Fanamboarana teo amin'ny forum
1. hery
(
27/12/2005 13:59)
Nandalo fanamboarana vitsivitsy ny forum.serasera.org nandritra iny fety iny :-). Ireto avy ny zavatra natao.
lafiny ankapobeny
- Nohatsaraina ny fidirana sy ny fanasana amin'ny Dinika manokana.
- Novaina ny endriky ny takelaka
lafiny teknika
- Nampidirina ao anaty solaitra ihany koa ny takelaka ary nomena anarana hoe dinika ny module mitondra azy
- Noho izany dia niova ny rohy rehetra. Raha rub=message dia lasa rub=dinika/message
- Nohatsaraina ny fahana RSS ka io no sintomina ao amin'ny namana fa tsy rohy mivantana intsony. Ny fahana RSS ampiasain'ny forum dia tsy miova fa http://feeds.feedburner.com/serasera/forum
Mety mbola misy olana madinidinika fa hitanareo ao amin'ny http://serasera.org/blog ihany ny tohiny

novalian'i Fiffi ny 30/12/2005 14:25
2. Fiffi
(
27/12/2005 17:42)
misaotra anao hery, ie mbola somary manahirana kely satria rahefa mamaly hevitra eto ka te hiova dia voatery mamerina ny manoratra ny solon'anarana sy ny tenimiafina zay vao afaka manohy.
3. naritsimba
(
28/12/2005 08:16)
enga anie ho zava baovao daholo no ho hita @ io 2006 io e
tsiky dia ampy :D
tsiky dia ampy :D
4. hery
(
28/12/2005 08:33)
Fiffi:
misaotra anao hery, ie mbola somary manahirana kely satria rahefa mamaly hevitra eto ka te hiova dia voatery mamerina ny manoratra ny solon'anarana sy ny tenimiafina zay vao afaka manohy.
Tena eo am-pitadiavana ny anton'io olana io mihitsy aho izao. :-)
5. ari.malala
(
28/12/2005 08:41)
de zay ve ry Hery no nahatonga an'ilay hoe zavatra hafa no soratana dia zavatra hafa no mitranga ireny? ao @ antson'ny fo sy artista sy hira manko za tratra foana! :-D
6. hery
(
28/12/2005 09:08)
ari.malala tratra foana? Hmmm tena tsy azoko hoe inona no manjo anao :-)
Rehefa manoratra inona dia inona no mitranga?
Rehefa manoratra inona dia inona no mitranga?
7. ari.malala
(
28/12/2005 10:35)
tsy za erry aza kay no tratra ka! efa nandefasako hafatra momba an'io ianao, fa izao no mitranga, zavatra hafa no soratana, fa tena zavatra hafa any @ dinika hafa tsisy ifandraisany @ le zavatra ersahana eo no mitranga eo. Ohatra iray izao jereonao ilay ao @ dinika fety sy fihaonana, le resaka firariantsoa io, dia jereonao fa misy ohatr'io teneniko io mntsy, tsy za aloha fa namana hafa, ny ahy any @ antson'ny fo sy artista sy hiar no itrangàny.
9. vale
(
28/12/2005 13:13)
hono wa inn kay ny mahatonga le disconnected from rci iny refa miditra tsaty de inn n tokony atao ra tratra:roll: miciiiiii a
10. vale
(
28/12/2005 13:16)
mora ampiasaina kokoa nony taloha koa pejiny dinika! fa ny soratra indray no lasa mifanongona be! sa tsy ampy toerana ve?:wink:
11. Fiffi
(
28/12/2005 14:45)
vale: :-*:-*:-*:-* itandry fa efa niova kosa e ? efa mba tsara endrika izy zao :-D:-D:-D , misaotra anao hery.
12. Vahinala
(
28/12/2005 15:08)
Misaotra zoky Hery amin'ny fanamboarana fa tena mahafinaritra a, fa hono hoa e, za ange hoa isaky ny mamaly dinika d miverina indroa foana le alefako e, tena tsy azoko mintsy ko ! Messi
13. Fiffi
(
28/12/2005 19:28)
hery: io aloha fa efa mivezivezy aho manandrana ka efa mety zao an! tsy mila manoratra solon'anarana sy tenimiafina tsony o! misaotra anao .
15. vale
(
29/12/2005 17:03)
vale:
hono wa inn kay ny mahatonga le disconnected from rci iny refa miditra tsaty de inn n tokony atao ra tratra:roll: miciiiiii a
HERY> MILA VONJY fa tsy izaho no nanoratra io!:roll:misy mbola tsy mety angamba ny fanamboarana!misaotra mialoha!
17. hery
(
30/12/2005 11:00)
dadabe> rehefa mangina ianareo dia tsy ho hita mihitsy hoe aiza ny olana. Noheveriko fa hoe iraisana ity forum ity...
18. Fiffi
(
30/12/2005 14:25)
marina ny anao hery an! ny an'i dadabe kosa ve dia ahoana marina tokoa moa no fomba ahafantarana hoe inona no tsy mety raha tsy milaza fa dia mangina ao fotsiny ? :)