AHOANA KOA NY FIHETSIK'I SARKOZY tamin'ny vaovaoandroany iny

21. vahiny2004 ( 13/06/2007 11:46)
andry08:

=))=))=))=))=)), mody hoe tsy tia divay, tsy misotro toaka , mpanao sport, nefa kay mamely zavatra hafa!
ha han!=))=))=))



justement, tsy mpisotro dia vao nomen'i Poutine kely dia mamo
22. xxx ( 13/06/2007 17:54)
Misotro vodka fa tsy misotro divay, nefa milaza ho frantsay, kay vandana koa e! kary ô!
23. diamondra27 ( 14/06/2007 05:49)
sao de mba tsy ampy torimaso kosa e!
raha tsy matory ao anatin'ny 17ora misesy nge hono de tahaka ny misotro divay 2 vera ihany e

eny e! ny vodka kosa aloha mahery raha mbola tsy nisotro azy e! toy ny dzama any @ tanàna any ihany io e!
24. Fiffi ( 17/06/2007 11:51)
heu...raha tena marina hoa io de efa nahazo sanction sarko.....de ahoana ozy nareo hoe nahoana no tsy nandrenesana an'io na de kely aza tam télé ? :roll:
25. sympa ( 18/06/2007 01:43)
Misy koa ny sensuration ko :-D:-D
26. diamondra27 ( 18/06/2007 06:27)
efa nivoaka TV canal sy TF1 le izy fa tsy raran'ny vazah zany wa
nasiany commentaire we ahoana ny hevitrareo fa zany wwe miandry @ kendry tohina ry zareo fa tsy resaka fisotroana zany no mi-pré-occupé azy

resaka travail etc... de zay no andrasany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846