femme fatale ho an'ny malagasy

1. fameusecousine ( 04/01/2006 22:22)
mba namaky boky kely zay ho ah za ka hitako hoe tys mitovy ny atao hoe femme fatale ho an'tsiraray..ka ho antsika malagasy ..inona ny fahazoanareo azy
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:17
2. dadabe ( 05/01/2006 03:38)
zah tsy mahavoa teny farany tsy hay
3. fameusecousine ( 05/01/2006 03:46)
dadabe ko ko k ok o o
4. fijo ( 05/01/2006 04:06)
ndry ihany no efa milaza fa "tsy mitovy hoan'ny tsirairay"isika gasy misy firy dia ahoana no hilazana fa izao no fahitan'ny tsirairay azy.raha hevitry ny tsirairay no ilaindry dia mety hafaka hilaza ny hevitro aho.
5. fasaly ( 05/01/2006 05:24)
fameusecousine:

mba namaky boky kely zay ho ah za ka hitako hoe tys mitovy ny atao hoe femme fatale ho an'tsiraray..ka ho antsika malagasy ..inona ny fahazoanareo azy



tena tsy haiko lay teny faran'ny tsy hay aky ataovy teny gasy hoe lay femme fatale aky:wink:
6. rurik ( 05/01/2006 09:43)
inona ny dikan'ilay femme fatale @teny gasy??:roll::roll:
7. mamzelkely ( 05/01/2006 10:32)
ka eo njinja tsika zao ry rurik kouu:roll::)
8. fasaly ( 05/01/2006 11:46)
:?::arrow::roll:
9. Herimiafina ( 05/01/2006 16:08)
vehivavy mahafaty, letal women, hehehehe:-D
Otran'ny te hanandrana an'izany izaho jerena izay maty voalohany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. pissoa ( 05/01/2006 16:23)
Misy efa te ho faty mihitsy ato izany!
11. lapino ( 05/01/2006 16:34)
Maty inona aloha e?
Dia ahoana no iantsoana ny vehivavy mahavelona? :-D:-D
12. adidy ( 05/01/2006 16:52)
Raha ny fandinihako ny antsika malagasy dia misy karazany roa: raha talohaloha ny femme fatale dia somary ngezangeza antonontonony, maneho sy porofo velona ilay hoe miadana am-panambadiana dia mi-flatter an-dramose hoe mahakarakara, fa raha @ izao dia ireo madama na madimozely kelikely mahatana bika foana na efa niteraka ary.
13. fitia2005 ( 05/01/2006 17:12)
dfgjdfbvn fnfndfnvvfvfn mlwmsqsdjioa zaz,d,d adqxcxw azertyuiopqsdfghj ; klm .
14. vale ( 05/01/2006 17:20)
Ny lhl angamba no tsara hamaly azy!:wink:
15. fasaly ( 05/01/2006 17:38)
adidy:

Raha ny fandinihako ny antsika malagasy dia misy karazany roa: raha talohaloha ny femme fatale dia somary ngezangeza antonontonony, maneho sy porofo velona ilay hoe miadana am-panambadiana dia mi-flatter an-dramose hoe mahakarakara, fa raha @ izao dia ireo madama na madimozely kelikely mahatana bika foana na efa niteraka ary.


zany ve no tena hatao hoe femme fatale?????:?:
16. fasaly ( 05/01/2006 17:45)
amiko ny femme fatale dia misy hifandraisany amin'ny fomba fiakanjon'ilay vehivavy vehivavy ny"style vestimentaire" izany hafa mintsy e!
17. kally ( 05/01/2006 18:36)
Amiko femme fatale izany tsy bika na endrika na fiakanjo fa ny fitambaran'ny bika, endrika, fomba fiakanjo ,fomba firesaka sy fomba fihetsika.
Vehivavy misarika (ara-nofo) ny lehilahy. Ataoko hoe vehivavy "janga" ve? Manakaiky ny dikany angamba io nefa tsy tena mahalaza azy.
18. mirana5 ( 05/01/2006 19:26)
:evil::-*:-*:-*:evil::evil:
19. diamondra27 ( 05/01/2006 19:38)
femme fatale zany le femme sahisahy e! nefa miakanjo hendry sy mampitodika ny bandy, somary sérieuse sy masiaka zay ny paoziny , mahery (mi domine), sûr d'elle. AZA AFANGARO ny femme sexy, femme facile, femme garce sy allumeuse, ary ny femme belle, femme qui pratique l'ancien metier du monde
20. fasaly ( 05/01/2006 19:59)
zay voalazan'i diamondra zay no hitako mahafehy azy!
afaka jerena am site anie de ho fantatrareo e! hahita ny sarin'i vehivavy femme fatale zany..:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1211