'ny ny:
membres.lycos.fr/rrgmt01...
suite
répondu par bellla le 31/05/2006 19:26
rrgmt
(
30/11/2005 19:11)
Fifaninana izay site web tsara mety hahalasa anao lavitra
midira amin'ny http://rrgmt.coupeci.com/...
suite
répondu par fijo le 02/12/2005 05:46
