Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakekely ( 06/01/2006 06:55)
inona izy io?
tena zava-dehibe eo amin'ny fiainana ny fitiavana, ka inona marina moa izy io;:-*:*:?:... tohiny
novalian'i Vahinala ny 13/01/2006 08:49
diamondra27 ( 06/01/2006 02:17)
STEACK HACHE
Nisy steack hachés 3 hono zany nitsangatsangana tany anaty ala(forêt moa 'zany?), de nony nande elaela ry zareo de nanjavona ny anankiroa, de le iray sisa izany nitady nitady anjareo teny foana ka r... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 18:58
diamondra27 ( 06/01/2006 02:11)
MAC DO & QUICK
Nisy olona malemy hono niasa tao @ Mc Do de voaroaka. Inona hoy 'nareo ny antony? Tezitra le chef fa ny fauteuil roulant-ny nanao quick quick ... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/01/2006 21:13
fijo ( 05/01/2006 22:07)
hafatra
hery an,tsy aleo ve averina hita ihany ny hafatra rehefa miditra forum,fa indraindray ny tena misy mandefahafatra nefa tsy hita le izy raha tsy miditra namana ny tena,izany hoe raha varina miforum,dia... tohiny
novalian'i hery ny 10/01/2006 07:09
olona ( 05/01/2006 14:11)
Misy shabbatiste ve ato?
Nisoratra anarana ato aho mba te hifanerasera amin'ireo zay shabbatiste mety ho membre ato! Raha liana ianao dia manorata amin'ity adiresy ity akory2005-namana@yahoo.fr . Misaotra anao!... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 09:14
Vahinala ( 05/01/2006 13:32)
Téléphone
Tsy haiko aloha ry reto ra ato no tokony asiako ilay dinika fa d mino aho fa hamaly ihany izay afaka an, d misaotra mialoha. Nanao renouvellement any téléphone ako aho 2 volana lasa izay tao amin'n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:13
Ralay ( 05/01/2006 12:30)
Namana sera² manana projet
Araky ny vaovao hitako t@ gazety androany dia misy namantsika ato @ serasera nahavita fianarana ka interressant ho an'ny madagasikara ny zavatra nataony.Ity omeko eto ambany ity izany: Recherche S... tohiny
novalian'i romilino ny 15/05/2006 17:25
fasaly ( 05/01/2006 12:01)
"inona indray no ho handrahoina hatao sakafo androany"
ho antsika vehivavy efa misahana tokantrano , tsy efa tojo an'io fanontaniana io ve nareo hoe inona indray ary no hatao sakafo anio rehefa efa tena lany fika iny amizay.... de inona sisa no hiazakazah... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:43
tsimiandravola ( 05/01/2006 08:47)
blog tsimiandravola
Indro ary ny blog tsimiandravola ka dia mazotoa mamaky,ary mirary taom-baobao 2006 sambatra sy mahomby ho antsika mianakavy. NB:io blog io dia tsy tsara ho an'ny noana sy mavesatra entana,ka dia ialÃ... tohiny
xxx ( 05/01/2006 07:33)
clips
Tys mety ve raha mba asiana clips koa eto @ serasera. Ahoana ny hevitrareo, sa tsy mety ry Hery?... tohiny
novalian'i oligan ny 27/02/2006 06:01
hery ( 05/01/2006 05:42)
Iza no mahay php kely?
Iza no mahay php kely (na be) eto amin'ny namana eto ka vonona ny handray anjara amin'ny fanatsarana ny serasera.org ? Misy projets vitsivitsy an-dalana kanefa tsy araka ny mamoaka azy ao anatin'ny fo... tohiny
novalian'i hery ny 21/02/2006 07:54
fameusecousine ( 04/01/2006 22:22)
femme fatale ho an'ny malagasy
mba namaky boky kely zay ho ah za ka hitako hoe tys mitovy ny atao hoe femme fatale ho an'tsiraray..ka ho antsika malagasy ..inona ny fahazoanareo azy... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:17
lapino ( 04/01/2006 20:37)
Hira somary novaina kely
Tairo indray hira novaina ny tonony hampihomehy e! [i]Raiso ny tanako aloha e Tano ary aza vahana Ataovy fitia lamban'akoho aho e Rehefa maty vao alàna[/i] ---------------------- [i]Ao an-t... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/02/2006 18:22
era ( 04/01/2006 20:23)
adiresina mpanao didim-poatra
salama daholo. mitady adiresina dokotera mpanao didim-poatra mahay sy efa za-draharaha eto amin'ny hopitalin'ny region parisienne anie aho raha mba misy mahafantatra ianareo azafady e. Mila tena mita... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:27
Veloo ( 04/01/2006 17:11)
Efa Voadinikao Andriamanitra O
Iza no mba manana an'io hira io e? za mitady misaotra betsaka.. ary iza no mihira azy e?... tohiny
novalian'i tsiahi ny 14/01/2006 20:00
Veloo ( 04/01/2006 15:46)
Ny Statistika
Ary to tsy mande ilay statistika e? sokafana ny tsirairay ka eeeeeeeeeee tsisy misokatra.. fa ahona kay?... tohiny
novalian'i Veloo ny 11/01/2006 20:24
jentilisa ( 04/01/2006 12:14)
ny vola gasy ankehitriny!
Ahoana ny fijerinareo ireto roanjato sy ariary zato feno scotch sy tapaka eo amin'ny misy ilay fil kely iny? Izao ka ny dimanjato sy ny arivo dia manomboka tratra ihany koa na ny taloha na ny vaovao!I... tohiny
novalian'i jentilisa ny 14/01/2006 13:33
namanapoli ( 04/01/2006 10:51)
mitady tonon-kira
tratry ny taona daolo ry namana jiaby a! mila ny tonon-kiran'ny tarika remi(antsirabe)izahay aty: tsy nikely soroka, porofo-pitiavako anao. de rambao le we: misy olona mitovy aminao. d nantenaina r... tohiny
novalian'i poucie ny 21/02/2006 04:00
nyeja ( 04/01/2006 09:53)
teny mamy iray
inty indray misy endrika fitiavana iray, ahoana ny hevitrareo ? Ny fitiavana inoako Fa talohanao, sina ny fitiavako izay olo-nantenaiko ho vahatra hampitony izao vao tena haiko, fa... tohiny
novalian'i lapino ny 17/01/2006 11:23
xxx ( 04/01/2006 09:34)
"Ahoana re ny hitranga @ 2099 e"
Resaka avy tamina forum momba ny informatika ity: http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?11,590864 Mba tatahaky ny ahoana re ny zavatra hitranga @ 2099 e? Ny teknolojia ny fifandraisana?... mba mire... tohiny
novalian'i lapino ny 09/01/2006 11:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0723