AHOANA KOA NY FIHETSIK'I SARKOZY tamin'ny vaovaoandroany iny

1. rrgmt ( 11/06/2007 21:46)
:roll:Niala tsiny izy fa tara fa niaraka an'i Poutine hono, toa sahalan'ny mamo ?:^)
2. Fiffi ( 12/06/2007 06:36)
film fotsiny iny eh ! zany no atao hoe "clip vidéo"
3. diamondra27 ( 12/06/2007 08:22)
aiza zany
4. diamondra27 ( 12/06/2007 08:24)
zao an!
za tsy nahita zavatra miseho fa ny lojika de zao

raha efa elabe enao no nanana revy ka réaliser, efa niady mafy vao nahazo io revy io
de hosimbanao à indray mi-pimaso ve ny fiainao sy ny avenir ny pays-nao?

Samia mandinika...
5. hery ( 12/06/2007 09:55)
zao an :-)

raha elabe enao nanana revy ka réalisé le revinao... dia indraindray mbola mieritreritra ianao hoe revy foana ilay izy fa tsy réalité dia indraindray manaonao foana.

Otran'ilay mahantra mahazo @ loto 5 millions ihany io :-)
6. rebecca ( 12/06/2007 10:11)
dia ny télé tany Belgique izay nandefa an'iny tam journal ve dia hampiseho vidéo namboarina? tena izy iny e!
7. ratonga ( 12/06/2007 11:05)
zay mbôla tsy nahita ô!!!:?
8. booboo ( 12/06/2007 11:28)
:-D:-D:-D:-D:-D hitako ilay izay (tsy haiko mandefa ilay lien ato :oops:)
9. xxx ( 12/06/2007 12:27)
kou ra ts tna iz iny naninn iz ts teny hoe ts iz iny,
anD varolavo aiz zany aveo,
:lol:
10. hery ( 12/06/2007 13:04)
Ito misy lien

http://dailymotion.alice.it/search/sarkozy/video/x28tmn_sarko-bourre-au-g8
11. hery ( 12/06/2007 13:07)
Bandy mahay mirevy kosa i leiry kah. Reveko

http://dailymotion.alice.it/search/sarkozy/video/x28tn0_g8-q8-cuite-sarkozy-bourre-ivre-alc/1

12. Fiffi ( 12/06/2007 13:11)
"il n'avait but que de l'eau"

heu....de mba ho possible ve hoe "à la veille ny élection legislative de anao erreur tahak'zao izy ?
13. hery ( 12/06/2007 13:17)
Tsy mampaninona azy izany satria fantany fa hanao erreur koa ny Frantsay kah
14. xxx ( 12/06/2007 13:17)
Rehefa tratra dia mba tratra aloha raprez an!=))=))=))=D=D=Do^o
15. Fiffi ( 12/06/2007 19:07)
hery:

Tsy mampaninona azy izany satria fantany fa hanao erreur koa ny Frantsay kah
ka ny mampiheritreritra anaha de hoe : raha tena marina io de asa fotsiny angamba fa efa nisy korontana njay teto frantsa indrindra teto paris raha marina io hataon'anti-sarko...


16. booboo ( 12/06/2007 20:50)
:-D:-D:-D:-D:-D tena mbola mihomehy foana zà mijery ny paozin'i le petit Sarko :-D:-D:-D...dia tsisy raha mandeha @ zay laoniny any ny raha teneniny :-D:-D:-D:-D
17. andry08 ( 12/06/2007 21:16)
=))=))=))=))=)), mody hoe tsy tia divay, tsy misotro toaka , mpanao sport, nefa kay mamely zavatra hafa!
ha han!=))=))=))
18. diamondra27 ( 12/06/2007 22:17)
mba mi s'excuse kosa izy sy mbola nanontany we inon ny kestion-nareo?

de aona?

tsy tena mamo tsara lery amiko fa rano + zavatra hafa no nisotroana ngamba.

tsy mahataitra ny frantsay zany fa vao maika aza ry zareo faly we hay ve raprezy mitovy revy aminay ihany e!
raha nitondra fiara izy de mety nahazo pv sy niala ny point-ny

bref, tsy lasa le misotro wa fa samia mandinika daholo...
19. xxx ( 12/06/2007 22:21)
diamondra27:

mba mi s'excuse kosa izy sy mbola nanontany we inon ny kestion-nareo?

de aona?

tsy tena mamo tsara lery amiko fa rano + zavatra hafa no nisotroana ngamba.

tsy mahataitra ny frantsay zany fa vao maika aza ry zareo faly we hay ve raprezy mitovy revy aminay ihany e!
raha nitondra fiara izy de mety nahazo pv sy niala ny point-ny

bref, tsy lasa le misotro wa fa samia mandinika daholo...


ka t@ ilay farany dia ny sôfera no nolazaina fa nanao ny tsy nety nefa izy no tao anaty fiara ko! Efa tratra ! Fa be fialana teo !=))o^oo^o
20. diamondra27 ( 12/06/2007 23:58)
sao de tsy henony tsara fa mila amboarina le écouteura-ny :oops::oops:=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7672