Jereo sao mahasoa ho an'izay mi-tel lavitra

1. rrgmt ( 06/09/2008 02:40)
Fantarao ny Skype, Msn, Yahoo....azo iresahana ordinateur- ordinateur, misy koa ny Voipbuster.com afaka miresaka maimaim-poana France,USA, Canada, Suisse,Belgique rehefa mi-s'abonner indray mandeha.
voipbuster.com
Misy koa ny :
poivy.com, amin'ny endriny hafa (mandoa fa sarany mirary.
Dia mazotoa miantso ny havana ary é!
:lol: :lol: :°) :^) :roll:
novalian'i xxx ny 06/09/2008 08:55
2. xxx ( 06/09/2008 08:55)
Mora noho ny mampiasa "toneo" ve ireo aha hiantso "phone" any Dago ? (vers un "phone" fa tsy "ordi")
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2987