Hivavaka ho an'iza?
1. rrgmt
(
08/04/2009 02:10)
Mivavaha ho an'i Ra8 ary mivava koa ho an'i Andry TGV, ary aoka izay ny fampielezana lainga sy izay hevitra tsy mari-pototra ka mba hitady ny fandriampahalemana ho an'ny firenena malagasy!
:D
:D
novalian'i mia ny 13/04/2009 21:12
2. ikaretsaka
(
08/04/2009 02:35)
Marina. Indraindray koa le fivavaka ange lasa manao an'Atra ho genie de la lampe sy heverin'ilay mivavaka fa mpanantanteraka ze metimety amin'ilay mivavaka...
Nefa ao anaty "vavaka nampiananin'ny Tompo dia ny hoe "hotanteraka anie ny sitrapoNAO "(Atra) aloha.
->matetika io adino..na natao fanahy iniana hadino..na ignorer na tsotra izao...
Ny ntaolo aza nefa nanana ilay fiteny hoe "izay mahasoa ataon'Atra" e

3. kerena09
(
08/04/2009 14:27)
Misy tenin'Andtra izay mandidy hoe mivavaha ho an'ny mpitondra anareo, tsy tadidiko tsara lay izy. de io no ankatoavina n'iza n'iza mpitondra eo. De ampiako hoe mivavaka mifona ho an'i malagasy tsi1,1, fa samy tsy marina eo anatrehan'Andtra daholo. zao no miseo de zay no sitrapon'Andtra.
4. pitchou
(
09/04/2009 00:22)
Tsy aleo ve ny tsirairay mivavaka ho azy tenany aloha? satria ny tsirairay no fototry ny korontana misy! ka raha mivavaka mafy sy marina ho an'ny tenany avy isika mba hanampian'Andriamanitra antsika hahay hifankatia sy hifandefitra ary hanao ny marina dia hilamina ho azy ny fiarah-monina! ary izany fivavahana izany dia manomboka any @ mpitondra no manao azy! (saingy mino aho fa tsy karazam-bavaka sahala @ izay no hataon'ny ankamaroany amintsika)
dia tsy rehefa te-hiady dia ny anaran'Andriamanitra no tonotononina fa mino aho fa tsy tia gidraka sy ady Andriamanitra! ary tsy mankasitraka ny karazana jihad ataon'ny olona, indrindra izao mitranga eto @ firenena izao

5. soanja
(
09/04/2009 01:02)
pitchou:

Namaste!
Na tsy misokabava akory aza isika na dia mbola tsy maneho ny faniriantsika aza dia Andriamanitra efa mahita sy matsapa ny mahasoa sy ny faniriantsika lalina. Tsy ny fivavahana miaraka no hampiova azy fa ny fivavahantsika ho fikatsahana lalina any anatintsika. Tadidio lalandava fa tempolin'Andriamanitra ny tenantsika ka tsy lavitra Andriamanitra fa ao anatintsika ao miandry antsika hibitsika aminy sy handray ny hafany.
Mahereza mivavaka!
6. mia
(
13/04/2009 21:12)
"Priez en méme temps pour nous, afin que Dieu nous ouvre une porte pour la parole, en sorte que je puisse annoncer le mystère de Christ, pour lequel je suis dans les chaînes." Colossiens 4.3
Paul a écrit ces paroles alors qu’il se trouvait dans les chaînes en prison. Il avait été arrété pour avoir préché l’Évangile. Tout dans sa situation parlait de limites, mais au lieu de regarder à ses circonstances, il gardait les yeux fixés sur le Dieu au pouvoir illimité. Il attendait la porte que Dieu allait lui ouvrir.
Il attendait la porte que Dieu allait lui ouvrir. Quelles que soient les "chaînes" dont vous vous sentez prisonnier aujourd’hui, souvenez-vous que nous servons un Dieu qui se plaît à libérer. Il vous a équipé de sa puissance. Il a promis de marcher avec vous tous les jours de votre vie.
Lorsque les portes paraissent fermées tout autour de vous, que vos circonstances indiquent des limites, que vous avez l’impression d’étre retenu par des chaînes, rappelez-vous que Dieu est toujours à l’Å“uvre dans votre vie.
Comme Paul, continuez à espérer. À attendre. À croire. Priez que Dieu vous ouvre des portes, vous donne des opportunités.
S’il vous arrive de tomber, relevez-vous aussitôt et reprenez votre marche, plus déterminé que jamais à accomplir le réve que Dieu a mis dans votre cÅ“ur. La prière du juste a une grande efficacité, aussi continuez à prier parce que Dieu promet de briser les chaînes et d’ouvrir des portes dans votre vie.
Une prière pour aujourd’hui
Père céleste, je choisis de ne plus regarder aux circonstances mais de me centrer sur toi. Je choisis de me focaliser sur la passion et le réve que tu as placés dans mon cÅ“ur. J’ai cette confiance que tu travailles en coulisses et que tu ouvres des portes. Au nom de Jésus. Amen.
Joël Osteen
NY TOMPO IHANY JERENA
:-*