tsy mangalatra fa manapotika

1. matsilo ( 27/12/2005 12:36)
dia misy vehivavy gasy tsy menatra akory fa manapotika tokantranon'olona fotsiny no ataony, tsy miaraka amina célibataire mihitsy fa vadin olona foana ary rehefa misavorovoro ilay mpiva
novalian'i xxx ny 18/01/2006 13:36
2. joda ( 27/12/2005 13:48)
maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona
3. diamondra27 ( 27/12/2005 15:13)
miseho milay
4. Herimiafina ( 28/12/2005 02:15)
Ka io de toetra hita eo amin'nys ehatra rehetra refa manana olana psykolojika ilay olona : désequilibré mentale. Ento any amin'ny dokotera.
5. ari.malala ( 28/12/2005 10:15)
marina io ry matsilo, fa saingy ny tody anie hono tsy misy fa ny atao no miverina e! asa raha mba eritreretiny hoe raha ny vadiny koa no misy maka rehefa any aoriana any inona no hataony...
6. tiaana ( 28/12/2005 11:53)
Amin'izao fotoana izao anie dia sahirana daolo na lahy na vavy fa ny an'ny vehivavy sasany io angamba no hitany mety hahalasalasa azy kokoa, eritrereto anie e! fa firy moa amin'ny vehivavy malagasy no tsy misalasala intsony no mametraka annonce fa hoe mitady vady vazaha, dia maika ve fa ireo malagasy ataontsika hoe tsaratsara situation na manambady aza ary ireny no azo antoka fa misy sôsy..............
7. diamondra27 ( 29/12/2005 05:55)
f'angaha kosa de gasy foana no ratsy e!

tsy d'accord @zany za fa na reo vahiny koa nge mba misy manao an'io e!Aza de aratsiana loatra ny fihaviana e!
8. pissoa ( 29/12/2005 06:04)
hita wa ry diamondra.

dia vakio kely koa ilay dinika iray hoe "Fitia sadasada"!
9. xxx ( 18/01/2006 13:36)
Fa isik vhv aloh misy ratsy taiz e! Resa-bola sy trofé angamba ny azy de vadin'oln no adalainy. F'aza ny ahy no atao fa matiko aloh, andramo ange e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4464