STEACK HACHE
1. diamondra27
(
06/01/2006 02:17)
Nisy steack hachés 3 hono zany nitsangatsangana tany anaty ala(forêt moa 'zany?), de nony nande elaela ry zareo de nanjavona ny anankiroa, de le iray sisa izany nitady nitady anjareo teny foana ka refa nahita azy ireo izy de nanontany oe: fa taiza foana 'nareo e? De namaly ireo hoe: on c'tait cachés;
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 18:58
10. mamzelkely
(
06/01/2006 14:18)
io njay dadabe fa tezitra meantitra vetivety eo nge enao eee:-D:-D
19. sasa
(
10/01/2006 04:11)
dadabe ary elah romotra be foana rehefa za no eo alohan'lah klé, fa ahoana mintsy e:-D:-D:-D:-D:-D
Veloo za tsy teo mintsy fa congé d tsy niditra teto mintsy, mbola handé za io izao:D:D:D
Veloo za tsy teo mintsy fa congé d tsy niditra teto mintsy, mbola handé za io izao:D:D:D
20. Veloo
(
10/01/2006 20:08)
sasa a njy ko zany tena mandede fona kle ka ho aiza ndray @ ity? :wink: dia tsara mandroso tsara miverina ary ooooo